Antananarivo tsy kitay, tsy varimaina
41. prime
(
22/06/2006 07:16)
solitikabe::-D:-D:-D izaho izao mpiasan'ny tontolo iainana nefa mahita favy noho ny gidro dia ahoana?????:-D:-D:-D:-D
Fa tsy tongobolo ny eto ka tapenambava, ary tsy mpiasan'ny tontolo iainana ka tsy mahita afa tsy gidro.
44. Solitikabe
(
22/06/2006 10:14)
Naritsimba.
Ny ahy aloha tsy tantara ratsy no nolazaiko, fa ny olana iainan'ny ankamaroan'ny olona mipetraka eto Antananarivo amin'izao fotoana izao eh. Tsy mitantara aho hoe iza no nanafika ny foko iza tamin'ny taon-jato. Fa io no misy aloha dia narosoko.
Ny mampalahelo fotsiny dia menatry ny miaiky ny olona angaha hoe mahantra ny toerana niaviany. Akory moa fa izay no fijerin'ny rehetra
hoy ianao hoe "ireo mpitondra mpitondra fanjakana avy any anindrana ...eto Antananarivo izy ireo dia mipetraka @ trano be mijoalajoala fa rehefa any aminy dia tsihy no gorodona ary trano kely no ipetrahany"
Tsy hitako ny olana amin'io aloha, fomba fiainany izany. Ary Antananarivo renivohitr'i Madagasikara ka afaka mipetraka eto daholo ny gasy rehetra. Ny Karana aza afaka mipetraka eto, ka isika indray ve no manao valala. Sady hitako hoe ohatra tsara ny ataon'ireo mpitondra avy any an'indrana satria tsy te hiavaka amin'ny vahoakany izy, ary tsy miavona amin'ny taniny. Tsy tokony alaina tahaka ve izany. Ny mpitondra sasany mantsy rehefa alevina vao fantatra hoe hay kay iny avy eny amin'iny faritra iny
Miala tsiny eh

45. prime
(
22/06/2006 10:52)
Solitikabe> miala tsiny aloha fa toa te hampiditra resaka hafa mihitsy i naritsimba, tsy ny fankanesana eto antananarivo no olana na ny fonenana eto fa ny tsy fifandanjam-pifandraisana. Hoe mba tokony tsy hanadino ny tanàna nihaviany avy ny olona fa ny hoenti-manana tokony mba hampandrosoana ny any aminy avangongo eto antananarivo dia avy eo lazaina hoe antananarivo iangarana... sa diso aho naritsimba???:lol:
46. marozevo
(
22/06/2006 13:48)
Solitikabe > Mba tsy hisian'ny fiangarana ary, raha tena tsy milaza ny tsy mety tokoa ianao araka ny voalazanao, fara faharatsiny raiso hatreo amin'ny fahaleovan-tena fotsiny. Tsy mila dissertation lava fa fintino... Ataovy ambony mizana tsy miangatra izay heverina ho "tsara sy ratsy" nataon'ireo nifandimby... Sarotra be ve izany ?
47. Solitikabe
(
23/06/2006 02:04)
Dia raha fantatry Marozevo anefa hoe iza no nampahantra an'i Madagasikara. Io olona io ve na ireo ekipa ireo dia inoanao fa na hogadraina sy vonoina aza dia hampanankarena avy hatrany ny Malagasy izany?
Ndao atao hoe Ratsiraka no nampahantra an'i Madagasikara. Dia mino ve isika fa rehefa saziana Ratsiraka, na gadraina dia ahafoana ny trosan'i Madagasikara ny lamandy azo avy aminy.
Tsy miteny akory izany hoe tsy tokony saziana izay nanao ratsy. Fa sazio izy.
Saingy tokony samy hijery ny rehetra hoe tena tiako marina ve i Madagasikara, sa tiako ny mivarotra ny hareny?
Tena Tanindrazana marina ve i Madagasikara, sa fanariana Razana?

48. prime
(
23/06/2006 05:18)
Solitikabe> Izay vao manomboka mahaliana ny resahinao... ka raha tia an'i Madagasikara ve dia Antananarivo aloha no tokony jerena manokana araka ny nitarihinao ny lahadinika????:wink:
49. marozevo
(
26/06/2006 21:26)
Fa taiza moa aho no niteny hoe gadrao dia afaka ny trosa, sa efa fantatr'i Solitikabe ny zavatra miandry azy ireo
Sady raha voaporofo koa moa fa nampahantra an'i Madagasikara ilay debanareo, raha toa ka nisy lalàna voadikany, inona no manakana antsika, - anay manko eh,- tsy hanasazy azy, toy ny anasaziana ny olo-meloka rehetra.
Fa izao koa... fa Faritany aiza na iza àry, araka ny hevitr'i Solitikabe, no sady manana kitay no manana varimaina.
Za no adala fa i Solitikabe tsy hamaly an'izany akory.

50. Solitikabe
(
27/06/2006 01:56)
Marozevo. Tsy ny fitadiavana na ny fitanisana lava izao hoe iry no nampahantra anay na iry no hampiova ny fahantrana efa mianjady.
Nahoana no Antananarivo tsy kitay tsy vary maina. Be tantsaha Antananarivo saingy tsy mahavita taona. Ary ny tsy miasa rehetra dia tantsaha daholo.
Saingy manatalenta Antananarivo, ka io no tokony trandrahana amin'ny tetik'asa maro be hampandrosoana ny mponina eo aminy. Mila finiavana io.
Ny mpamatsy vola tsy te-hanome vola an'Antananarivo hatrizay, eny fa na hatramin'izao aza. Asa angaha, fa ny tetik'asa Kapaoty no tena ilofosany eto an'ivon-tany. Mila hovaina io.

51. marozevo
(
27/06/2006 20:47)
farito kely ary aloha hoe ilay Antananarivo lazainao. Antananarivo tanàna ve, sa Antananarivo faritra, sa Antananarivo province. raha province manko dia diso ny analyse-nao.
Tsy ny mpamatsy vola no tsy te hanome vola hatrizay, fa ry Ratsiraka, mpampizarazara Tanindrazana no nahatonga izany fitongilanana izany.

52. Solitikabe
(
27/06/2006 23:25)
Ahoana moa no lazainao hoe diso ny hevitro, raha ny faritanin'Antananarivo io?
Hatramin-tsika miteny izao dia mbola hoy ny mpamatsy vola hoe: "Ny faritra atsinanana tohanana tsara ara-bola sy ara-tetikasa fa manana personnes d'influence goavana be ireo"
Raha mijery fotsiny ianao dia izao. Ny olona any amin'ny faritany samihafa dia afaka mifampiresaka amin'ny deputeny avy, amin'ny zava-misy na tsy mety. Saingy tsy mety toa izany ny eto amin'ny faritanin'Antananarivo. Tsy manam-potoana ny depute. Izay ilay ilazako hoe mila fitiavana ny tanin'ny tena; tanindrazana.

54. marozevo
(
28/06/2006 20:34)
Ataoko hoe diso ny lazainao raha province no resahina. Ny antony mahatonga ahy hilaza izany dia asa na fantatrao fa Antsirabe anie ka ao anatin'ny provincen'Antananarivo eh...
Io indrindra no manamarina ilay lazaiko fa avy amin-dRatsiraka io fa tsy inona akory.
"hatramin-tsika miteny izao....gooavana be ireo"hoy ianao.
Io indrindra no manamarina ilay lazaiko fa avy amin-dRatsiraka io fa tsy inona akory.
55. prime
(
29/06/2006 11:05)
marozevo> marina koa nefa ny ambaranao fa tsy t@ andron-dratsiraka ihany fa efa nanomboka hatr@ tsiranana...:lol:
56. marozevo
(
29/06/2006 14:28)
Raha ny tena marina aza aloha dia niara-nanomboka tamin'ny fiandohan'ny tantaran'ny olombelona ny tsolotra eh... Ny anarany fotsiny no samihafa. Oay, mifangaro le resaka le aza ah...
Efa nanomboka tamin'ny fiandohan'ny tantara ho'aho io resaka io, fa ny an'i Madagasikara kosa dia tsy laoniny loatra ny vanim-potoana 1975 - 2001.

57. Solitikabe
(
29/06/2006 22:31)
Tsy haiko na taiza tao Antsirabe ianao na taiza. Fa tena hatramin'ny vehivavy mibaby ao Antsirabe dia mandray angady daholo mba te hivelona. Satria ny lehilahy lasa manao ira-kely na sarakantsaha any an-teoran-kafa mba sitrany ahay.
59. marozevo
(
30/06/2006 21:08)
Solitikabe > Izay no mampandroso an'Antsirabe, satria samy miasa daholo na lahy na vavy, ary tsy mifidy asa. Mba jereo ange ny vehivavy any Ambatondrazaka eh...
Fa ianao ve tsy manaiky fa Antsirabe no anisan'ny faritra mandroso indrindra eran' i Madagasikara ?