hisaraka (bodo)

21. mandrindra ( 01/06/2006 12:18)
eo ihany aloha ka :-D:-D
22. cutie ( 01/06/2006 12:21)
eo aiza, za nga handeha:-D:-D:-D
23. mandrindra ( 01/06/2006 12:24)
tohizana le hot hot ka
24. cutie ( 01/06/2006 12:25)
ka efa hot hot hot mitsy lasa fire eo ny farany :-D:-D:-D:-D:-D
25. mandrindra ( 01/06/2006 12:27)
dia raha vao lasa fire dia tonga ny pompier mamono azy. dia hitanao fa ny avy any ivelany no manisy fetra azy :-D:-D:-D
26. cutie ( 01/06/2006 12:29)
ka matahotra ry zareo zao rsy zzareo avy ivelany njay no may :-D:-D:-D
27. mandrindra ( 01/06/2006 12:39)
gravy be zany pitikafo zany an :-D
28. cutie ( 01/06/2006 12:40)
ka te hanakaiky eo tsinona ka :-D:-D
29. mandrindra ( 01/06/2006 12:52)
ireny ilay mandray tsy raisina tsinona ka :-D
30. cutie ( 01/06/2006 12:53)
mety mba efa fay kosa ngamba:-D:-D:-D:-D
31. mandrindra ( 01/06/2006 12:54)
ho hita eo aloha e :D
32. cutie ( 01/06/2006 12:57)
sao de mbola misodisody ve :lol:
33. mandrindra ( 01/06/2006 13:02)
fa nagaha zany fantatra intsony tsy voavinany mihitsy izay mety ao anty eritreriny
34. cutie ( 01/06/2006 13:04)
fa ny eritreritro ihany ve no voavinany :lol:
35. mandrindra ( 01/06/2006 13:06)
efa hilazana fa tsy mahay ankoatr'izay hoa, mba e ee :D
36. cutie ( 01/06/2006 13:14)
:-D:-D:-D:-D
atsangano ny tanana :-D:-D:-D
37. mandrindra ( 01/06/2006 13:17)
efa natsangako ka :D dia inn ko no atsangana avy eo :-D:-D:-D
38. cutie ( 01/06/2006 13:20)
zay ihany alou fa........:-D:-D:-D:-D
39. mandrindra ( 01/06/2006 13:23)
tsy nahy naminany indray aho le, noheveriko fa ny tanana ilany:-D:-D:-D
40. cutie ( 01/06/2006 13:27)
:-D:-D:-D:-D
non tanana ray ihany de ampy :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3772