maillot de bain
41. fasaly
(
14/06/2006 15:35)
amleoui:
le 2 pce alo n tena am le oui e! sady sexy b enao @ zay; hita tsara n tena bikanao @ io! fa az adino fotsin alo n manala poils sao d oaina eo.
miakina am bikanlay sipa io fa tsy hoe milay ny 2 pièces de hanao kou ry vavy ny lanitra rehetra.....raha vehivavy ronde be kosa veuh de hanao deux pièces:wink:
42. tisera
(
14/06/2006 16:04)
fasaly a! lé 1 pièce no tena tsy mety aminkabotakely fa mifariparitra be izay tsizy ry hatavizana :}:}:}
44. vale
(
14/06/2006 17:08)
fasaly: koa raha mba tsy misy kompileksa kosa akia izy?! fa rah tsy izay indray de le 1 pièce mba misimisy motifs reny, voninkazo,sns, na kolera madera koa mety ho tsara raha ronde be!:)
45. vale
(
14/06/2006 17:15)
le 2pièces , dia style misy ohatry ny ceinture kely reny koa tsara !!(ho an'zay "taille fine",mmmmmmm!):wink:
46. vale
(
14/06/2006 17:18)
tisera:hahahahaha, tisera: ndao ary hanao bilondy be daholo tsika vhv eh,ihihihihih:wink:
diamondra>>> ahoana ary ity menamenatra ity ! asio pareo na mambahoany kely indray aza aloha rehefa mandehandeha eny @ plage dé rehefa mitsofoka ao anaty rano vao mi-bikinié! Esory ao an-tsaina hoe misy tsy mety ny bikako etsy na eroa fa ilay fahafinaretana manala azy eny amoron-drano fotsiny eritreretina . Ny ahy aloha ny zavatra hitako dia hoe : rehefa tsy éxagéré loatra ilay maillot : somary classique ihany , tsy transparent dia tsy manintona be ny mason'ny olona fa dia ohatry ny vahoak rehetra é: misy tena faran'izay kata....vy be aza fa tsy taitra akory izy satria ny blondes élancées ihany no tena mampierika ny vahoaka!!!
47. fasaly
(
14/06/2006 17:34)
tisera:
fasaly a! lé 1 pièce no tena tsy mety aminkabotakely fa mifariparitra be izay tsizy ry hatavizana :}:}:}
ountssssss une pièce mba takona ny defaut plis plis sy ny bourelet rehetsa kouuuu!:°) aza mba manao randrana tsy manedrika ny tena zany wa!!!!!!!
48. fasaly
(
14/06/2006 17:37)
vale ho an'i tsara nono te ho bronzé de ny monokini kou tsara :wink:
efa wa! une pièce ihany no tsara ho anlay ronde beuh kosa e! marina e! mbam isy zavatra tokony ho sahaza sy tsy sahaza kosa e!
efa wa! une pièce ihany no tsara ho anlay ronde beuh kosa e! marina e! mbam isy zavatra tokony ho sahaza sy tsy sahaza kosa e!
49. tisera
(
14/06/2006 19:24)
:wink: dé aleo manana izy roa dé mifidy rehefa tena ho eny amoron-drano é!
50. vale
(
14/06/2006 20:01)
fasaly:fasaly:-ié:wink:
vale ho an'i tsara nono te ho bronzé de ny monokini kou tsara :wink:
efa wa! une pièce ihany no tsara ho anlay ronde beuh kosa e! marina e! mbam isy zavatra tokony ho sahaza sy tsy sahaza kosa e!
- ;-)ko misy lingitra le ronde koh:-D:-D=))
51. diamondra27
(
15/06/2006 04:51)
vale: inona akia ny dikan'izany lingitra?
mety le misy motif be kolera reny marina no tsara sy mety aminay ngoza tony an
andraso mba hanandrana na'izany hoe: je m'en foutiste 'zany oe! vao mivoaka ny cabine ngamba tonga de manao demi-tour.... sa mba atao anaty eritreritra oe: lasa 'zao, courage fa ny namana sera² ao aoriana ao (an'eritreritra io an!)mamporisika sy manome courage
de miroso miroso tonga de plonge hihiih

52. tisera
(
15/06/2006 07:31)
:)tsara mihitsy izany ry diam a! dé mba mitsilailay koa fa tsy voatery hijanona ao anaty rano ao foana koh!
54. fasaly
(
15/06/2006 15:35)
diamondra27:
mety le misy motif be kolera reny marina no tsara sy mety aminay ngoza tony an
an han! kou raha tsy efa tsy hitako ny sarin'i dima kou!:wink: tsara courbe tsara io! karà andilana gitara:P
io kou nge nangeza aza lay oul miakina am bikanlay oul ihany no mapanendrika analy 2 pièces na tsia e! raha tsara forme na ngeza aza de tsy mi choké tena ronde beuh lay une pièce ihany manafina ny defaut dia uni no tsara maintsy ohatra , sady reny maillot reny misy ny somary sady gaine en meme telmps de mamitina tsara ny vatana:wink:
55. diamondra27
(
15/06/2006 15:57)
fasaly: tsssss chutttttt:-$:-$
njy an!tena kobo letia e! tratran'ny ampamoaka njay 'ty marina a!:-*:-*
njy an!tena kobo letia e! tratran'ny ampamoaka njay 'ty marina a!:-*:-*
56. vivi
(
15/06/2006 16:48)
raha taille 38 ianao nefa somary bb ihany fe d inona ndray ny maillot mety? za manko kely2ihany fa ny feko toa misy2 kely ihany!
d ahoana ?
d ahoana ?
57. fasaly
(
15/06/2006 17:03)
vivi: bienvenue dans le club zany, beuh fe!:-D:-D:-D
ny tsara de 2 pièces ihany aky a! aza afenina ny fe raha iny fotrony no ngeza fa vao maika aza mamoaka ny forme lay deux pièces manome ny vleur ny corps:wink: lay fatorana kely reny ny sisiny:P8)
diam: hay tokou mou!!!!:wink::-$:-$:-$ zà kou petram-bava tsssss!:-D:-D:-D

60. vale
(
15/06/2006 19:48)
diam:le oe lingitra=)):oops: ve? euuu,,,,:roll:,,,be dohika be de sady be sisika nefa tsy mety:oops::°):°)