maillot de bain
61. vale
(
15/06/2006 19:55)
cutie:to manahirana be ny hany izy izany fa ny à ande ataoko mily bandy:P:-D de lazaivo tsisy malala an'io ndray ary hoe:P:P:-D:-D
aleoko lambahoany ry reto a :-D:-D:-D:-D
62. vale
(
15/06/2006 19:58)
vivi:vivi: taille 38? ao tsara izany kià!! ataoko fa tsy ho toy ny feana taille 48:-D kosa na de zany aza e!:roll:
raha taille 38 ianao nefa somary bb ihany fe d inona ndray ny maillot mety? za manko kely2ihany fa ny feko toa misy2 kely ihany!
d ahoana ?
63. cutie
(
15/06/2006 20:28)
Mpandefa : vale [ Valio ] 16-06-2006 00:55:06
Lohateny : Re : maillot de bain
Hoy i cutie:
aleoko lambahoany ry reto a
to manahirana be ny hany izy izany fa ny à ande ataoko mily bandy de lazaivo tsisy malala an'io ndray ary hoe
:-D:-D:-D:-D
64. diamondra27
(
16/06/2006 04:57)
vale: hay ve 'zany no dikan'ny lingitra e!
mily bandy indray:? tena afa elabe io teny io tsy henoko de tsy tadidiko(aza bedesina moa e! fa tena tsy mahay 'za an!)
cutie: de atao ahoana le lambahoany?
sikinina sa entina mandro any anaty ranomasina. Misy manao an'io tokoa nge any @ côte e!
vivi:aha taille 38 izany aloha de tsy misy mahamenatra na de be fe aza e!mbola tsy maninona izany
fasaly: hummmm :wink:
taiza ndray 'zao ny nahitanjy an'izany sariko izany aloha e! aza valiana eto an!
mandehandeha mahita raha ianao 'ty an! sao de mba le karana no hitanao fa tsy 'za:wink:

65. vale
(
16/06/2006 09:55)
diam: ny mily bady aky zvt efa talou be mintsiny no fanaovan'ny ol fa try amzao tsony kah!!
70. cutie
(
16/06/2006 17:54)
cutie: de atao ahoana le lambahoany?
sikinina sa entina mandro any anaty ranomasina. Misy manao an'io tokoa nge any @ côte e!
ie sikinina,fa tsy entina mandro alou e :wink:
75. diamondra27
(
18/06/2006 09:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
toa hoe: any cap d'Agde akaikin'ny montpellier any no misy anjareo 'reo.
xxx:efa nahita ve ianao?
toa hoe: any cap d'Agde akaikin'ny montpellier any no misy anjareo 'reo.
xxx:efa nahita ve ianao?
76. boubounezy
(
18/06/2006 15:43)
ra mince enao dé lé 2pièces brézilien reny ny tsara
diamondra27:
mafana ny andro izao, mba te- ho any @ plage ka mba manontany oe:inona kay ny maillot mba metimety la 2pièces sa le mitohy, sa misy afaka manome conseil?
:-*:-*:-* ho anareo mamaly
77. sipagasy
(
18/06/2006 16:23)
izay tsara sy manedrika ary maneva anao ihany anaovana e! aza may entin'ny lamôdy
78. diamondra27
(
18/06/2006 19:05)
boubounezy: indrisy manko e! zay no blème
tsy manifinify tsony e
sipagasy:
'zay aloha e! fa hoa n'izay manaraka lamody vao androany atoandro nande t@ info fa le 1 pièece no lamaody de nooir le izy de nisy doré de nisy ihany koa pois noir et blanc
de ny teny farany nataon'ny mpanao coms de oe: ny famindranao ihany hono no maha -élégante anao ao anatin'ny le maillot???

79. vale
(
18/06/2006 20:46)
diams::wink:mmmmh!de raha ratsy famindra ve zany hono kia le ol de tsy élégante:roll:, nefa le maillot noir sy misy doré zany izao toa élégant ihany!mmmmh!!;-)