psychose
1. diamondra27
(
30/05/2006 06:17)
ary misy olona manana psychose mihitsy ato @serasera fa na namana vaovao na namana efa ela dia velompanontaniana hoe: diamondra27 ihany ve no dadabe?
novalian'i dadabe ny 06/06/2006 15:15
2. diamondra27
(
30/05/2006 06:20)
mankaleo ny maheno an'io fa aleo hovaliako ihany
diamondra27=diam's forever
Un paresseux, c'est quelqu'un qui ne fait pas semblant de travailler.
http://madagascar-proxima.forumpro.fr/

3. diamondra27
(
30/05/2006 06:25)
diamondra27 ato @ serasera= diamondra27 any @ site hafa mitondra ireto avatar ireto
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img46.imageshack.us/img46/7907/diams2713cr.gif[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img46.imageshack.us/img46/773/diams4vato3ru.jpg[/IMG][/URL]

4. diamondra27
(
30/05/2006 06:29)
je dois rien comme explication à personne fa izany hoe: noho ny question apetraky ny sasany dia miezaka ny hamaly aho.
Nefa kosa 'za manana ny fiainako manokana izay tsy hotantaraiko aminareo eto mihitsy, sao dia izay no andrasanareo.
Ny namana taloha ihany ve aloha ireo namana vaoavao vao tonga ka mametraka fanontaniana hoe: diamondra27 ihany ve no dadabe sa efa namana teto ihany fa niova ps fotsiny?

5. diamondra27
(
30/05/2006 06:38)
diamondra27 dia vehivavy tena vehivavy
Raha toa ianareo ka te ho naman'i dadabe dia tokony any @ hafatra manokana any no napetrakareo ny fanontaniana fa tsy public toa izao.
Dadabe= lehilahy,ary tena lehilahy
manana ny safidiny sy zony izy eto @ internet @izay tiany hatao ary tsy misy idirako mihitsy @izay relation-ny ataony aminareo satria virtuel izany.
Matoa ianao mametraka fanontaniana dia misy zavatra tsy mazava aminao izay ka tokony any @ilay olona mampiahiahy anao no ametrana fanontaniana fa tsy eto @ dinika public toa izao.
Ankoatran'izay dia tsy misy azoko hanampiana anareo @ valiny question satria vie privée-ko ny reste

7. diamondra27
(
30/05/2006 07:01)
fiffi: izaho no mamaly andry ka!
hevitro manokana io;ka virtuel ange no resaka eto tsinona e! serasera @ namana sy manome torohevitra ary manala azy, izany no atao eto

8. ari.malala
(
30/05/2006 07:02)
euh.... ary otran tezitra b zany diamondra manoratra dinika an, fa nisy inona? hihihi:-D:-D:-D
9. Fiffi
(
30/05/2006 07:04)
diamondra: de @ fanalana azy eto , sy ny maha-virtuel azy , enganie ka tsy ho hentin'hatezerana fa hasio :) de ampy akia an! :)
10. diamondra27
(
30/05/2006 07:11)
ari.malala: tsy tezitra izany aho fa mety hoe sec be mamaly an'ilay izy.
(Mbola mila ovaina iny toetra iny)
Fa nisy inona? = misy manontany foana, na eto @ dinika na any @ hafatra manokana, ka dia aleo omena ny valiny.
Fa ianareo(izay mametraka question) rehefa tsy manana fahatokisana dia aza miresaka @ le olona tsy hananana fahatokisana intsony izay zavatra tsy tianareo fantarina e! fa tsy ampidirinareo @ resakareo ny olona sasany. Tsy eto ihany io fa na dia @ vie réelle aza.
Raha manana olana ianao dia antony ilay olona dia manaova resaka dia homeny anao ny valiny.
Tsotra, tsy sarotra ny manao an'izany fa tsy manao siosio etsy sy ery

11. mamzelkely
(
30/05/2006 07:12)
za klou mino we samihafa nareo satria za efa nahita an diams ary de lazaiko anareo fa de tena vhv tokoa izy sady hummmm :wink::-*:-*
12. diamondra27
(
30/05/2006 07:14)
fiffi: 'za indray tsiky foana ka!
tsy tezitra ange ho'aho 'za e! au contraire , te hanampy ireo tsy mahalala ny tokony ataony 'za.
Raha tena tezitra izaho tsy tahaka izao mihitsy
(aoka tsy lazaina)
Izao mbola cool, mamaly ny fanontaniana
:-D:-D:-D
:-*:-*

13. diamondra27
(
30/05/2006 07:16)
mamz: hihihi :-D:-D:-*:-*:-*:-*:
-$ :oops::oops:
tanjemo sao de teneninjy hoe: zao sy zao ny tarehiny an!:oops::oops:
sao de le nanao perruque no hitanjy:wink::-*:-*

15. hery
(
30/05/2006 07:18)
Ary maninona ary no tsy misy manontany hoe ari.malala ihany ve no dadabe na hoe diamondra27 ihany ve no hery.
Sao dia mba ao raha?
Sao dia mba ny iray aminareo no ni-se-présenter hoe ilay iray hafa? Asa... fa gaga ihany aho hoe nahoana no diamondra27 sy dadabe ihany no misy manao an'izany.

17. diamondra27
(
30/05/2006 07:21)
totofy: tsika indray mitsiky foana rehefa eto
ny mahakamo @ilay izy ange ry reto dia misy misandoka hoe: vhv izy nefa hita be izao fa lhl e!
de ny vhv indray be question mitady renseignements, asa ataony inona le renseignements vie privée-ko.
tena toetranjaza izany amiko.
sady=))=))=))=)) anah , ny zavatra ataoko moa @izany dia manaraka ny onjany eny ihany e! mody tsy mahalala na inona na inona. Dia omena izay tadiaviny de faly le olona.

18. Fiffi
(
30/05/2006 07:26)
hery:hummmmm ! fa nahoana tokoa ? :roll: satria matoa misy manontany an'izany de heu... :roll:
Ary maninona ary no tsy misy manontany hoe ari.malala ihany ve no dadabe na hoe diamondra27 ihany ve no hery.
Sao dia mba ao raha?
Sao dia mba ny iray aminareo no ni-se-présenter hoe ilay iray hafa? Asa... fa gaga ihany aho hoe nahoana no diamondra27 sy dadabe ihany no misy manao n'izany.
19. totofy
(
30/05/2006 07:26)
reveo fotsiny amin'zao izy ry diams a! :-D:-D:-D....enao efa ekisipera eto ve dé :wink: dé tsiky dé ampy é =))=))=))=))
20. Fiffi
(
30/05/2006 07:29)
tena maha-tapaka ny tsinain'i totfy hono ! tandremo sao de tsy tafarina ao intsony an! :-D:-D:-D