tsiahy mampihomehy
62. niryna
(
26/01/2007 21:09)
Fiffi:
ny ahy indray de zao: maika be loatra zah hanenjika izay magazay zay fa efa ho tonga ny ora hidiany .
Nihazakazaka mafy de tsy voatandriko fa vitré be daholo ny varavarana , noheveriko fa misokatra be ! kanjo inona ? boummmm ! ny loha no nipoaka be tao , nitodika daholo ny olona tapa-tsinahy , zah nefa fanina be fa narary an! :oops::oops::oops:
'za ko efa tratra ohatran'io :lol::lol:
63. niryna
(
26/01/2007 21:12)
Fiffi:
ny ahy indray mbola misy 1 ity. Sady mamaky boky no mandeha hiany , Boummm tao @ poteau ny loha no niafara. (narary be an) :oops:
Fiffi a izaho variana namaky boky dia may ny laoka,nihezakazaka'za dia voafingana ny tongotro.8-)
64. niryna
(
02/02/2007 20:34)
Rafotsy:
Ny ahy indray vao tsy ela akory : nandray ireny varavarana miodina @ centre commercial ireny , ny tao an -dohako dia tapis roulant , niditra aho dia nitsatoka teo tsy nietsika , farany natosiky ilay varavarana dia coincé tao ny kiraroko ray ! Za tapatsinay fa ny zanako vavy no outre bé satria voatery niantso sécurité ni décoince ny kiraro!
=))=))=))
