Vady tsy tia fety na mivoaboaka
61. soanja
(
16/06/2006 22:33)
diamondra27:
Aino::-$:-$
ka efa mahazo ny tsara le olona de mbola mimenomenona foana de esorina eo aminy ny azy de ho tsapany avy eo hoe: hay ve tahak'izany 'reny vady maditra sy tsy tia ahy ireny na tsy manaja ireny e!
raha vao mivoaka eo io tonga de palan'ny sasany. Ngah ny olon afaly aminao mahazo vady tsara zany, fa ze hampisy blème anao ny ataony.
Diamondra a, na dia handeha mbamin'ny inona eo ity fianatsika eto an-tany dia mahatokia ahy ianao fa tsy hivadika amiko ny vadiko satria tia ahy sy tiako. Tsy mampaninona ahy na hivezivezy eran'ny izao tontolo izao izy satria mahatoky azy aho.
62. sakaizakely
(
16/06/2006 23:07)
Mitovitovy cas isika izany, saingy amiko tsy ataoko olana fa tena hita aza fa maripitiavana be izany ka hitady inn indray e ? Ny vadiko taloha mivoaka foana miaraka @ namany isaky ny week-end @ 5-6 maraina vao mody. Fa 1 volana alohan'ny niterahako dia tena niova tanteraka izy ary lasa contraire ben'ny taloha aza. Sao misy manjo anay hono, dia tsy mety mivoaboaka toy ny taloha intsony izy. Izy koa dia tia ordinateur be nefa tsy mampaninn fa efitra iray no misy ny biraonay 2 dia tafaraka ihany.
Na tsy mitovy aza ny passions, tsy maninn ry Soanja a ! Atao fotsiny izay ahitana points communs. Nena koa dia afapo hono izy eo anilan'ny zanany sy ny vadiny fa tsy mila zavatra hafa. Na ny fianakaviany aza hadinony tanteraka, ary ny namany taloha dia mails sisa. Matoa izy mivoaka dia hitondra anay mitsangatsangana na mandeha mividy zavatra ho anay.
Dia tena antsika irery ange izy izany ry Soanja fa tsy izarazarana ka inn ny olana am zany ? Aza asiana fanontaniana fa izy efa mitsotra aminao fa izay no équilibre-ny dia hajao ary hifalio am'zao e ! Misy olona introverti be nefa équilibré tsara ny fiainany. Marina ny hoe friends are troubles fa mbola sujet lavabe mila fotoana malalaka tsara hi-développer-na azy. :-*

63. soanja
(
17/06/2006 01:38)
sakaizakely:

Misaotra betsaka aky sakaizakely amin'ny torohevitra. Manampy ahy be ny fahafantarako fa tsy irery mihitsy ny vadiko raha tsy manana namana afa tsy izaho fa misy olona be dia be toa azy any ary tsy hita hoe olana ilay izy. Mba eritreritra mandalo fotsiny mantsy ny ahy sao dia misy zavatra eritreretiko hoe hodiantsy hita nefa tena eo ambany maso ka saika nitadiavako ny fanampianareo. Ny hevitrareo dia miasa amiko tokoa. Misaotra aky a.:-*:-*:-*:-*
65. sakaizakely
(
17/06/2006 17:53)
Soanja, manana vie sociale ihany ange le vadinao rehefa miasa iny ka tsy irery mihintsy. Ny vadiko dia hitako fa be hanihany be tena manala azy mintsy any ampiasana, tsarabe ny ambiance ndry zareo any. Ampy azy izay fa tsy mila en plus izy. Izay aloha no fanazavany tamiko e ! Ka rehefa hariva sy week-end izy dia tsy te handany fotoana @ rendrarendra sy ny namana isankarazany fa te hanararaotra ny fianakaviany sy ny tokantranony. Tsy priorité mintsy aminy ny namana izany, plus maintenant.
Ankoatr'izay ny lhl dia tsy mba tia kiresadresaka izany. Ils viennent de mars, ary ho andry zareo les paroles ne sont pas nécessaires. Isika vhv no tena mila mi'extérioriser. Resabehivavy e ! Nefa jereo ny fiafarany matetika. Ny an'ny lhl anefa tsy mba misy fosafosa sy fialonana izany fa mazava tsara ny fiarahana, rehefa tsy mifankahazo dia tsy mifampikasoka dia izay. Ohatra fotsiny io an ! Ka amintsika dia inimaginable ilay olona tsy tia miresaka sy miévacuer izay ao ampo, @ lhl izany tsy tena important ! Samihafa mintsy ny lhl sy ny vhv e ! Mais c'est ce qui fait leur charme et le nôtre. :-D:-D:-D Les différences s'attirent:-*

66. soanja
(
18/06/2006 04:43)

Oai, tena variana mihitsy aho ry sakaizakely fe tena mitovy tsy misy valaka tokoa ny toetran'ny vadintsika. Ny vadiko koa dia tia sangisangy be mihitsy amin'ny mpiara miasa sady tsy miavona mihitsy eo anivon'ireo olona ireo. Saingy any ihany fa raha vao hoe misy mi-inviter hoe andao hisotro sy ho any amin'ny Bar dia efa tsy mahazo azy izay. Zah indray dia ny fotoana ankanesana hiarahana amin'ny namana no tsy misy fa satriko foana mba hivoaboaka any saingy efa ao anaty tokatrano dia aleo milamina fa indray mandeha isan-kerinandro ihany no mivoaka miaraka amin'ny namako.
67. sakaizakely
(
18/06/2006 11:29)
Hitanao izany fa tsy cas isolé akory ny vadinao. Ataoko angamba fa rassurée tsara am'zay Soanja. Eto @ misy anay dia toy izany daholo ny profils-n'ny lhl. Tsy haiko na signe de maturité izany na ahoana fa dia afapo fotsiny enay vhv dia ampy izay.
Asa moa nareo raha efa mananjanaka fa ny raisonnement n'ny vadiko dia tsy te hivoaka hiaraka amina namana izany hono izy fa te hanararaotra hiaraka am zanany. Zara raha mahita ny ankizy 1h/j izy mantsy ka compréhensible ihany ny faniriany hiaraka amin'izy ireo rehefa week-end ohatra.
Ary Soanja ve miasa aloha e ?

68. soanja
(
19/06/2006 12:53)
Tena miasa be tsy misy ohatr'izany mihitsy aho. Ary ny olako indray dia ny fotoana eo akaikin'ny vadiko no tsy ampy saingy koa mila manana namana aho fa tsy ampy ahy raha vadiko izany fotsiny eo amin'ny fiainako, efa tsy fidiny aza hoe any Dago daholo ny havana.
69. sakaizakely
(
19/06/2006 14:58)
Raha izay ny équilibre-nao ry Soanja dia ataovy izay ahitana compromis fotsiny a ! Isika vhv moa araky ny nolazaiko anao mila mi décompresser @ fanaovana sorties isankarazany, miresadresaka sns...
Zaho koa taloha dia toy izany, fa nony teraka dia lasa tsy mahafoy zanaka intsony dia lasa tsy dia important loatra lay mivoaboaka toy ny taloha ireny. Ny fianakaviako koa eto Frantsa daholo ary mifankahita matetika ka tsy dia tena olana loatra ilay tsy mivoaboaka na dia mahatsiaro tena ho vitsika momba kitay ihany aza indraindray :-o
Ao fa enao izany mety hody hanatrika mariazy atsy ho atsy :oops::oops: hahita ny fianakaviana :^)

70. source
(
21/06/2006 07:12)
soanja:
Hono hoy aho azafady fa hiresaka tokatrano indray eto. Inona no azo atao amin'ireny lehilahy tsy dia tia fety ireny na hoe aleony ao an-trano foana fa ao no mahafinaritra azy ary tsy manana namana firy fa ny vadiny no best friend-ny ary tia ordinateur be mihitsy. Rehefa feno ireo dia afapo izy. Rehefa anontaniana anefa izy dia sambatra tsara mihitsy ary afapo amin'ny fiainany. Izaho anefa mahatsapa hoe misy tsy ampy ary mampalahelo ahy izy satria hafa ihany izany mba mifandray amin'ny any ivelany izany, mamonjy fety matetitetika ary mandehandeha mahita raha.
Manao ahoana i Soanja.
Izaho dia olona tahaka an'io resahinao io tanteraka fa saingy izaho tia mivaoka. tsy dia manana namana loatra aho satria misy fitenenana hoe "aleo tsy manana toy izay anan-dratsy". Tsy aleo ve ary izy mba ao an-trano foana hita eo toa izay mirenireny any ambadika any foana. Raha izaho ilay vehivavy miaraka aminy dia sambatra aho satria hendry ny vadiko nefa koa raha toa ka tiany hiova ny vadiny dia izy no manao izay hiovan'ny vadiny @ izay itiavany azy satria izaho no porofo fa raha tena tia tokoa izy dia afaka mba manao ny zavatra tian'ny iray sans qu'il y ai un quelconque problème.
Misaotra