Antananarivo tsy kitay, tsy varimaina

61. marozevo ( 04/07/2006 14:11)
Marina ve ? fa ahoana ?
Ankaratra kosa angamba fitambaran'Antanifotsy, Faratsiho, Betafo, Antsirabe I sy II. Fa ny Antsirabe tanàna (sy ny manodidina) kosa Antsirabe ihany ka....
62. prime ( 05/07/2006 10:28)
marozevo> ianao mantsy miteny hoe ny faritra mandroso indrindra... Fa raha ny tanàna no nolazainao dia nazava... miala tsiny nanapaka feeling...:°)
63. MTN ( 05/07/2006 15:04)
Toa nivadika tampoka teo ilay resaka. Koa maninona moa raha mandroso indrindra i Antsirabe.
Dia diso ve izany ny resaky solitikabe,
satria mandroso i Antsirabe?
Sady efa voalazany teo fa Tsy niteny ny faritany hafa aho satria ny Tantsaha eto Antananarivo no kely fidiram-bola indrindra. Aisory ao koa Antsirabe rehefa izay mampety azy.
64. marozevo ( 05/07/2006 21:20)
MTN > Tsy misy azonao akory izany resaka izany eh...
Tsaingotsaingoka fotsiny no azonao ...
65. MTN ( 06/07/2006 11:44)
namaky tsara hatrany ambony ka hatrany ambany aho, sa misy hevitra mihafina dia tsy arako?
66. marozevo ( 06/07/2006 17:29)
Aisory ao koa Antsirabe rehefa izay mampety azy.

Io no antony nahatonga ahy niteny hoe tsy azonao le resaka... Tsy nisy nilaza na nanao allusion an'io akory teo.
67. Solitikabe ( 15/07/2006 00:41)
Izay indray aho vao teto eh
Io an'i MTN no mamintina ny tiako ho lazaina fa tsy naharaka ny tany am-boalohany i Marozevo. Dia io ilay ilana fitiavana ny tany niaviana.
68. prime ( 17/07/2006 12:35)
69. saho ( 05/08/2006 08:38)
O!Ry Solitikabe>>>
Efa mba nitety ny faritra manerana ny Gasikara angaha ianao? Za aloha dia nahatsapa fa raha miha-betsaka ny vahoaka @ toerana iray, dia mihabetsaka koa ny olana, ara-tsakafo, ara-pamatsiana, ara-bola sns...

Saingy izao, lasa any @province daholo koa anie ny Merina afovoan-tany manana ny atao mamatsy sy mamelona ny anindrana e! Tadidio fa misy foana ny tsiny @ zavatra atao. Ka tsy Antananarivo irery no Gasikara. fa ny ranomasina no valam-parihiko...

Izahay dia velona foana na aiza na aiza rehefa mahay mihetsika fa asakasakareo be tsikera kanefa tsy mahavita na manome vaha-olana.

Ny asa vita no ifampitsarana
70. prime ( 07/08/2006 10:55)
tonga ny avia ry...:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075