Vady tsy tia fety na mivoaboaka
21. cutie
(
11/06/2006 18:37)
: soanja [ Valio ] 11-06-2006 04:24:47
Lohateny : Vady tsy tia fety na mivoaboaka
Hono hoy aho azafady fa hiresaka tokatrano indray eto. Inona no azo atao amin'ireny lehilahy tsy dia tia fety ireny na hoe aleony ao an-trano foana fa ao no mahafinaritra azy ary tsy manana namana firy fa ny vadiny no best friend-ny ary tia ordinateur be mihitsy. Rehefa feno ireo dia afapo izy. Rehefa anontaniana anefa izy dia sambatra tsara mihitsy ary afapo amin'ny fiainany. Izaho anefa mahatsapa hoe misy tsy ampy ary mampalahelo ahy izy satria hafa ihany izany mba mifandray amin'ny any ivelany izany, mamonjy fety matetitetika ary mandehandeha mahita raha.
Tena misy oul haiko mitovy @io mitsy.
Ny atoroko an-jy fotsiny de aza asarotina le fiainana:P
22. booboo
(
11/06/2006 19:06)
fasaly > tsy any @ resaka vola no tiako tenenina fa ilay mivôbôka sy mifety no samy manana ny définition-ny izy roa.
23. Herimiafina
(
11/06/2006 19:35)
Aza atao an'izany kosa ry zareo fa tena mety misy blem marina anie ao matoa izy tsy tia mivoaka e.
izaho izao tena tsy mba mirevy an'io mivoaka io mihintsy fa niova aho taty aoriana e, nentin'ny vadiko tany amin'ny bar de nandeha de hitako fa milay fa misy intimité ihany koa kay klé, de mba favy le izy, fa le blem taloha aza adino e!

25. soanja
(
11/06/2006 22:21)
fasaly:
toa niova version hafa mintsy njay nge zany blem n'i soanja zany ka tsy hay trony e!
raha io soratra lava beuh io ndray no ampitahaiko am itsy dinika nipetraka ambony itsy de samy hafa beuh...
heu......indry mintsy no midy blem na maitady blem zany raha ny fahitako azy satria nareo zany mba misy soritie iraisana ihany, izy mba tsy skotché foana eo am ordi zany....fa fotsiny tsy manana namana, inona no olana amzany....? tena tsy azoko ka!!!!!:roll::roll::roll::roll:
Ilay izy anie tsy dia blem manao akory e. Raha ny olana momba anay mitsam tsy hitako fa ny hoe tsy manana namana no tsy azoko. Ny fianako hatramin'izay dia namana daholo no nameno azy. I am an outgoing person (extrovert). Izay ilay fanazavana momba ahy raha tombanana indray mandeha. Lery tena introvert tanteraka. Dia izahay mitsam mifanala eo. Inona no mety, na tsara?. Ny tena antony aloha somary fantatro ihany fa notaizana tao anatin'ny fivavahana tena stricte be dia zara raha nanana namana na tamin'izy mbola kely aza satria sao voatarika amin'ny hadalana. Ka na dia izao aza rehefa taritiko hiaraka amin'ny namako izy dia hoy izy hoe Soanja, Friends are troubles. hoe namana = blem. Ny ahy anefa dia mahafinaritra ny namana. You have to explore, discover the wonderful beign that God created the humans. Tsy azoko ilay tsy manana namana ankoatran'ny vady satria ny vady vady ihany fa ny namana namana ihany. Ny azy anefa vady= namana which is half true (marina tapany.
26. fifyrhf
(
12/06/2006 01:11)
8O FA TENA TSARA ALOHA RAHATSY TIA MIVOABOAKA NY VADY SATRIA AO ANTOKANTRANO NO TENA FOTOTRY NY FITIAVANA KA ATAO IZAY HAHATAMANA SY HIJANONANA AO ANTRANO SATRI KOA MANTSY BETSAKA NY FANKAMPANAHY ANY IVELANY ANY SY NY ANTONY HAFA KA TENE ZAVADEHIBE NY FIJANONANA AO ANTRANO NEFA TSY MAMPIVOATRA INDRAINDRAY FA HOANY TANORA ALOHA DIA METY EEEEE.(l)
27. fasaly
(
12/06/2006 04:09)
soanja : zà kalou taloha be namana beuh e! fa nadaboko dooly fa blem foana no azo avy amini'reo tsy avy amiko ny olana fa zà vicitime foana satria diso tsotra lotra de araraotin'ny namana ka zà io zao tsy manana namana hoe handeha hivoaka e! sns, aleoko mandeha irery toy izay manana namana ratsy indrindra ny be felonana, ka ho manana blem ve zà amzay sa diso??????:wink:
28. Fiffi
(
12/06/2006 04:23)
fasaly: hummm ! zah koa aloha tahaka andry an! nefa tsy hitako hoe manana blèm zah @ zany ! choix io ! saingy ny maha-samy hafa fotsiny angamba de le hoe tsy tia mivoaka fa de milentika eo de eo !
heu....zah zao eto @ pc vao maraina be zao de @ firy na rahoviana indray aho vao hiala eto ? :roll: nefa amiko tsy blèm zany :)
heu....zah zao eto @ pc vao maraina be zao de @ firy na rahoviana indray aho vao hiala eto ? :roll: nefa amiko tsy blèm zany :)
29. booboo
(
12/06/2006 04:50)
Soanja > zà koa mitovy hevitra @ Fasaly sy Fiffi : tsy hitako zay olana @ zany. Zay no mampety ny fiainany sady tsy mi-déprime @ situation-ny izy no tsy mitaraina no tsy mpitoka-monina .... revy samy manana ny azy ouz lé hira zay
30. lapino
(
12/06/2006 05:50)
... ary mandehandeha mahita raha.
Mety tsy azonao an-tsaina ny raha hitany ao amin'ny ordi-ny ao an!! 8) Tsy aleony ve mahita raha mahaliana azy? :wink:
Izy koa izao mety mieritreritra hoe atao ahoana izao iny vehivavy iny amin'izay mba liana amin'ny zavatra mahasoa kokoa? :)
31. diamondra27
(
12/06/2006 06:26)
henoy tsara ny langage d'amour-ny ho'aho, fa na izany aza dia tokony hiezaka koa izy mba hihaino ny langage d'amour-nao, fa raha tsy izany de tia tena.
De samy miezaka nareo, ny azy internet no mahafatifaty azy, donc mba midira koa ianao internet mijery décoration trano, cuisine, fanabeazana ankizy etc... de somary tairo @izao ny vadinao oe: andao hanao concours kely @ jeu. Rehefa tsy tia izy na ianao de tsy maninona; fa ny moyen tsy mahaeo azy foana dia interrupter-nao @ fi-surfe-nao, satria mahatsiaro voaelingelina izy @izay dia voatery manao zavatra hafa.
Avadio ny rôle de tanjemo sao de enao injay no tamana eo @ devant ordi eo an!
de jereo tsara izay ataony rehefa tsy eo @ ordi izy, il tourne en rond ve sa mba tafapetraka ihany?

32. miantra
(
12/06/2006 06:50)
aza asiana olana akia izany ry soanja ah!
Za koa mahalala olona ohatran\'izany fa amiko ny mpivady dia natao hifameno, ka raha ny fijeriko azy dia mety tsara ny anareo.
Aza asarotina ny fiainana e! Izay no maha-izy azy.:wink:
Za koa mahalala olona ohatran\'izany fa amiko ny mpivady dia natao hifameno, ka raha ny fijeriko azy dia mety tsara ny anareo.
Aza asarotina ny fiainana e! Izay no maha-izy azy.:wink:
33. Fiffi
(
12/06/2006 07:37)
fa na izany aza aloha tsy aleo lavitra izy eo am-ptotrin'ny pc toy izay le mivoaka lava heu....mody alina be foana , misotro sns.....
35. miantra
(
12/06/2006 10:24)
Dia eo no mampalahelo ahy izy hoe dia tsy mba manana namana ve? Izaho rehefa lasa tena mahita fahafinaretana miaraka amin'ny namako. Dia izy tsy mba mahatsapa izany. Nefa izy hoe afapo tsara na tsy manana namana aza.
Raha araka io voalazan'i Soanja io dia tsy délaissé izy fa malahelo ny vadiny,nefa amiko tena personnalitén'ilay rangahy mihintsy ilay un peu solitaire.
Ny olona hoatran'ireny raha tsy mahita olona ohatra an'azy ho namana tsy mety mihintsy (ohatra : samy tia mitendry gitara, samy tia informatika....). Ka safidio tsara ny namana hiarahanareo.
Hoy ny fiteny hoe"olona mitovy revy no minamana e"
36. little
(
12/06/2006 10:43)
:-w, mivoaka eo io de hitan-dry fa alao ihany izy calma ao aloha raha izaho e!
37. fasaly
(
12/06/2006 10:52)
diam: ny njay kalou io jeux concours video sns io tsary voako e!:wink: raha concours manao raharaha amiko sy mahanjo sakafo de okay beuh zà:-D:-D
38. fasaly
(
12/06/2006 10:56)
Fiffi:
fa na izany aza aloha tsy aleo lavitra izy eo am-ptotrin'ny pc toy izay le mivoaka lava heu....mody alina be foana , misotro sns.....
marina ihany kalou io e! fa mba asiana limite kosa e! raha de sokotché eo foana tanjo hariva de mampite hanonjaka rano njay izy amzay! marina fa rehefa tratran'ny drogy am pc io de tena tsy tafàla trony fa mila mba tonga saina kely ihany njainjay:wink:
zà mitady ho tratra njainjay de tsy mahavita n'inona mahintsy de tonga saina ihany avy eo:wink:
39. soanja
(
12/06/2006 11:45)
Misaotra antsika rehatra namaly e:-*:-*:-*:-* Raha azoko izany ny tianareo teneninana dia revena manja fa tsy mila miova izy. Izy aloha reveko tanteraka dia aleo izany amboariko ny saiko fa araka ilay voalazan'ireo milamina izy. Tsy mahazatra ahy fotsiny mantsy no nahatonga ahy nanontany, izay ilay hoe eritreritra nandalo.
40. Fiffi
(
12/06/2006 11:53)
fasaly: hatraty akia io an! :-D:-D
soanja: fa na izany aza akia de mba teneno hiany izy mba.....hanajanona kely indrindray le pc hihihihh de heu..miaraka miviaka kely ? :)
soanja: fa na izany aza akia de mba teneno hiany izy mba.....hanajanona kely indrindray le pc hihihihh de heu..miaraka miviaka kely ? :)