tsiahy mampihomehy

21. cutie ( 31/05/2006 12:20)
booboo io ary njy efa hihihihi nefa mbola tsy nitantara akory zahay :-D
22. booboo ( 31/05/2006 13:37)
:°)
23. colar ( 01/06/2006 09:40)
za ko efa liana be am lay an cutie o, fa ny ana njay ny fitsoahana kso no mampiomehy ana, nidina tam le bus za kay le controleur tsy niakatra akory,tssss,niara niandry teo zay,vo niditra za de niditra ko izy,b d b no nitsoka nidina avy eo,sady mikakaka daol le ol,fa kay zany ny ol rehetra ao anaty bus tsisy manana billet daholo
24. cutie ( 01/06/2006 10:52)
:-D:-D:-D:-D
ny ahy wa bdb de kamo za hitantara azy :-D:-D:-D
25. mandrindra ( 01/06/2006 13:03)
eo bitsiho mora cutie rehefa tsy te hitantara mafy a
26. cutie ( 01/06/2006 13:52)
an3, na i mandrindra aza tsy hilazako,fa vinanio:-D:-D:-D
27. methode ( 01/06/2006 17:07)
Avoakako ze tsy milaza eo an! Vevavy aloha! lol:lol::lol:
28. Herimiafina ( 01/06/2006 17:15)
Ny ahy ry zareo ny zavatra tena tadidiko dia ilay fitiavana mampandro zaza fahiny e! Vao roa taona monja dia efa nibata an'i zandrinay vavy vao amambolana hatao anaty bidée hampandroiko hono e!

Vao efa-taona monja dia ilay zanak'ilay voisin indray no nampandroko teo anjaridaina miaraka amin'ny tuyiaux sy rano mangatsiaka andro ririnina.

Isaky ny tratra dia mitsoaka foana klé. Favy ireny souvenira ireny an!
29. cutie ( 01/06/2006 17:36)
Mpandefa : methode [ Valio ] 01-06-2006 22:07:47
Lohateny : Re : tsiahy mampihomehy
Avoakako ze tsy milaza eo an! Vevavy aloha! lol

avoka aiza:lol::lol::lol::lol:
30. pissoa ( 01/06/2006 18:11)
=))=))=)) be doly nareo.

Ny ahy ny tena nampme be ahy indrindra an, tamin'ny mbola kely, dia tany ambanivohitra no nipetraka (tany amin'i Bebe fa ny RAD-ko tao Tana). Dia rehefa hariva izahay, niandry ny kaly ho vonona dia nanao raosijamba. Dia avy any i Bebe nitondra ny kovetam-bary, dia napetrany teo ambony tsihy. Dia efa hoe aza milalao intsony ozizy, fa mbola nilalao ihany, sady izaho no boka ... Dia nitsapatsapa nitady olona ... dia nisy nisarika dia nianjera ... tonga dia nitombona tao anatin'le kovetam-bary :oops::-D

Ny iray indray efa lehibebe zah, dia efa nipetraka tao Tana fa nandeha namonjy fety tany ambanivohitra. Dia nilalao niaraka tamin'ny ankizy teo amin'le tokontanin'olona izay. Ny lakozian'le olona any amin'ny rihana faharoa. Dia misy ramatoa miantsoantso zany: rano ooooo, rano oooo. Dia neveriko hoe maniraka ny zanany hitondra rano any ambony zany le ramatoa, dia noteneniko le zanany hoe rano ozizy mamanareo ... Hay kay ny dikan'le izy oe hanipy rano eo am-baravaran-kely izy. Ny ankizy nahafantatra dia niala lavidavitra fa izaho mbola teo ihany dia voatondraky ny rano avy nanasany vilia sady feno tain-kafe :oops::-D
31. Fiffi ( 02/06/2006 05:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
32. booboo ( 02/06/2006 06:18)
:-D:-D
33. mandrindra ( 02/06/2006 08:30)
pissoa, :-D:-D:-D
cutie, anjay dia na izaho aza ve dia tsy hitantaranao:oops:
34. prime ( 02/06/2006 12:27)
pissoa>=))=))=))
35. Samoana ( 02/06/2006 13:06)
T@ za 5ème miandry recreation foana isan'andro satria misy mpivarotra makasôka ngôdabe teo an-tokontany ( Paul Minault Androhibe ). Komany no fiantsonay mpinamana 3là an'ilay mofo goavana be.
Indray andro vao naneno ny lakolosy tonga de nihazakazaka hamonjy mpivarotra za no niantsoantso eran'ny tokotany hoe : "Komany! Komany! Komany! Sady mafana no milay!!!) Efa eo anoloan'ilay fivarotana sady manohy le hirahira no mandihy mihintsy. Hay sendra anabavin'ny prof-nay teo akaikiko teo. Kilasy terminale izy io ary tena.....komanibe!!!!!hihihi Izaho totozy kely eo anatrehany..Tonga dia felaka tsy nisy ôtr'izany no nahazo ahy fa noheveriny fa izy no hanihaniako...sady nitomany za no toran'ny hehy satria tsapako fa tsy hanaiky ny fanazavako mihintsy izy... Maika romotra ny anao vavy de niala any indray ny tehamaina fanindroany niampy hoe: " za angaha komany tany an-tranon'ity !!!" hihihi tsy adinoko mandrakizay hihihi
36. mandrindra ( 02/06/2006 13:23)
=))=))=)) matata zany tantara zany le
37. cutie ( 02/06/2006 18:59)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-06-2006 13:30:40
Lohateny : Re : tsiahy mampihomehy
pissoa,
cutie, anjay dia na izaho aza ve dia tsy hitantaranao

ie :oops:
38. vale ( 02/06/2006 22:25)
samoana::-D:-D:-D:-D:-D=))=))
39. vale ( 02/06/2006 22:37)
misy 1 tadidiko ity indray ty,,
taloha zany t@ andron'ny boum ireny, dia variana nandihy tao ihany, (mpinamana 6 izahay t@ io), ny bus tao @ ilay toerana efa tsisy intsony , efa hariva loatra, nefa ny fodiana mbola lalana 8km, mba nanankana fiara, dia nisy nandray,, tonga tao anatin'ny tomobil @zay, dia nisy niteny voalohany, mmmh, soa fa nahita anao izahay ramose fa raha tsy izay dia natory tany!,, nanampy ny faharoa:ieny oà, saotran'andriamanitra fa mbola misy ol tsara fanahy ihany toanao izao,, nony kelikely efa akaiky hiditra ny tanàna dia hoy ilay rangah sôfera: firy moa ianareo, mbola nisy namaly ihany > 6!:lol:
1.500fmg zany no alaiko @nareo fa tsy olana, nanomboka nifampijery, izahay samy tsy nisy nanam-bola na ny kodiny aza, hihi,dia niteny ny namanay 1> eto rangah zahay no miala fa efa akaiky eto à, sady nokitihany tsi-11 zahay rehetra, ny fitsoahana t@ io nafotaka, mbola misy mandatsa indray ny sasany :twisted::-Dsady mitsikanikany hoe: sôtran'andriamanitra fa mbola misy ol tsara ohatranao izao(hoe le sôfera zany hono!) :twisted::-D:-D, nefa efa voarangotry ny tahon-katsaka sns tsy fantatra intsony :lol::-D:-D:-D
40. naughtyboy ( 04/06/2006 00:00)
nisy iray zay tsaroko tany ampiangonana no nitranga ,teo ampivavahana iny zany no niseho ny tantara ra samy varina nikipy tsara iny ny olona de nisy zvt nadalo natapatsinay tato antsaiko ny nataoko voloany de nihiratra ny maso ary nisy sipa 1 zay niaranimehy ngamba 20 sec tsy mafy akory fa tapaka ary gaga daolo ny pokona we nidirany devl ngamba fa za alo iny tonga de nody fa tsy vita tsony le iverina teo nony henatra ,..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1263