Antananarivo tsy kitay, tsy varimaina
21. arson
(
20/06/2006 04:57)
xxx:araka ny hevitro de tsy io no tiany lazaina fa ao ny fanaratsiana be fahatany ny renivohimparitany e!
25. prime
(
20/06/2006 12:15)
hoy xxx:
Fa na iza miteny na iza mikôzy, ny tanàna koa manja raly a! Antananarivo tsy maintsy mandroso, Antananarivo tsy maintsy mivoatra...:@
Tsy kitay, tsy vary maina no fiteny. Entina ilazana ny olona tsy mitsinjo vodiandro merika, ka tsy mba nanangona kitay ary tsy mba nanamaina vary tamin'ny andro mafana sy nisy masoandro.
Fa na iza miteny na iza mikôzy, ny tanàna koa manja raly a! Antananarivo tsy maintsy mandroso, Antananarivo tsy maintsy mivoatra...:@
26. Solitikabe
(
20/06/2006 14:17)
Fomba fijeriko amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny ankapobeny io, fa tsy afaka ny hijery ny antsipirihany aho. Ka dia miala tsiny amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny rehetra.
Tsy niteny ny faritany hafa aho satria ny Tantsaha eto Antananarivo no kely fidiram-bola indrindra. marina fa kere any Atsimo, tsy dia mamboly ny Sakalava, ary main-tany any Atsimo atsinanana, saingy ny vidim-bositra iray dia 300.000Ar eny ifotony, ny trondron-dranomasina dia miakatra tsy miato, saingy ny legioma sy ny voankazo ary ny vary vokarin\\\\\\\\\\\\\\\'ny saha eto Antananarivo dia mila andafosana amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny taonina vao afaka ampitoviana amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny vokatry ny tantsaha amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny faritany hafa.
Ny vahaolana hoy ianao? Efa betsaka ny narafitra sy natonta ho boky, na nanaovana fivoriana nandaniana vola tetsy sy teroa. Efa tsy voaisa ny famatsiam-bola mandalo eto Madagasikara. Ka izay ny olana, fa ilay fitiavan-tanindrazana mihintsy no tsy ampy eo amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny mpitondra aty Afrika. Izay nohitako hoe tena mampandroso an\\\\\\\\\\\\\\\'ireo firenena Sinoa, Korea, Australia, HongKong.
1 izany mila finiavana amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny fitiavan-tanindrazana, fa tsy tany andevenana razana fotsiny akory. Ka ny mpitondra sy ny tariny no mitarika an\\\\\\\\\\\\\\\'io. Miankina amin\\\\\\\\\\\\\\\'io ny hafa rehetra, satria raha tianao ny firenenao dia tsy omenao anjakan\\\\\\\\\\\\\\\'ny vahiny ny harenany, ary manohana ny mpandraharaha sy ny teknisianina eo aminao ianao.
2 Mila fandrindrana ara-piarahamonina isika
3 Mila fanetren-tena avy amin\\\\\\\\\\\\\\\'ny mpitarika isan-tokony, fa tsy fanerena akory
4 Mila manery ny mpamatsy vola hanova ny fomba fijeriny, satria ireo toa manao avo fijery ka tsy manampy afa tsy ny efa manana
Tsy hiteny ny vahoaka aho satria ny hitadiavany izay mba kely ho arapany aza efa tsy araky ny sandriny sy ny sainy intsony.
5 Mila teknisianina tena matianina fa tsy teknisianina manara-drenirano fotsiny sy saribakoly

28. Fiffi
(
20/06/2006 18:25)
LazaRandri:^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
ho tanteraka ety an-tany anie ny sitraponao tahaka ny any an-danitra
29. marozevo
(
20/06/2006 21:25)
Solitikabe > Tsara.... saingy tsy feno satria tokony ho marihinao tsara ny "jalons" rehetra.
Oviana marina no nanomboka ireo zavatra lazainao ireo ? Avy amin'ny alalan'ny valin'io fanontaniana io no hamaritana ny part de responsabilité.
L'"ignorance" de l'histoire !!.... tu sais la suite.

30. MTN
(
20/06/2006 22:12)
Marozevo: Iza no afaka milaza ny tantara marina? Ohatra fotsiny: Maty ve Ratsimandrava? na hoe nankaiza ilay sambo Gasikara? ...
Raha entina mampandroso ilay fikarohana ny tantara dia tsy maninona. Fa raha ny hamantatra ny mpanao ratsy kosa, dia avy eo hiady aminy? Izy (ry zareo) anefa eny Ambohikobaka. Efa firy izay ny olona maty? tsy misy resaka satria vahoaka mahantra.
Tsy aleo ve fanehoana torohevitra toa an'i sipa solitika be izao no aseho. Za aloha manainga izay manana hevitra na kely aza mba hamoaka izany eh. "Ny hevitra tsy azo tsy aman'olombelona"

31. prime
(
21/06/2006 09:23)
Misy ny mahalala ny tantara marina fa tampenam-bava... ary izay mahasahy eo dia efa ny CIS no manara-maso anao... Mailomailo e!!!8-)
32. arson
(
21/06/2006 11:24)
tsy maintsy mba misy kosa ny fiarahamiasa e!raha tsy zany de eto fona isika no raisina.Na vaoka madinika izy na vaventy.
37. Solitikabe
(
22/06/2006 03:20)
Ka izao kosa eh, efa nomeko anie ilay vahaolana, na tanjona na tetikady dimy tokony tratrarina eh. Ny vahaolana hafa efa any amin'ny DSRP, ny MAP, sy ny sisa tsy voatanisa. Fa raha mahita hafa ianareo dia afaka milaza kosa eh
Ny hoe jalon indray aloha tsy dia miady hevitra aho hoe oviana no nanomboka ny fahantrana, fa misy io ary toa tsy hitadiavam-baliny fa hitadiavam-bola. Dia eto isika sy ny valala miady eto foana 60, 70, 80 taona.
Ny tantara an... Raha ratsy ny teo aloha dia avalony dia manao tantara vaovao indray. Fa io koa no tsy mampandroso antsika. Ilay tantara tsara very, fa ilay tantara ratsy no roritina be. Nefa na izany aza dia ilaina ny tsikera. Tsy misy tonga lafatra eh. Avelao hiteny izay hiteny, avelao hanambara izay te hilaza. Fa tsy tongobolo ny eto ka tapenambava, ary tsy mpiasan'ny tontolo iainana ka tsy mahita afa tsy gidro.

38. LazaRandri
(
22/06/2006 03:55)
Solitikabe:hahaha! ny vola betsaka fa ny gidro omena azy no sy misy? hahaha
Fa tsy tongobolo ny eto ka tapenambava, ary tsy mpiasan'ny tontolo iainana ka tsy mahita afa tsy gidro.
39. naritsimba
(
22/06/2006 05:07)
solitikabe> Aoka ho fantatr'ise, fa RENIVOHITRY MADAGASIKARA Antananarivo ary inoako fa Malagasy Ray Malagasy Reny ise. Izaho mamaly an'ise dia avy eto Antananarivo fa lehibe tany @ Faritany Atsimo.
Aoka tsy ny ratsy araka ny voalazan'ise no tanterina eto "Raha ratsy ny teo aloha dia avalony dia manao tantara vaovao indray. Fa io koa no tsy mampandroso antsika. Ilay tantara tsara very, fa ilay tantara ratsy no roritina be".
Ise anefa no tena milaza ireo ratsy hitan'ise raha io voalazan'ise tary @ voalohany io.
Tadidio fa eto antananarivo no ifanotofana ny fianarana ary tsy iza no tena mameno ny tanana fa ireo avy any @ faritany, mifandray @ ireo mpitondra mpitondra fanjakana avy any anindrana tsy tapaka ny tenako fa raha sendra mba nahita ny toerana fiavian'izy ireo dia gaga sy talanjona fa eto Antananarivo izy ireo dia mipetraka @ trano be mijoalajoala fa rehefa any aminy dia tsihy no gorodona ary trano kely no ipetrahany. inona ny antony? anjaran'ise no mamaly izany. Inona moa no iadivan'ny olona tsy avy eto Antananarivo hipetraka eto Iarivo? ao raha, ary iza moa ireo miady sy mitokona lava @ resaka Bourse eny @ Oniversite an'Antananarivo fa tsy ireo avy any @ Faritany?
Koa mandiniha aloha vao manoratra ary avadiho im-pito ny lela vao miteny.

40. arson
(
22/06/2006 07:10)
so may eo lela-solitika be.hahahaha nodorana t@ kitay de may ny vary mamay:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tongava aty M/car manabe vo ny tany e!
Tongava aty M/car manabe vo ny tany e!