MADAGASCAR un paradis sexuel pour les vazahas....
42. Fiffi
(
04/06/2006 09:46)
Simpona:
Fiffi > Ten marina ny voalazanao fa tsy tokony hivaly ratsy ny ratsy, ary ny ho avy mbola tsy fantatra ...
Soa fa nisy ny serasera toy izao hisainana
44. bonnechance
(
07/06/2006 03:11)
Io de miankina @lay toetsaina itondrana azy ihany amiko satria misy olona 2tsy mitovy arapirazanana fa tena mifankatia be izy ary miaina amimpahasambarana. Ekekeo fa tena ratsy ny fivarotantena. Erantany misy io fa tsy ny gasy ihany. Saingy ny vazaha no bebevola de aleon'ny mpivarotra mivarotra @ vazaha Zauy le loi de l'offre et de la demande.Fa raha ny olondroa tsy mitovy miaraka rehetra kosa tsy tokony ho jugerna @ lafiny ratsy avokoa fa tena misy ny mifankatia
45. Fiffi
(
10/06/2006 06:40)
fa mba jerana koh ireo vazaha tena mitady vady gasy an! satria tena misy de misy tokoa ireo.
46. Herimiafina
(
11/06/2006 12:25)
Misy foana anie ny possibilité rehetra e! Fa ity klou no ahitana enjeux be dia be.
Toy ny mihinankanina ihany.
tsy voatery ny ho voky foana no tanjona na dia enjeux iraya za ny voky fa misy koa tia mahita tsiro, misy ny forcer-na hihinankanina, hehehehe:-D
Toy ny mihinankanina ihany.
tsy voatery ny ho voky foana no tanjona na dia enjeux iraya za ny voky fa misy koa tia mahita tsiro, misy ny forcer-na hihinankanina, hehehehe:-D