Vady tsy tia fety na mivoaboaka
42. soanja
(
12/06/2006 12:13)
Izahay anie miara mivoaka foana e. Zany hoe tsy miaraka amin'ny namana fotsiny. Fa izahay mitsam ihany. Ary izy tsy hoe eo amin'ny pc foana fa rehefa tsy eo aho dia tiany ny pc, rehefa tonga aho dia zavatra hafa indray no ataonay. Izy koa manana ny asany izay mahasahirana azy. Fa ity izy tsy manana namana iarahany mivoaka (lehilahy) no tena nahatonga ahy lasa fisainana. Aleony mijery mondial izy irery nefa miaraka amin'ny namana mijery no tena bonne. Izaho anefa kosa aloha tsy fotsy varavarana fa mba mahita raha ihany any ivelany any miaraka amin'ny namako.
43. fasaly
(
12/06/2006 13:29)
de tsara aky zany soanja a! reveo manja
aza mitady olana fa ny olana misy aza efa tsy hita zay hatao azy e!
mifalia raha tsy mandeha manenjika adalàna any ivelany any i ramose de mahaiza mi fampi comprendre am fiainany sy ny fombafomban'ny tsirairay fa izay no zava-dehibe:wink::-*

44. xxx
(
12/06/2006 16:23)
Tsy olana izany tsy manana namana izany rehefa mi- fampi-compromis - nareo dia izay ihany... raha manana namana eo izy lasa ianao ndray no adino ...
45. Herimiafina
(
12/06/2006 17:25)
Fa ny loza koa anie dia manjary manana naman intime koa ramatoa rehefa tsy manaraka azy ramosé e, vice-versa.
Sao ary ileiry de mi-tcht amin'ny sipa ao sanatria?
Sao ary ileiry de mi-tcht amin'ny sipa ao sanatria?
46. fasaly
(
12/06/2006 18:14)
izay tsy ferana ry hery fa ramatoa no tsy mahalala fa variana am namana any ivelany:wink::-D:-D:-D
48. Herimiafina
(
12/06/2006 20:51)
Refa tina ny vady ry zareo aza avela irery izany fa lasan'ny angatra sy ny avelo any anie iny refa tsy lasan,ny olonkafa e! Mba kaozy e! :-D
49. soanja
(
12/06/2006 21:16)
Raha izay resaka voalazanareo na ahiahinareo izay indray dia tsy azo ferana izany. Raha mba mahafinaritra azy kosa ny mi-chat sy mi-surf na amour virtuel any anaty PC tsy dia mampaninona ahy loatra satria fantatro sy tsapako ny ahy raha misy fiovana ny fitiavany. Fantatro koa ny habetsakin'ny hitiavako azy, hatramin'izao aloha dia mbola 100%. Amiko sy aminy karatra ambony latabatra ihany no fototry ny faharetan'ny fanambadiana ary ny fifampitokisana no andry mafonja amin'izany.
50. Herimiafina
(
12/06/2006 21:20)
Mety izany kah! Mety mihintsy e! Aleo manao carte sur table foana.
Fa izany eo ihany fa manimanina bar indray izaho izany fa aleo kaozina raim i rafotsy raha afaka mampirevy! :-D
Fa izany eo ihany fa manimanina bar indray izaho izany fa aleo kaozina raim i rafotsy raha afaka mampirevy! :-D
51. fasaly
(
13/06/2006 04:17)
soanja a! tena vola tantely be mintsy nge zany ny anareo roa e!:lol::lol::lol: de tohizo aza de mutady lana ytrony:wink:
52. diamondra27
(
13/06/2006 06:14)
soanja: wéééé super, t'es siora de toi an!tanjemo ihany an!
1mn monja tsy eo anilanao ange ka hummmmmmm, mety hahavita zavatra betsaka e!
nefa tsy mirary zavadratsy ho anao
mety mihaino radio na mijery film sy maka musik kosa izy e!
ny nareo kosa avy hatrany tonga de oe: sipa sipa foana refa eo @ ordi tssssssssssssssss

53. diamondra27
(
13/06/2006 06:16)
soanja a: sao de ity ary no valin'ilay kestion atsy ambadika oe: vady hendry
alefaso aty aminay aty izany fa zahay mitady vady :oops::oops:
alefaso aty aminay aty izany fa zahay mitady vady :oops::oops:
56. soanja
(
13/06/2006 12:14)
Tsy misy lehilahy tonga lafatra izany na vehivavy hoe anjely fa ny fifankatiavana sy ny fifampitokisana no atao be dia be.
59. diamondra27
(
14/06/2006 07:28)
Aino::-$:-$
ka efa mahazo ny tsara le olona de mbola mimenomenona foana de esorina eo aminy ny azy de ho tsapany avy eo hoe: hay ve tahak'izany 'reny vady maditra sy tsy tia ahy ireny na tsy manaja ireny e!
raha vao mivoaka eo io tonga de palan'ny sasany. Ngah ny olon afaly aminao mahazo vady tsara zany, fa ze hampisy blème anao ny ataony.

60. tisera
(
14/06/2006 07:35)
ratsy fanahy kosa izany maniry ratsy ho an'ny hafa izany ?! Na inona na inona aloha dia ny fifanajana , fifampitokisana ary fiataviana izay mahasoa ny vady ihany no mampaharitra ny tokantrano é!