tsiahy mampihomehy

41. Fiffi ( 04/06/2006 09:27)
:-D
42. vale ( 04/06/2006 12:02)
:-D:-D
43. mandrindra ( 05/06/2006 12:03)
:-D:-D:-D
44. tisera ( 07/06/2006 09:43)
:-D:-D:-D
ny ahy indray tany @ fatin'i dadabe-nay dia diso ny zavatra notenenin'ilay olona ( solon-drambon-damba tsy masaka hoy izy ) dia sendra nifanena ny masoko sy ny an'i dadafaranay dia tsy nahatàna fihomezana dia lasa nifindra tany @ hafa dia tena lasa "contagieux" ilay hehey fa na ny mpamangy aza nihomehy koa!
45. vale ( 09/06/2006 21:16)
hihihihihih:lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D
46. booboo ( 16/06/2006 04:23)
:-D:-D
47. fijo ( 05/08/2006 03:19)
ny ahy tamin'ny vao tonga taty frantsa,dia nirahana hividy mofo.
de toy ny mahazatra:"du pain SVP "avy dia mofo be izay no natolotry ny mpivarotra.
:"non Mr c'est l'autre"
le mpivarotra :"ça c'est une baguette"
menatra kely ny akama.any mada moa mofo dopaina ihany no filaza ko,za ve nahalala hoe kay izy ity misy karazany firy aty.
48. methode ( 05/08/2006 13:54)
hihihihi! Soa ihany fa fantatra zany! :lol:
49. cutie ( 05/08/2006 18:27)
fijo :-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 06/08/2006 14:17)
booboo> :-D:-D
Ny ahy na amin'izao fotoan izao aza mbola manao "azafady2 amin,ny teny gasy ihany raha sendra nahadika olona vazaha! hehehehe:-D
51. pissoa ( 06/08/2006 17:53)
Izaho rehefa misy miantso dia mbola miteny gasy foana aloha - izay vao tonga saina kely. Indrindra rehefa variana eto amin'ny serasera dia teny gasy no ao an-tsaina :oops::-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 06/08/2006 18:11)
Zah ry zareo tena lasa za-dratsy miteny kebany klé, tsy mahay teny frantsay tsara tsony fa lasa teny frantsain'ny kebany no mba haiko. nampaiandratsy mihintsy iny tany Canada fahiny iny klé. :(
53. pissoa ( 06/08/2006 18:24)
Inona izany kebany :roll:
54. Achia ( 09/08/2006 17:51)
Samoana:

T@ za 5ème miandry recreation foana isan'andro satria misy mpivarotra makasôka ngôdabe teo an-tokontany ( Paul Minault Androhibe ). Komany no fiantsonay mpinamana 3là an'ilay mofo goavana be.
Indray andro vao naneno ny lakolosy tonga de nihazakazaka hamonjy mpivarotra za no niantsoantso eran'ny tokotany hoe : "Komany! Komany! Komany! Sady mafana no milay!!!) Efa eo anoloan'ilay fivarotana sady manohy le hirahira no mandihy mihintsy. Hay sendra anabavin'ny prof-nay teo akaikiko teo. Kilasy terminale izy io ary tena.....komanibe!!!!!hihihi Izaho totozy kely eo anatrehany..Tonga dia felaka tsy nisy ôtr'izany no nahazo ahy fa noheveriny fa izy no hanihaniako...sady nitomany za no toran'ny hehy satria tsapako fa tsy hanaiky ny fanazavako mihintsy izy... Maika romotra ny anao vavy de niala any indray ny tehamaina fanindroany niampy hoe: " za angaha komany tany an-tranon'ity !!!" hihihi tsy adinoko mandrakizay hihihi


tena nampihomehy ahy ty tantaranao ty ry samoana :-D:-D:-D
55. iriko ( 29/10/2006 19:18)
taloha de misy fizarana kilalao @orinasa, t@izay aho mbola kely sady tena marotsaka kely mihitsy de noheveriko fa ny maha kely ahy no ahazoakoity kilalao, de hoy ilay zokiko hoe @ heritaona indry tsy mahazo intsony de hoy aho hoe: poy za zao hitomany foana de kely foana, de mahazo foana:-D:-D:-D:-D:-D
56. iriko ( 29/10/2006 19:24)
mbola misy iray ary tena nahamentra ahy, efa lehibe mihitsy aho t@izay, miantso ny trano fandefasana cinema foana izahay, mba te ahalala ny program, isaky ny miantso aho de answering machine foana no alefany sy henoiko, fa t@ ity kosa de tsy napoiziko fa olona tampoka no niteny !!! de hoy aho hoe:: mba te hiresaka @ computer-nareo izaho hihihihih :-D:-D:-D:-D:-D
57. mimich ( 31/10/2006 15:19)
Izaho totozy kely eo
samoana>:-D:-D:-D:-D:-D, oh tonga de azoko an-tsaina
miresaka an'ilay famangiana manjo teo fa tena ahitana fihomehezana amin'io raha raika io. Tamin'izay namangy de ndray mande zay an!! vao hiditra de efa nifanilahan-dry zalahy ny niteny, de nisy 1 zay aloha zany mba nanaiky , de avy eo an!! tafiditra ndray de tsy hita kay we aiza ilay olona vangiana fa de nalainy anjambany fotsiny eo eny am ze misy ny zanany satria ny zanany no fantatra fa ny reniny tsy fantatra , de le oll teo amin'ilay nitodihana no nampitodika any am tena izy , de nivoraka angamba ilay mpiteny fa nangovitra be ny lohany de tapaka ny tsinainay mijery azy avy ato aoriana, de rehefa hanolotra ilay valopy ndray de natolotra ilay valopy , kay re matory koa ity olona tolorana azy ity ee (ny poziny an!! raha jerena de oh reny oll tena ory be reny de miondrika fa sty matory lee tsy mitraka mihitsy ), teo aloha ko , teo koo, nodomin'ilay teo akaikiny vao nitraka nandray ny valopy , fa mbola tsy tafavoaka ny trano akory.te efa =))=))=))=))=))=))=))=))=)), tsy nisy nana'aina zahay.
58. booboo ( 31/10/2006 15:31)
:-D:-D:-D:-D
59. naughtyboy ( 31/10/2006 20:36)
ndray mandeha zay ko 6 taona teo ngamba za nisy rangahy zay nitady ny raiko tao antrano de za mo no sendra nandray azy teo ambaravarana nanontany ny raiko hoe iza zany? de novaliko mafy soamantsara hoe;misy rangahy lava2 loha io mitady any dada(mbola zaza manko de manta2 vava) ,nivoaka ary handray le olona ny raiko ary raha vao nahita le rangahy de tapatsinay be zay mianaka ,fa sahirana ihany ialatsiny @ olona avy eo..
60. Nickovy ( 02/11/2006 15:31)
T@ 1996 nivoaka ny valin'ny BACC de nangitakitaka be. Teny an-dalana de nampirehatra sigara kay moa lavabe ny afon'ilay brique de may ny volon'orona. Nihomehezan'ny olona teo:-D:-D:-D:-D Avy eo tonga tany @ Hall d'information de tena nerveux be mihitsy ka ny afo indray no lasa tao am-bava. Nataon'ny bandy fimehezana mihitsy. Soa ihany fa afaka soa aman-tsara=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1506