Akanjo vao sy lamba tonta, divay vao sy divay tranainy.
61. prime (
10/07/2006 08:55)
Ilay sary mitehaka iny io mivadika =D io fa isaky ny manao an'iny ny tenanay dia lasa an'io... Dia ilay mitranga lela kely koa (maitso kely) lasa automatika mavokely mitranga lela mena dia tsy haiko intsony koa ny sasany... Toa mbola mety2 ratsy ihany ny ankoatr'izay...