te hahazo nefa tsy mahay miresaka

81. Vaika
(
13/06/2006 15:41)
Diam : zay anie ilay mahavoa an'ny sipa e ! Tsy hay intsony mihintsy izay handraisana azy. Mba manolotra "flera" ny bandy dia mbola asiana condition ihany.
Ohatra mitovy amin'izany ilay sipa mikiakiaka be : "iiiiiiiiiii ! kadradraka !". Dia miala any ra-kôfy boay miaraka amin'ny pointure 45 ary tonga dia mikarepoka mihintsy (izay no maha-guérrier azy !). Indrisy fa izy indray no mahazo tsiny satria naloto hatramin'nilay moquette be vao napetraka. hany kah fanina tanteraka i ra-lhl rehefa eny amin'ny "terrain de chasse" (eny amin'ny plage ohatra):
-iiiiiiiii ! indray hoy ra-sipa, ary mila 1 segôndra be izao (ny boutons-n'ny alarme rehetra amin'io mirehatra menamena dôly !) vao kôpy i leiry hoe tsy requins no manafika fa ireto sipa kely no mody matahotra miditra rano mangatsiaka sady manao "appel de balle" ihany.
Sady mody mitsikitsiky i ra-lhl no mody manondratondraka rano koely. Vao mainka mibitabitaka ireto sipa ka taitra ny tontolo manodidina (indrindra fa ireo tovolahy mody mitanin'andro nefa miandry ôkazy sy efa ranga sofina !). Kinga ery anefa i kôfy boay kely nifantina sipa iray (1/10 ° de seconde dia vita ilay safidy !) ary mody mitantana moramora an'ilay jôba hiditra @ lalin-dalina (sady halavirina an'ireo mamba noana mbola variana mitanin'andro nefa vonona ny handroba !).
Tambitamby sy fankaherezna re 'zao ! Mifampitazotazona toy ny tsy mpifankafohy sahady ireto izy roa kely. Nony tonga an-tratra anefa ny rano dia mody naletik'i kôfy boay ilay jôba (sangisangy e !). Dia raikitra ny kilalao (i lhl mody resy fa sao vendrana an !) ary niafara t@ famimpihina (ilay rano ho'a mangatsiaka !) ary farany aza hono dia orok(oroka be mihintsy satria babon'ilay maso kely mi-charme i ra-sipa ka love tanteraka !;-)
Zay aza ilay kôzy ra-bonz a ! Efa en couleur mihintsy ilay tantara fa eny am-pela-tànanao izao ny baolina.;-)

82. donne
(
13/06/2006 16:57)
tsara ilay toro_hevitran'ilay bandy akama iray hoe : mba sahy² fa ny lhl manana basy !...
dia hoy aho hoe: tandremo sao antifikavana ilay basy ra_Bonz an
dia hoy aho hoe: tandremo sao antifikavana ilay basy ra_Bonz an

83. diamondra27
(
13/06/2006 17:38)
Vaika: tsara kosa le manolotra fleur aloha e! aza ajanona fa tena tianay iny(isan-kerinandro):wink:
Tena marina io anecdote io an! le vhv mahita atao foana nefa le kof mba efa manao effot, tanjemo ny mokety etc.... hitako t@ film io vao haingana; de sorena be le kofy nony avy eo
Tena marina io anecdote io an! le vhv mahita atao foana nefa le kof mba efa manao effot, tanjemo ny mokety etc.... hitako t@ film io vao haingana; de sorena be le kofy nony avy eo

85. Vaika
(
13/06/2006 20:29)
Bonz : efa tapa-tongotra sy voafatotra mafy dia mody mamokovoko e !
Ka nanao ahoana marina izy tao ra-bonz ?
Fingano haingana raha mbola tsy tanteraka ny kasaina fa ny valala anie hono tsy in-droa mandry am-bavahady e ! Mba lazao vaoavao mahafa-po ny namana fa liana mafy izahay.;-)

tena tianay iny(isan-kerinandro)Eeeeesiiiiy ! manjary tsy misy tsirony kosa ankia avy eo a ! fa rehefa izay kosa ny kômandy dia raikitra e (ovaovaina fotsiny ilay toerana fitangosana voninkazo dia tsy siriky ny pra mahintsy na hanakaramaina boay kely:°))

86. Herimiafina
(
13/06/2006 20:33)
Ny fika leisy ry zalahy refa tsy misy kaozy toa ireny tonga de orohana izy dia refa tsy mety dia tsy poainsa refa mety dai poainsa, hehehehe:-D

88. Herimiafina
(
13/06/2006 22:49)
Izayb mihintsy, iny tsy mila resak abe fa tonga de dircta, mety izy tsara, tsy mety izy, mbola misy 6 miliara eo mety hoe mety. :-D

89. lapino
(
13/06/2006 23:04)
Tsy be loatra ve izany 6 miliara izany ra-HM? Tena angalao 1 aloo fa za tsy izy kle! :-D:-D:-D

90. Herimiafina
(
13/06/2006 23:09)
Renejkaky oo leisy ry lapino! Mety ho mety elah raha sipa le izy kah.:-D

91. pissoa
(
14/06/2006 05:24)
Herimiafina:Ilay sipa tsy zaka tsy de koi fa ilay ianao mandraingiraingy voafelaka be avy eo no :oops::oops::oops: be :-D:-D:-D
Ny fika leisy ry zalahy refa tsy misy kaozy toa ireny tonga de orohana izy dia refa tsy mety dia tsy poainsa refa mety dai poainsa, hehehehe
lapino:Aleo angalany roa mihitsy :-D:-D:-D
Tsy be loatra ve izany 6 miliara izany ra-HM? Tena angalao 1 aloo fa za tsy izy kle!

92. diamondra27
(
14/06/2006 07:49)
tsy ho vita-ndrabonz zany tonga de manoroka zany fa izy aza saro-kenatra kou!
rabonz: resaho tsotra fotsiny izy aloha de refa elaela de lazao ze ao amponao (l)(l)fa aza atao ela loatra. Raha vao ela loatra de lasan'ny sasany sady izy koa ange mety efa miandry fotsiny e!de avy eo izy miteny any anantiny any hoe: efa ela no niandrasako an'izay acte 'zay , enfiiiiiiin!oufffff
tonga de biz be :*:*:*:*manadala
courage e!

93. Vaika
(
14/06/2006 09:32)
Ary efa kobon-dra-bonz moa ny anaran'ilay jôba ? Sao dia mikoropaka ambony ihany isika ato. Tokony hatomboka amin'ny fiharabana tsotsotra azy matetitetika mihintsy aloha ilay resaka a !
Henoy ihany i diam fa impiry aza ny sipa no sahy hampiseho ny fihetsem-pony ohatran'izao ra-bonz a !;-)
Henoy ihany i diam fa impiry aza ny sipa no sahy hampiseho ny fihetsem-pony ohatran'izao ra-bonz a !;-)

94. diamondra27
(
14/06/2006 09:57)
vaika: iny tokoa no mbola tsy hay na efa kobona tsia le anarana
de somary omena poème na mot d'amour simple Kely oe: veux-tu déjeuner avec moi? refa manolotra le voninkazo
de lasa ny resaka avy eo e!
de somary omena poème na mot d'amour simple Kely oe: veux-tu déjeuner avec moi? refa manolotra le voninkazo
de lasa ny resaka avy eo e!

95. andria
(
14/06/2006 13:12)
ny fomba ahafahana manatona olona vetivety indrindra dia atao izay maha important azy @nao @zay izy tonga saina ra tsy haina ny maneo signe (oh:indramana zavatra ,farany izay kely sy fantatra fa mora aminy,na anaovana compliment,...).rehefa ita izay hoe dans le bain dia zay vao alefa ny presentation dia mba ianimena ny resaka sady arahina sangisany kely,dia atao zay ahafantrarany ny tena point fort any mety mahaliana any aminao fa tsy mampidera vola loa a!ny maha enao anao aseho! d ataovy zay ahazoana sy izy aina ,tsy be fanontaniana fa asio debat fotsiny nefa tsy be resaka koa!(ny tena tsara indrindra dia ny mi se ridiculisé ny tenanao :-* a! tian'ny sipa iny(ny dikany iny mantsy dia hoe tena adala aminy enao.DIA MAHAIZA MANEHO VALIMPITIAVANA aminy rendre service aza adino

97. paingotra
(
22/06/2006 15:25)
Fiffi:
heu.....ahoana tokoa moa ? raha lhl aloha de tena tsy aiko an! raha vhv indray heu... koh ny mahazatra anie de ny lhl foana no mikoty ka tena tsy aiko :oops:
nahoana moa no lazainao fa ny lhl foana no manomboka! misy vhv tena tsy laitra amin'io resaka io, ianao indray no miahotra