L'ESPAGNE COMMENCE BIEN

21. naughtyboy ( 21/06/2006 09:27)
ny hollandes toa ho vita ketsany argentine androany ariva kle..
22. sasa ( 22/06/2006 05:06)
naughtyboy zavatra efa samy tafakatra ve lesy izy d hamono tena eo tsony jereo fa match nul :-D:-D
23. mandrindra ( 22/06/2006 07:06)
fa izao hifandona amin'i portugal i pays bas, dia avy eo mody amin'izay e.
24. rapala ( 22/06/2006 07:22)
tena nampalahelo ranga i angletera, efa nanantena ny handresy kanjo minitra vitsivitsy talohany fifaranana de ni-skorou ry suede tsssss
25. jajaf401 ( 22/06/2006 17:05)
Match combine iny eh; tsy tokony ho Suède no hanahirana ny angais ;
Fa ESPAGNE indray bien efa hatry ny ela eh! voaporofo hatry ny Champion's league !!
26. sasa ( 23/06/2006 02:59)
raha izao no fandehany d i Bresil sy Espagne no mety hidona any am 1/4 d final
Moa i Allemagne sy Italie midona any am 1/2 final, tsy d tiako aloha le izy e! satria raha vao lasa eo am 1/4 le Allemagne d tsy tafakatra i Argentine, nefa reny no mba equipe reveko njinja ao.
Fa mbola ho bol be koa le Ghana sy Bresil ity
27. mandrindra ( 23/06/2006 07:17)
espagne aloha dia anisan'ny tena atahorana e. hatramin'izay dia nanana mpilalao kalaza i espagne saingy ny kitra ao amindry zareo no tsy mampandeha azy. taloha dia 40%n'ny mpilalaon'ny ekipa nasionaly dia nalaina avy ao fc barca, ny 40% manaraka avy ao amin'ny real de madrid. ireo anefa dia klioba mpifankahala mihitsy ka indraindray misy tsy fifanarahana eo amin'ny samy mpilalao. nanomboka tamin'ny arrêt bosman dia lasa vitsy an'isa sisa ny mpilalao espagnol ao amin'ireo klioba roa ireo. izany dia nahatsara kokoa ny fiarahamiasandry zalahy ao amin'ny ekipa nasionaly.

sasa, lanin'i argentine amin'ny 1/4 ireny alemana ireny ka. dia i bresil koa ho resin'i ghana na dia hita fa nampiseho endridalao tsara sy mahafinaritra aza omaly. nefa sarotra ny mitsara an'ireny satria zero pression ry zalahy miakatra eo ambony kianja. moa ny défense jap miandry sy mifixer joueru fa tsy miattaque baolina.
28. Aino ( 27/06/2006 19:43)
raha ny ahy sami hirery indray dia aleoko maka any Barça ko toizay i Espagne.
tsy hoe i barça no akaiky dia io no alaiko fa tao ny espagne hatsin'izay tsy de namely hono ko.
29. Aino ( 27/06/2006 19:43)
raha equip hafa indray tsy haiko fa izaho tsy panaraka mondial sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2402