hisaraka (bodo)

61. Santiona ( 03/06/2006 08:14)
misaotra betsaka an'i Cutie na tsy feno aza lé izy.
Efa misy hohiraina aho zao. Fa tsy la la la la la fotsiny.:-D
MIsaotra betsaka an'i mandrindra koa e!:roll::roll::roll:
62. Fiffi ( 03/06/2006 13:39)
la ! la ! la ! la ! la ! la ! :)
63. cutie ( 03/06/2006 14:33)
Mpandefa : Santiona [ Valio ] 03-06-2006 13:14:18
Lohateny : fisarahana
misaotra betsaka an'i Cutie na tsy feno aza lé izy.
Efa misy hohiraina aho zao. Fa tsy la la la la la fotsiny.
MIsaotra betsaka an'i mandrindra koa e!

tsy misy fisaorana ao:*
64. Fiffi ( 04/06/2006 03:59)
:arrow:
65. mandrindra ( 05/06/2006 07:40)
cutie, tsy maty fa nitsipozipozy :-D:-D
santiona, fa maninona no mipitrapitra ?
fiffi, inn ndray no tianao lazaina amin'io flesy io ?
66. cutie ( 05/06/2006 12:30)
mandrindra, ary zao manao ahona:P
67. mandrindra ( 05/06/2006 12:48)
vao mahita anao dia velona be :-D:-D:-D
68. cutie ( 05/06/2006 18:30)
:lol:
69. mandrindra ( 06/06/2006 07:32)
:( kay ianao tsy hita tampoka
70. cutie ( 06/06/2006 12:29)
ka toi tara foana koa:P
71. mandrindra ( 06/06/2006 12:50)
ka io anie efa mazava hoa fa tara foana zah rehefa i cutie e
72. ikalakintina ( 06/06/2006 13:24)
mandrindra8O8O
73. mandrindra ( 06/06/2006 13:34)
fa maninn ikalakintina, zalozy angaha :D
74. Santiona ( 06/06/2006 13:36)
lasa salon de chat ato zany an!
tsy koi e!:wink:
75. mandrindra ( 06/06/2006 13:47)
santiona anagaha moa ny saka manana salon ?:-D:-D
76. cutie ( 06/06/2006 19:05)
:-D:-D:-D:-D:-D
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-06-2006 17:50:12
Lohateny : Re : hisaraka (bodo)
ka io anie efa mazava hoa fa tara foana zah rehefa i cutie e

ndao hiova toerana ndray fa betsaka ny mpitsikilo :-D
77. mandrindra ( 07/06/2006 19:57)
ho aiza zany isika ? :D
78. cutie ( 07/06/2006 19:59)
any @ tsy be mpitsikilo , sa avela ho may reo :-D
79. mandrindra ( 07/06/2006 20:58)
avelao ho may any fa mitikitikina loatra ka :-D
80. cutie ( 07/06/2006 21:05)
:-Deny wa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3143