Ny zanaky ny haizina.

41. Fiffi ( 17/06/2006 18:47)
marozevo:

Lesona atolotr'i Jesoa : Na ny zanaky ny haizina (izao tontolo izao) aza mahay mitsinjo ny ho aviny, dia ho ambakan'izany ve ny zanaky ny fahazavana raha amin'ny fitsinjovana ny ho avy mandrakizay ?
heu..zany aza ry zareo efa hatao hoe zanakin'ny fahazavana zany aloha tsy ho voambakan'ny zanakin'ny haizina eh! fa tsy tokony ry zareo ve no hanoro na hanampy ireo zanakin'ny haizina mba hijotra @ lalan'ny fahazavana ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1409