te hahazo nefa tsy mahay miresaka
41. Rainikarabo
(
09/06/2006 09:46)
Bonz> c ki risk gagne leisy fa izay tsy mi-risk oainina a, izay sahy maty ihany no mifono lambamena 8)
44. rapala
(
09/06/2006 12:35)
kou tsy mety daholo ve izay atao rehetra ry little rehefa maty sa?:-D
46. rapala
(
09/06/2006 12:53)
iza no sahy marina klé...
ny any Rainikarabo, maty de fonosana lambamena FA tsy halevina..
ny any little, maty de halevina FA tsy fonosana lambamena
=))=))=))=))
ny any Rainikarabo, maty de fonosana lambamena FA tsy halevina..
ny any little, maty de halevina FA tsy fonosana lambamena
=))=))=))=))
47. mamzelkely
(
09/06/2006 13:14)
ka io ange rapala samy manana ny tiny ee =))=))
rainikarabo possible anie ts maty nefa mifono lambamena ee nga reny lamba landy itafina reny ts fanaovana lamabe mena ko mo :roll::-D:-D
rainikarabo possible anie ts maty nefa mifono lambamena ee nga reny lamba landy itafina reny ts fanaovana lamabe mena ko mo :roll::-D:-D
49. totofy
(
09/06/2006 15:43)
miresaka lambamena indray ry zalahy :-D:-D :-D:-D, sa menalamba =))=))=))=))
50. Silo
(
09/06/2006 15:44)
tsy haiko mihitsy ianareo lhlhy tony ka!!!!!!!!!!!!!!
8O8O8O8O:wink::wink::wink:
8O8O8O8O:wink::wink::wink:
51. Vaika
(
09/06/2006 18:20)
Silo : Tout en finesse ho'a fa za ngah niteny hoe : "tonga dia birder-na tsotra 'zao !"
Aiza re nareo zany e !
Mbola tsy nahita sipa zany mihintsy aho nisendôtra rehefa tratran'ny révérence sy baise-main. Raha tsy sauvage be angaha ka hikasi-tànana nefa fitiavana no resaka. Tsika ndray miditra amin'ilay fantaisie kely fa tsy manao bodon-gerona be zany f'aza matahotra.
Ilay felaka indray tsy mampiontsona izany kah ! Tsapatsapa vody akoho, hono, rehefa tsy atody ve tsy ho tainy (ohabolana io fa tsy fampitahana an !). Rehefa voa isika dia miova cible indray e !:°)
F'aza hampitahorona kosa i ra-bonz fa tsara fanomboka kosa ny tantarany e !
Fa raha vao mangovitra kosa aloha manao ilay attaque dia ohatran'ny miantso loza k'aleo tsy atao mihintsy.

52. Vaika
(
09/06/2006 18:43)
Vaika> grav r'ise fa nampihariko ilay mampiasa maso, nitsiky ilay sipa sady nojereny tsara koa za, lasa niondrika sy nody fanina ndray ny tenanay.Bonz : Efa dingana lehibe izany ry leiry a ! Raha amin'ny fiteny miaramila izany dia toy izao : contact visuel, affirmatif mon colonel !
Nefa tokony tsy hilona ela indray ianao ra-bonz amin'ny dingana manaraka a ! Sao dia lasa faiblesse be indray ilay timidité natao ho atout teo.
Ka alohan'ny hidirana amin'ny approche scientifique indray dia analyser-ho tsara aloha ny situation.
Ka ahoana tsara aloha ny momba ilay jôba fa sao diso stratégie i toi e ? Mpifanolo-body rindrina ve ? Mifankahita matetika ve ? Misy namana hifandraisana ve ? Sa ahoana mihintsy ? Gasy sa vazaha ? raha vazaha mantsy dia tena tsotra de tsotra fa ny mot de passse : "je t'offre un café ?" dia raikitra na tsy raikitra avy eo.
Ny tena olana mantsy rehefa mikôty jôba ka tena tsy misy azo hanampy tosika kely (namana manao présentation ohatra) dia ilay mi-briser glace iny tokoa. Ka izay no lazaiko hoe : ilay maso hamitahana azy. Nefa etsy andanin'izany ilay fo midobodoboka indraindray tena mampiraiki-dela mihintsy ka manjary miteniteny foana na tonga dia mijaridina be tsy mahetsika intsony rehefa hi-passer à l'action (amin'iny fotoana iny indrindra no misongona tampoka ry zalahy dia ianao ilaozan'ny omby mihahaka avy eo, poa a ! aza mahazo ny ohatran'izany).
Nefa anie tsotra ihany ny fanafodiny e = self-control ! Tsy miseho ho mahay akory fa toro-hevitra fotsiny ny ahy an (avec le recul leitsy dia ohatran'ny mora daholo fa tsy hoe inona akory).
Ilay self-control mantsy dia ohatran'izao : ohatra hoe niampita arabe ianao dia tsy nanam-po fa saika voahitsaka nefa tonga dia nahay nirifatra tampoka namonjy aina. Tamin'ny fotoana namonjy aina iny ianao dia tsy niasa mihintsy ny saina (tonga dia ohatran'ny déconnecté zany lay cerveau). Mitovy mihintsy ianao saika voahitsaka sy tsy maha-resaka amin'ilay sipa : ny émotion be loatra !!!!
Mampitony an'iny émotion iny no atao hoe : self-control. Ahoana ? Hoy ny scientifiques ankehitriny hoe : "la cohérence cardiaque". Rehefa milamina ny émotion dia mandeha ho azy ny haingam-panahy Rakoto a !;-)
55. Fiffi
(
10/06/2006 04:58)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
56. lapino
(
10/06/2006 15:31)
Vaika> grav r'ise fa nampihariko ilay mampiasa maso, nitsiky ilay sipa sady nojereny tsara koa za, lasa niondrika sy nody fanina ndray ny tenanay.
Sipa efa zaka kay nenareo no atao manahirana kle! Tsisy tsapatsapa vodin'akoho intsony zany, fa tonga dia ... hmh??! ;)
Tonga dia reveo am'ze paikanareo any fotsiny ra-Bonz fa efa izay a! ;)
57. pissoa
(
10/06/2006 15:40)
Hihihi, zany ngamba le we te hividy ny lohany nefa matahotra ny masony e 8O
59. pissoa
(
10/06/2006 16:00)
Fa lohan'inn :roll:
Hihihi, ary ananan'i Vaika doly ny teorian'ny fikaotiana sipa kle :-D:-D:-D
Hihihi, ary ananan'i Vaika doly ny teorian'ny fikaotiana sipa kle :-D:-D:-D
60. lapino
(
10/06/2006 16:08)
fa lohan'inn ndray no tadiavin-dry ho tsapatsapaina e? :roll:
Fa jereo am'zao ary, efa tara aminy daholo mihitsy ny sipa ato :wink:
Fa jereo am'zao ary, efa tara aminy daholo mihitsy ny sipa ato :wink: