psychose

61. ravakamalala ( 30/05/2006 10:12)
62. vale ( 30/05/2006 10:33)
:(tena taraiky ba zay zany, tsy mahara-baovao kty!:roll::roll::roll::-D
dadabe: hazavao klo fa aza lozan'i toi gaga eo ftsn,:P, sa ve hoe: misitery indray zany ry zanako:-D:-D:-D:-D:-D:P
63. mamzelkely ( 30/05/2006 10:36)
lasa lava be tampoka le resaka tato k'ty ts arako njay kalou hamaky za aaa :°)
64. Fiffi ( 30/05/2006 10:41)
tena lasa psychose marina le resaka klé ! :roll::roll:
65. ari.malala ( 30/05/2006 11:01)
:-D:-D:-D:-D:-Ddiams, ko sao d laninjy eo kosa aky izy kooooo :-D:-D:-D:-D:-D
66. pissoa ( 30/05/2006 11:11)
Zah kloo tsy hamaky an'io bobaka be io fa tonga de haneho hevitra dia lasa njay e :-D:-D:-D

diams:
ary misy olona manana psychose mihitsy ato @serasera fa na namana vaovao na namana efa ela dia velompanontaniana hoe: diamondra27 ihany ve no dadabe?
Hihihi, ngo de nareo mtsam kosa no manao izay hipetrahan'ny fanontaniana :-D Misy bedada no mamaly nefa diams no ps mitranga. Tsy naleon'i diams ve io no fanontanian'ny ankizy toy izay hoe ... hihihi :wink:

Dia rehefa misy manontany retsy ry diams dia valio fanontaniana hoe: Fa maninona ianao no te hahafantatra? Dia miankina amin'iny ny valin-teny fa tsy tenenina any am'forum hoe ny reste vie privee-ko de vao maika intriguee be ny intelligence-n'ny namana (vazivazy io na dia mety marina aza) =))=))=))

Fa misy pire noho io ny fanontanian'ny olona kah fa tsy rarahina fa :-$ fotsiny dia 8)
67. Samoana ( 30/05/2006 11:25)
Ity resaka ity mety atao @ dinika rehetra:D

-Antson'ny fo: miangavy diam's mba tsy afangaro ny ps
-Artista sy hira: namelona ny weraweran'i booboo ilay dinika:lol:
-Dokam-barotra: vao mainka miakatra ny lazan'i dadabe ( fa tsy lazan'ny betsileo divay an!)hihi
-Eritreritra mandalo: ( ity ataoko ity8O)
-Fahasalamana: misy resaka tension miakatra ato:)
-Fanabeazana: dadabe mpanabe no fotok'hevitra:wink:
-Fanatanjahan-tena: (vizaka ny ratsan-tanako fa miandry namana hanao relais e !)
:-*
68. Fiffi ( 30/05/2006 12:03)
Ny ahy aloha ny zavatra efa voatsikaritro de zao:

-Tena misy bedada mamaly forum nefa i diamondra no misoratra :wink:
-Tonga ange de hita le différence @ fomba firesahana eh! hummmmm ! io indray aloha heu.... efa imbetsaka aho no nahatsikaritra an'io an! Ny fomba firesak'i bedada , tsy misy hitovizana mihintsy @ fomba firesak'i diamondra.
Indrindra fa rehefa i diamondra no mody miteny hoe "nanao ahoana l'ty izy tao ? nalama ve" ? io aloha tonga de sirika fa tsy diamondra no miteny tahak'izao an!
heu.... ohatran'ny hoe norma hiany raha nisy nametraka ny fanontaniana fa mba attentif hiany ny namana eto an!
69. ari.malala ( 30/05/2006 12:19)
Samoana, :-D:-D:-D:-D mampime b le fiteninao anazy:-D:-D:-D
70. mamzelkely ( 30/05/2006 12:27)
za ko vô saika hiteny an'io lazain ari io we de misy hatsikana sy lalao ko ka io ataony samoana io ko :-D:-D sady eritreritra mandalo io zany no hatsikana sy lalao:-D:-D
71. vale ( 30/05/2006 15:30)
fiffi: mmmmmmh,:-w,,,eo aloha toi manazàva bedada fa tady hampiesona ny kill enao zany an:P:-D:-D:-D
72. Fiffi ( 30/05/2006 17:36)
Samoana: :-D:-D:-D:-D tsy ratsy indray io an! :-D:-D
73. Herimiafina ( 30/05/2006 23:57)
Andeha mba hanontany tena kely koa aho klé.
I HM ihany ve no diamondra27 e? Enigma io, mila tadiavina ny valiny. hehehehehehe=))=))
74. cutie ( 31/05/2006 00:46)
diams
za aloha efa nanontany t@ forum, tsytadiidko tsony ny titre fa efa nilaza moa njy we tsy izy sady ny sarin-jy koa efa hitako de somary gaga iahny alou za e, nisy zavatra hain'i bedada nefa ny ps n-jy no nisoratra teo de gaga kely fotsiny .
Kay ve lasa olana be ohtran'zao le izy e :P
75. diamondra27 ( 31/05/2006 04:00)
fiffi:raha tsy mahalala kosa ianao dia anontanio ralay e!

Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 30-05-2006 17:03:31
Lohateny : Re : psychose
Ny ahy aloha ny zavatra efa voatsikaritro de zao:

-Tena misy bedada mamaly forum nefa i diamondra no misoratra
-Tonga ange de hita le différence @ fomba firesahana eh! hummmmm ! io indray aloha heu.... efa imbetsaka aho no nahatsikaritra an'io an! Ny fomba firesak'i bedada , tsy misy hitovizana mihintsy @ fomba firesak'i diamondra.
Indrindra fa rehefa i diamondra no mody miteny hoe "nanao ahoana l'ty izy tao ? nalama ve" ? io aloha tonga de sirika fa tsy diamondra no miteny tahak'izao an!
heu.... ohatran'ny hoe norma hiany raha nisy nametraka ny fanontaniana fa mba attentif hiany ny namana eto an!


fomba fiteny azo indramina io na lhl na vhv

Dia aza miteny direct kosa aloha raha tsy siora e!

HM:aleo mistery hatr@ farany e

miala tsiny fa tsy afaka ny hamaly anareo intsony aho satria mbola be ny adidy miandry .
Azonareo tohizana raha tianareo sy alefa ny mozika

bye bye
:D:o8):P:twisted::!::arrow:(l):/:^):evil::)
8O:lol:^^;-):-o:-P8-):°):idea::wink::cry::x:?:(:oops:
:roll::?::}:-D:-D;-)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*


76. mamzelkely ( 31/05/2006 04:25)
alefa zany ny mozika ko inn mo o^o
77. ari.malala ( 31/05/2006 04:38)
hahaha, zao zany le hoe atompboko de tohizo? :-D:-D tsy ratsy indray iny
78. totofy ( 31/05/2006 06:37)
mba manara-damaody é ! :
:D8):P:twisted::!::arrow:(l):/:^):evil::-*
:)8O:lol::oops::roll::?::}:-D:{:{^^:*
:(:?:x:cry::wink::idea::°)8-):-P:-o;-)
=((=)):-$=D:-w:-@^:^o^o:b
=((=)):-$=D:-w:-@^:^o^o:b:snif::miam::@:@:@
79. Fiffi ( 31/05/2006 06:53)
80. mamzelkely ( 31/05/2006 07:25)
manohy za :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1196