psychose
21. diamondra27
(
30/05/2006 07:32)
totofy:=))=))=))=)) eksipera angah:-D:-D:oops::oops:
hery: de tsy haiko mihitsy ry hery no mahatonga izany a! fa io foana no niverimberina teto.
ary sao de mba i herimiafina ihany ary no hery?:-D:-D
Io ve ohatra? (vazivazy io sao dia misy manao tena izy eo indray an!):wink:

22. ari.malala
(
30/05/2006 07:33)
hery, ka satria tsin idadabe sy ari.malala mpivady virtoaly de zay no tsy ipetrahan'le fanotaniana koooooooo :-D:-D:-D:-D ny zanak'i dadabe amin'i ari.malala kamba,a :-D:-D:-D:-D
23. lanto
(
30/05/2006 07:35)
Ilay compte nifampiditra indray andro iry ngamba ry diam's no tena nahatonga ny fanontaniana e! Toa dadabe no mamaly nefa toa diamondra27 le pseudo ! Mistery izany ry zanako hoy i dadabe :-D
Fa le sujet ohatr'izao ve tsy vao maika maha-te hisikotsikotra ? :)

24. totofy
(
30/05/2006 07:43)
lanto :
misy tery (misitery) zany tsy azo sokisokirina fa sao mibouraka :-D:-D:-D:-D:-D
Fa le sujet ohatr'izao ve tsy vao maika maha-te hisikotsikotra
misy tery (misitery) zany tsy azo sokisokirina fa sao mibouraka :-D:-D:-D:-D:-D
25. diamondra27
(
30/05/2006 07:45)
lanto:aleo hisikotsikotra eo fa sendra ny taolana vao hummmm! 'za aloha :P foana e!
'za izao afaka miteny an'izany ange e!
sekire izany ry zanako
anjenestooooo
etsetra...
Fa izany hoe : vie privée ho'aho vie privée
(ohatra hoe: impiry izahay no .....; aiza ny fotoana? inona ny resakay? Inona no zavatra fantako?)
mety ho lasa lalina ange 'ty dinika 'ty e!8)8)8)
ari.malala::wink: ofisialy an! sady tonga de nifoka sigara le zazakely:-D:-D:-D

26. mamzelkely
(
30/05/2006 07:50)
fa miresaka ihany nareo fa zay sy ari.malala ko efa nisy nanotany we ts mamzelkely ihany ve i ari.malala :-D:-D
27. totofy
(
30/05/2006 07:53)
mety ho lasa lalina ange 'ty dinika 'ty e!
ahan aza alefa lavitra ka , zay tsy mahay apnée :-D:-D:-D:-D:-D sô dé any tsy miverina eo:-D:-D:-D
28. diamondra27
(
30/05/2006 07:56)
mamz: ka le olona manontany an'izany ho'aho misy tsy mazava ao antsainy, satria misy zavatra tiany hatao ao fa tsy sahy izy dia matahotra sao.....
la peur n'évite pas le danger
la curiosité est un vilain défaut
de rehefa nahalala le olona de nilamina ve avy teo ry mamz Sa mbola nanohy ihany?
(ohatra t@ le nareo niaraka nandeha iny ve izany?)
totofy: hihihi:-D:-D:-D:-D
misy tery, mistery
tena efa nahita ve totofy !sao de ni-triche ary ianao?

29. ari.malala
(
30/05/2006 07:57)
diamondra, hita aky ko :-D:-D:-D:-D:-D fa soa ihany fa mbola virtoaly ee :-D:-D d misy miahiahy sy manontany koa hoe zanak'i dadabe v ny zanak'i ari.malala, d valiko hoe ie, nalefa par insémination :-D:-D:-D:-D de hoanle nanontany hoe i mamzelkely ihany ve i ari.malala de we ie, mamzelkely ts ari.malala mintsy na oviana na oviana :-D:-D:-D
30. hery
(
30/05/2006 07:58)
Hmmm
Fa efa nampiasa ny kaontin'i dadabe izany i diamondra27 na efa nampiasa ny kaontin'i diamondra27 i dadabe?
Izay fotsiny anie no azavaina indray mandeha dia milamina e. Asa, ataovy hoe "Ny lasanay" :-D
Ny ahy mantsy manjary misy miteny aty amiko hoe fa angaha i dadabe mahalala ny mot de passe-n'i diam's... de hozy aho hoe izy anontaniana :-)

31. mamzelkely
(
30/05/2006 08:02)
ari aa asehotsika eo ny saritsika roa miaraka de mazava we samihafa trika
diams aa tô in-1 ihany io zvt io no nitranga ka fa ts tsaroko tsony we iza le olona :roll:

32. totofy
(
30/05/2006 08:05)
misy tery aiza alou ? =))=))=))=)) misitery zany ry diams :-D:-D:-D:-D
33. diamondra27
(
30/05/2006 08:07)
hery: ka izay rehetra mpivady mifankahalala mot de passe ve de hiteny public hoe: ie mifankahafantatra mot de passe zahay; tatsy tary.
Fa rehefa misy ny doute de any @ le olona izy no manontany e!dia izay valiny any no valiny. Na hilaza ilay olona na tsia.
hery: hay ve efa nisy nanontany anao tany ho any e!:wink:
de ahoana? sekire professionnel izany, izay ve no valiny? :wink: Hay tokoa moa nasainao nanontany taty amiko le olona.
Fa inona tokoa moa no azo anontaniana anao raha misy zavatra tsy mazava?
totofy: ialahy an!tandremo fa raha sepotra de kopakopahiko :-D:-D
ari: de be izany no mino fa tena zanakareo sy bedada le izy e!:-D:-D:-D
aleo tsy hisikosikotra fa sao de mahalala ny tsy tokony ho fantatra eto aho.:-D:-D

34. diamondra27
(
30/05/2006 08:10)
mamz sy ari: de ampisehoanareo ve fa olona 2 samy hafa ianareo?
Ny ahy akia atao mistery hatr@ farany a!sekire
za manko tia mistery izay ihany

35. hery
(
30/05/2006 08:10)
Diams> nanana zo hanontany ihany ny olona satria noheveriny hoe ny site ve no nisy olana. :-) Noheveriny fa misy tafiditra tampoka amin'ny kaontin'olona hafa. Izay aloha novaliako hoe Tsy possible... Dia ny tohiny'ny fanontaniana hoe ka tafiditra tao amin'ny kaontin'i diamondra izany i dadabe? (Mba hi-confirmer-ny hoe tena tsy ny site ve no misy blem) Dia hoy aho hoe anontanio azy any :-)
Rehefa misy olana ny site dia afaka manontany ahy kah.

36. diamondra27
(
30/05/2006 08:17)
hery: OK mazava ny @iny
hamafisiko eto izany fa tsy ny site mihitsy no misy olana.
___________________________________________________
Ny fanontaniako mbola tsy nisy valiny ihany koa fa mbola mistery;
Supposons ary fa dadabe no diamondra, dia haninona ireo olona mametraka fanontaniana ireo?
Hanenina ve?
Sa nisy ratsy natao?
Sa sao de hitako daholo ny sekire-nareo?
Sa te-hiditra bebe fa tsy sahy noho ny amiko?
Sa inona?
Dia mistery daholo izany.
Dia aleo mistery ihany koa ny valiny. Question sans réponse

37. diamondra27
(
30/05/2006 08:22)
hery sy ny namana:
efa nolazaiko tary ambadika fa raha mandray décision ianao eo @ fiainana dia fakafakao tsara.
Noho izany, ity fanontaniana ity dia mila lanjalanjaina sao hisy vokany na ho ahy na ho an'i dadabe na ho an'ny namana na ho an'ny site.
Donc mistery ny valiny, ça n'engage que moi.
Désolée de ne pas vous donner satisfaction ho an'izay nametraka question.

38. totofy
(
30/05/2006 08:24)
aleo zany hery no hanontaniana é ra misy olana :wink:
diams : fa ahoana indray ity mifampikopaka ity , kopa-mousouara ve:lol::lol: ? tsy mety fa lavitra be sniff : tsy ampy zany :-D:-D, na bouche à bouche aza mety tsy hety ntsouny :idea:... ny lela efa natelina tamin' ny apnée =))=))=))=))

39. diamondra27
(
30/05/2006 08:25)
ka na le olona mametraka question te- hahalala aza ity tsy hita teto akory koa.
de inona no dikan'izany aminareo?
de inona no dikan'izany aminareo?