maillot de bain
21. Fiffi
(
13/06/2006 08:17)
mandrindra: heu...tsy string kosa eh! io ve de hanaovana eny @ plage ?
Fa na izany aza aloha an! heu...hanao vac no andehanako any ka izay mba mahafaly ny saiko no mba hataoko an! hihihih tsy hasiana stress fa avela any an-trano daholo zany hihihih
Fa na izany aza aloha an! heu...hanao vac no andehanako any ka izay mba mahafaly ny saiko no mba hataoko an! hihihih tsy hasiana stress fa avela any an-trano daholo zany hihihih
22. mandrindra
(
13/06/2006 08:27)
dia hitanao fa izay tanjona lazainao izay no mamaritra ny voalohany ny safidin'ny maillot hanaovanao
23. diamondra27
(
13/06/2006 09:20)
'za ry reto t@ mbola kely tsy nanao maillot de bain zany a! 3/4ans tonga de le any anaty ranomasina mifanenjika !
eeeeeeeee indrisy tsy azo nitohizana intsony zany. :(
Fa toa misy vhv ngeza ireny manao maillot de bain 2 pièces de asiany sikina kely ery ambany manifinify=transparent; milay ihany le izy refa dinihina

24. petakorona
(
13/06/2006 10:41)
ngah kia ndry ho any amorondranomasina ry diamondra??8O , dia miaraka @ iza akia ndry ? miankina amizay manko ilay tokony hanaovandry , raha toa ka ianao irery dia izay tinao fa raha miaraka amin'i lery :wink: dia aleo aloha izy hanotaniana , satria tsy mitovy ny heviny sy ny hevitry ny vhv serasera
25. diamondra27
(
13/06/2006 10:58)
petakorona:mafana be akia ny andro 'zao de mba lasa eritreritra fotsiny za oe: inona ny tsara anaovana eny @ plage, maillot de bain 2pièces sa le mitohy?
marina tokoa izany fa aleo anontaniana le avis-n'i lery e! sady izy ihany no tompony kou
marina tokoa izany fa aleo anontaniana le avis-n'i lery e! sady izy ihany no tompony kou
26. booboo
(
13/06/2006 11:21)
Aza anontaniana zany ny heviny fa mbô atao sirprizy no tsara. Tondé zay sexy indrindra @ 2 pièces hitanao anaovana :wink:
27. Fiffi
(
13/06/2006 11:30)
diamondra: heu...fa maninona akia no hanontaniana lery ? hummmm ! raha zah aloha tsy manontany azy zany satria tsy hitovy @ gout-ko izay tiany an!
mandrindra: :):-*
mandrindra: :):-*
28. tisera
(
13/06/2006 12:19)
:D zà izao vao nijerijery ireo natoron'i fiffi ireo fa dia misaotra é! fa ho an'ny mahitsihitsy tsy be tavitavy sady lava aloha dia OK tsara lé shorty sy jupette kely sy taille basse - fa raha vao taille 40 na taille 42 misy tavy localisés (ohatr'ahy izany ) dia aleoko ilay somary échancré kely ny ambany - misy tady kely na zavatra hafa (dia ny épilation no atao tsara mbô ts'isy hi-déborde ry volokely ) fa bikini ihany : 2 pièces fa ilay une pièce ange vao mainka manampy trotraka ny fahitana ny tsy metimety rehetra é! Ny ahy na any @ piscine aza dia 2 pièces ihany (fa ilay somary sport-port indray)
29. diamondra27
(
13/06/2006 13:42)
de ahoana aloha no atao analàna ny fahamerana e!
za tena tsy mety ny saiko @ le 2 pièces nefa tiko be le izy. Tena mila manao travail kely
mba efa miezaka nanao ireny amboninakanjo misy bretelle ireny fa le maillot de bain tena ohatran'ny mahatsiaro hoe: tsy misy na inona na inona izany eny aminao
mba atoroy ry 'reto a!

30. vale
(
13/06/2006 13:59)
diamondra27:ny 1 pièce ve tsy tsara hanaovana sipaoro eh? 2 pièces tsara koh! de le taille basse rah trisy kibo:^):^):^)
mafana ny andro izao, mba te- ho any @ plage ka mba manontany oe:inona kay ny maillot mba metimety la 2pièces sa le mitohy, sa misy afaka manome conseil?
:-*:-*:-* ho anareo mamaly
32. Aino
(
13/06/2006 15:11)
vale tsy tsara rney ko!! rehefa tsy zatra azy de hita hoe manelingelina be!!
33. vale
(
13/06/2006 15:46)
aino: ihihihihihih, sady raha vhv bebe "entana" koa tonga de,,,,ihihihihihihihih:oops:
34. tisera
(
14/06/2006 05:11)
diamondra>>> ahoana ary ity menamenatra ity ! asio pareo na mambahoany kely indray aza aloha rehefa mandehandeha eny @ plage dé rehefa mitsofoka ao anaty rano vao mi-bikinié! Esory ao an-tsaina hoe misy tsy mety ny bikako etsy na eroa fa ilay fahafinaretana manala azy eny amoron-drano fotsiny eritreretina . Ny ahy aloha ny zavatra hitako dia hoe : rehefa tsy éxagéré loatra ilay maillot : somary classique ihany , tsy transparent dia tsy manintona be ny mason'ny olona fa dia ohatry ny vahoak rehetra é: misy tena faran'izay kata....vy be aza fa tsy taitra akory izy satria ny blondes élancées ihany no tena mampierika ny vahoaka!!!
35. diamondra27
(
14/06/2006 07:24)
vale: hihihii, string tsy olana akia! fa tsy eny @ public fa :oops::oops::oops: na de maillot de bain ambany aza
tisera:ok andraso fa hanandrana e!
tsy mety le saina, le izy zaraina @ olona mihitsy no tsy eken'ny saiko. zaraina tiko lazaina eto de oe: hitan'ny hafa. Ho an'ny efa zatra sy tsy saro-kenatra de mande ho azy izany fa ho ahy manokana tena mbola tsy mety e! tena grave be ilay pudeur.
Taloha aza nanao col roulé sy akanjo lava tanana foana; fa mila travail be antaonany maro vao nekena le manao akanjo fohy tanana sy misy bretelle 'reny; de zao indray ity maillot de bain ity no blème;SOS

36. tisera
(
14/06/2006 07:32)
:)mandeha tsikelikely io é! Tsy atao ao n-tsaina hoe jerijeren'ny olona ! Lé fomba fiakanjo koa aloha misy fahazarana é! Izaho ohatra izao tsy sahy manao minizipo mivoaky ny trano nefa tsy mampaninona ahy ny manao short kely sy débardeur . Nefa ange lé short koa fohy ihany é! Mila fahazarana tokotrany
38. miantra
(
14/06/2006 10:12)
Izaho koa olona ohatran-dry io ry Diam , fa ny ataoko izao rehefa mitondra ny ankizy any amin'ny piscine aho dia any manao exercice manala henatra mba manao deux pièces fa ilay eny amin'ny plage aloha dia eh!eh!eh indrindra moa ka hoe misy gasy hono ery lavi-davitra ery!!!! Ny gasy mantsy tsy misy dongadonga ohatra ahy:wink::wink:
Fiffi: Merci tamin'ireo modely :-*:-*
39. diamondra27
(
14/06/2006 10:22)
miantra: ié za koa any @ piscine sahy satria vao alana le serviette tonga de anaty rano tsy miala ao raha tsy afaka adiny 3, sady mba misy vague koa le piscine sy jacouzzi de milay be, fa le plage be olona be kouu
bienvenue au club e
bienvenue au club e
40. tisera
(
14/06/2006 12:46)
diam , miantra ::o izaho tena botrefona mihitsimihitsy an(taille 40/42)! Ny maso mijery hono angetsy mitondra mody é! Mety tsy hitan'ny gasy ery am-pita akory hoe dongadonga i miantra fa lavitra be izy .... moa na hitany aza moa maninona é: ny andro mafana , ny tena maka vakansa dia mba manala azy manao bikini maivamaivana ohatr'izay vahoaka : ireo modely nomen'i fiffi ireo misy maotimaotina tsy mandratra ny maso . Dia any @ magazay @ izay izany izao rahampitso mijery izay tianaé ! Allez lzs filles à vos bikini pour l'été :-*:-*:-*