L'ESPAGNE COMMENCE BIEN

1. Fanja1 ( 15/06/2006 04:52)

BERLIN (Reuters) - L'Allemagne a pris mercredi une sérieuse option pour les huitièmes de finale de la Coupe du monde en s'imposant à l'arraché 1-0 face à la Pologne sur la pelouse de Dormund. Plus tôt dans la journée, l'Espagne avait frappé fort pour son entrée dans le Mondial de football en infligeant un cinglant 4-0 à l'Ukraine, le plus gros score jusqu'ici dans la compétition.
novalian'i Aino ny 27/06/2006 19:43
2. diamondra27 ( 15/06/2006 05:02)
fanja: ié hitako omaly io 4 be 'zao tena manana avantage izy aloha e
3. Fiffi ( 15/06/2006 05:09)
hummmm! eo ary le ekipa tsy hampoizina fa miakatra an!
4. Fanja1 ( 15/06/2006 05:35)
ie, otrany hitako tsy hamokatra ilay brésil, sahirana izy teo iny an!
5. mandrindra ( 15/06/2006 06:00)
fiffi, i espagne kosa ve dia hoe tsy ampoizina, manana mpilalao kalza anie ry zalahy ireo e. fa tsy mihoatra ny 1/4 aloha na izany aza e.

fanja1, ny ahy izao ny fahitako azy dia ho resin'ny rep tcheky i italia dia lasa faharoa ao amin'ny goupiny. dia hifandona amin'i bresil amin'ny 1/8è dia latsaka i barazily
6. Fanja1 ( 15/06/2006 06:06)
mandrindra za kou mitovitovy hevitra aminao ihany
7. mandrindra ( 15/06/2006 06:11)
vita hatreo ny an'i bresil e, tsy isan'andro ny fetin'ny ankizy :D
8. Fiffi ( 15/06/2006 06:18)
mandrindra: ka zao ange eh! ny ekipa tena natanjaka be heu...aiza ho aiza zao ? fa misy hoa ekipa tsy nampoizina ary hihisy mihintsy io an! Aiza ho aiza zao brésil ? zany angamba ve no hatao hoe "mbola ho ambony ny ambany" ? :-D:-D:-D:-D
9. Fanja1 ( 15/06/2006 06:39)
Fiffi sady ny bôlina wa boribory, misy tsy ampoizina ho tafakatra mihintsy.
10. mandrindra ( 15/06/2006 07:03)
aiza ho aiza zao hoy i fiffi, any alemaina daholo ry zalahy ka :-D:-D:-D
11. hery ( 15/06/2006 07:30)
Fiffi> I Espagne aloha anisan'ny kalaza amin'ity mondial ity ary efa nampoizina ho lasa ambonimbony ihany.

Mety ho ny iray amin'i Suisse na France no hifanandrina aminy amin'ny 8e de Finale. Kely dia kely izany ny chance-ny hahatonga azy ho @ 1/4
12. mandrindra ( 15/06/2006 07:41)
i frantsa raha mbola io taktika mampiasa milieu défensif roa io dia tsy handresy an'i espagne zany ka. na i corée du sud aza mety tsy ho laniny.
13. Ragadona ( 15/06/2006 07:51)
Nahita an le lalaon ny bresil voalohany ve nareo dia hoe tsy tafa ? Aza hadino fa hatramin izay dia sahirana foana izy amin ny match voalohany saingy miarina ihany izy avy eo, hohitantsika eo moa ny tohiny. Ireny hita tonga dia mamiratra ireny aleo hanao matsch 2 na telo amin ny ekipa tsy mitovitovy tactique alo vao tena fantatra. Espagne zao ho ahy mbola tsy afaka miteny aho hoe ho lasa izy satria mbola Ukraine no nanaovany kanefa osa io ekipa io ka afaka nampihatra izay tactique nomaniny ny espagnols. Jereo fotsiny ny cas n-dry rainiboto tamin ny Pologne iny fa tsy araka ny niheverana azy, nifohafoha volo rainiboto ary tsy ho nahita iny tokana iny mihitsy raha tsy nahazo karatra mena ny polonais iray
14. Aino ( 15/06/2006 08:51)
fa iza ilay anarany le grups lazainareo ity!! sa espagne mihintsy no fiantsona azy?
izay manko tys maharaka any izany na makafy ny foot aza.
15. naughtyboy ( 15/06/2006 08:55)
tsara fanomboana foana ny espagnols fa tsy manana ty le winning spirits tsy mbola lasa lavitra mintsy na kopy eropeana aza ny rainiboto mo @ fiodinana manaraka eo mitazana sisa efa tsy ela tsony , frantsa tsy mamokatra ko ny taktika ny domenech ka ra tsy miova io de @ lahady zao mody,angletera sy soeda reto zao no andrasana ny adiny
16. diamondra27 ( 19/06/2006 21:17)
naharesy an'i tunis akia ry zareo a
3 buts be zao mihitsy
lasa zao e
17. ronaldo09 ( 20/06/2006 07:21)
Afaka mitsikera izay te hitsikera ny Brezilianina fa ny amboara tsy maintsy mody any Rio de Janeiro .Bresil FOREVER.Momba ny Espagne indray tsy hankaiza io ekipa io 1/8 reo de mody .Sady mba oviana koa moa ny Espagnol no naneho lalao raitra hatramin'izay tantaran'ny Mondial nanomboka ny Taona 1930?Amiko amy maha mpitia baolina kitra ahy dia Ekipa 3 izao no mahafa-po ny lalao nasehony sady hita fa ho lasa lavitra :ny ekipam-pirenen'i EQUATEUR,i PAYS BAS ary i BRESIL zay vao avy nampiseho lalao mendrika nanoloana ny Australie .Hadinoy iEspagne na i Portugal indrindra moa fa ny Allemaina . I Allemaina zao hifandona amin'i Angleterre @1/8 de final de bye bye!
Fehiny :Final dia i Bresil sy Pays Bas
18. mandrindra ( 20/06/2006 09:07)
hoy i ronaldo09 :
Sady mba oviana koa moa ny Espagnol no naneho lalao raitra hatramin'izay tantaran'ny Mondial nanomboka ny Taona 1930?

tsy izay nahay baolina taloha ihany no mahay ankehitriny satrai samy manana ny fivoarany, ny mpilalao koa miova.
i espagne aloha amin'izao ny fijeriko azy dia 1/4 vao ho latsaka. raha ireo ekipa rehetra izay mety hifanandrina aminy amin'ny 1/8è, corée, suisse, frantsa, tsy hitako izay manana niveau handresy azy.
i equateur aloha dia mitovy hevitra amin'i ronaldo09 aho. tamin'ity mondial ity aho vao nahita andry zalahy nilalao fa ry zalahy ireo no hitako manan jeu collectif tsara indrindra hatramin'izao.
19. sasa ( 21/06/2006 04:46)
ronaldo09 hi hihihih i Allemagne sy Suede no midona kan; mbola lasa foana i allemagne eto, d i Angleterre sy Equateur, d mbola lasa koa ny anglisy eto, d ny adversaire an'i Bresil kou am 1/8 d final na Ghana na Italie na Republique tcheque mbola laniny tsara ireo, hi hihihhi hi Mandrindra kosa le adversaire an'i Bresil mintsy anie no tsy atahorana mintsy e, donc mbola miakatra 1/4 de final tsara izy kan!
Fa izao toa adinonareo mintsy le argentine, tena mba manao bolina koa anie ry zareo e!
:P
20. mandrindra ( 21/06/2006 06:29)
sasa, tsy adino i argentina fa jereo ny pronostic atsy ambadika atsy e.
fa i barazily ndray raha vao rainilita no mifandona aminy dia resy ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2924