te hahazo nefa tsy mahay miresaka

21. Herimiafina ( 08/06/2006 17:25)
fa ny olana raha be resaka le sipa de refa tafiditra ise de hiahaka tokoa ny tokantrano fa dia ho lava lela etsy sy eroa i rafotsy. Grande gueule, hehehe=))
22. totofy ( 08/06/2006 18:07)
ôtran' ny mahafinaritra izy zany ... mba hahitana zavtsa be ... sôa fianatsa hoy ny fiteny : mbô hampianaro fika môu zay ry zalahy é .... zay sarokenatra be .......:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))

toi Jane, moi tarzan

ary ra atao owé toi cutie, moi totofy :wink: mety vé ?
na hoe toi fiffi, moi totofy
handao owé jerena ny tohiny ....:?::?::?::-D:-D
23. diamondra27 ( 08/06/2006 18:31)
:-D:-D:-D

rehefa sarokenatra dia izay sipa manantona anao iny ihany no resahina e! de hita eo na inona no andrasany aminao ; raha namana de lasa namanao izy de asaivo ampidiriny @ namany ianao izany fa raha raikitra d'efa poinsa zany e!

tssss aiza koa no misy lhl menatra izany fa tssss
24. Bonz ( 08/06/2006 18:55)
Misaotra anareo rehetra nanoro hevitra fa dia misy raisina tokoa. Mankasitraka e!
25. totofy ( 08/06/2006 19:19)
diams :
ampidiriny


mba hampidiro za ry diams â !:-D:-D:-D:-D:-D
26. bellla ( 08/06/2006 20:17)
mazotoa mampiantrano vahiny ky diams a! :)
27. diamondra27 ( 08/06/2006 21:02)
bellla:ié, tsy olana e!
totofy::-D:-D:-D tsy olana f'efa nilaza za hoe: enao sarokenatra sady mitady d'efa lasa any le izy fa de mihetsika enao izany an!:wink:
28. sasa ( 09/06/2006 04:55)
za aloha tsy mahay klé :-D:-D
29. rapala ( 09/06/2006 06:23)
Bonz: just be yourself...aza be fikafika izany:)

za mbola tsy nahita lhly sarokenatra izany, toukoua io :wink:
30. mamzelkely ( 09/06/2006 07:24)
ary ra tonga de tsorinha aminy ftsn e mora koko ange zay ee tsory ftsn we tiko enao de zay ko inn n blem8)
31. mandrindra ( 09/06/2006 07:41)
bonz a, arakaraka hoe sipa atao inn aloha ?
32. Bonz ( 09/06/2006 07:46)
mandrindra> sipa sipaina ry ise a.
rapala>mety hoe "tsy sahy" no hilazako azy angamba, na koa mety hoe "complexé" angamba ny tenanay.
Vaika> grav r'ise fa nampihariko ilay mampiasa maso, nitsiky ilay sipa sady nojereny tsara koa za, lasa niondrika sy nody fanina ndray ny tenanay.:(

Ilay resaka entina hanaovana "brise glace" sy hitondrana ilay resaka makanimakany mihitsy ange ny olana ry zareo e.

mamzelkely> raha enao ve mifanerasera amiko matetika, tampotampoka eo za miteny hoe "je t'aime" de mety?
33. mandrindra ( 09/06/2006 07:50)
bonz, ka ilay hoe sipaina anie misy karazany vtraky be e. hitorina fitiavana sahala amin'ny any amin'ny opéra ve sa ho asina fotsiny sa atao fangalana gouter ets ets ...
34. mamzelkely ( 09/06/2006 08:02)
mety ho gaga za fa hanotany anao za ka fa aôna inn n mahatonga an le izy ts haiko bdb
35. rapala ( 09/06/2006 08:07)
bonz: fa ahona no complexé izany e, lhly manana basy fa mba sahisahy=))=))=))
36. pissoa ( 09/06/2006 08:35)
Dia aza miteny e. Tsy hokotiana ve ianao ny farany :roll:
37. Silo ( 09/06/2006 09:09)
Mahavariana sady mahagaga indray itony fombanareo lhlhy reto ka !!!

vaika>>sady mba raisidraisina moramora ny tànany. Tsy ferana koa anie ny tonga dia mody mihezaka ny manao horokoroka...mijery ny halalin'ny rano aloha. Aza hadino mahintsy ilay regard dia henjeo mandrak'hariva ny mason'ilay jôba (sady charmer-ho), sans agressivité et avec souplesse letsy ra-bonz a !

Raha izaho aloha no sipa atao an'io de mahazo tefa-tsofina ilay lhlhy, satria tsy fomba izany, olona vao izao ianao ve no hikaoty azy de pendipendina ,y tananao!...

Mahaiza miresaka aminy fotsiny fa ny tanana tsy mikitikitika azy raha mbola tsy nanaiky anao izy.

Sady lhlhy tia izany tsy mba saro-kenatra ka!
Matoa ianao ry Bonz mataohtra azy de tsy ampy ny fitiavanao azy. Ary aza mba complexé izany !!!
38. rapala ( 09/06/2006 09:40)
silo: eny wa, mba hampianaro ny 'bro' anao tsy ho complexé sy sarokenatra izany :D
39. totofy ( 09/06/2006 09:44)
diams :
tsy olana f'efa nilaza za hoe: enao sarokenatra sady mitady d'efa lasa any le izy fa de mihetsika enao izany an

aiza fa tsy arako ?=))=))=))=))
40. totofy ( 09/06/2006 09:45)
sasa :
za aloha tsy mahay klé

avia aty ampénarikô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4978