MADAGASCAR un paradis sexuel pour les vazahas....

21. ralek ( 27/05/2006 10:44)
sendra mba nandalo teto aho dia hitako interréssant ilay sujet... D'accord aminareo aloha izaho @ ilay point de vue hoe mampalahelo ny vehivavy gasy ary tokony atao koa izay tsy anararaotin'ny vazaha antsika, ratsy zany manararaotra ny fahantrana izany...
Fa misy zavatra 2 mampihomehy ahy dia izao:
-1 "ny sipa vazaha matsatso", rehefa f... io de f... fa tsy misy hoe ity mangindy ity mamy, fomba fitenin'ny kofa mba hanambitambazana sipa gasy fotsiny io (efa samy nandramako aloha izy roa) ny sipa vazaha ary somary libre koko, tsy menatra izany, zah akory tsy miteny hoe ny sipa gasy mafy slip daholo ahn!!....

-2, ilay prof niteny hoe ataovy man&man ny sipa vazaha, ilay izy angamba hitanareo ilay situation, moramora ho an'ny vazaha lhl no manisy sipa gasy, fa ny lhl gasy somary sahirana vao mahavoa sipa vazaha... sady ny sipa vazaha angaha moramora asiana izany, ny aty aloha efa sexe pour le sexe, fa tsy sexe pour l'argent ohatran'ny any dago... ka na voa ary izy, na ataon'ela man&man, ny ao atsainy fahafinaretana no azo, fa ilay man&man ao atsain'ela gasy... ny tiako ho tenenina dia ho tsy solution tsara ilay hoe asio ataovy man&man, satria tsy ho gagnant mihitsy isika gasy aminio resaka io!!
22. soanja ( 27/05/2006 13:11)
Simpona:

Nisy kôzin'ny mpampiana anay zay teny ankatso momba io ary ny nihafaran'le resak de ouz le papaiantr we " REFA MAHAZO SIPA VAZA LISANY ANY ANDAFY ANY DE ATAOVY MAN&MAN, ATAOVY LTY E! AZA MISALASALA"
f'za mbola tsy tany fa mba ampitaiko ny hafatra wan ze mazoto: ATAOVY R'ZALAH A? ATAOVY


Toetsaina mirefarefa amin'ny tany izany toetsain'ny Mpampiannatrareo izany. Mampalahelo nefa anie mba nahita fianarana ihany.
Ny resaka fiarahana sy filana aranofo anie ka ifanarahana ary samy mahazo tsirony daholo raha ny fahitako azy, fa tsy ho hiscore baolina e. Ka ianao nandresy izy resy indrindra raha tsy misy resaka vola.
Io manko no toetsaina lehilahy gasy be dia be tena tsy azoazoko mihitsy. ilay hoe"efa voako ilay sipa iny!" Ary anao angaha tsy mba voany koa? Samy nahazo ary samy afapo, enga anie!
Ny resaka eto dia ny tovovavy mampalahelo fa mirona amin'ny fivarotan-tena raha tsy diso. Betsaka amin'izy ireny no tsy te hivarotra saingy mahatra e. Fa betsaka koa anefa ny te hanambady vaza, ary eo koa ny fitiavana te hiaraka amin'ny vaza tsotra izao fa mahay manambitamby kokoa ny vaza aminy noho ireo lehilahy gasy manodidina azy ireo.
Raha za lehilahy gasy dia manontany tena aho hoe inona no tsy ampy aty aminay mahatonga ny sipagasy lasa any daholo?


23. Kwasi ( 27/05/2006 13:23)
v=v
vazaha=vola ho an'ny tsy te hisahirana be loatra
24. Fiffi ( 27/05/2006 13:49)
Simpona:
Fiffi > Ten marina ny voalazanao fa tsy tokony hivaly ratsy ny ratsy, ary ny ho avy mbola tsy fantatra ... Saingy ny zavatra toy ireny dia mampiihena ny herimpoko handala io fomba io ... mety ho lefiko ihany ngamba refa tena eo za, asa...
Soa fa nisy ny serasera toy izao hisainana
de hisaino tsara aza satria any aoriana any , mety ny zanakao , ny zafikelinao na ny fianakavianao mety hanambady vazaha koh! de ho hitanao fa tena diso dia diso ny zavatra nolazain'ny mpampianatrao io. Samy olombelona , samy manao hadisoana , fa raha nisy zavatra nanjoa ny olona iray , tsy generalizena ilay izy.
Marina koa fa hoe tokony jerena hoe inona no antony hanaovan'irey tovovavy ireo hitodika any @ ireny vazaha ireny .


25. bigup ( 27/05/2006 17:39)
za zao aty amin ny sisiny aty fa tena malahelo gasy mitsy koa mitady ohatran ireny mitady volamena reny kanefa ny ahy any anjakan dry zalahy fotsiny za ndray tsy te hihinana ne ndry zareo koa aleoko miafy de milay be refa any dago
le sipa gasy manao reny alo de eee tsy hitako ze kozina e materialisee tanteraka ce sont des outils de plaisirs hoy le vazaha ray zay
26. ikalakintina ( 28/05/2006 05:38)
le fahantrano reto mahazzaka maniraka a!,
27. deghany ( 01/06/2006 09:15)
Simpona:

Nisy kôzin'ny mpampiana anay zay teny ankatso momba io ary ny nihafaran'le resak de ouz le papaiantr we " REFA MAHAZO SIPA VAZA LISANY ANY ANDAFY ANY DE ATAOVY MAN&MAN, ATAOVY LTY E! AZA MISALASALA"
f'za mbola tsy tany fa mba ampitaiko ny hafatra wan ze mazoto: ATAOVY R'ZALAH A? ATAOVY


efa eo ampanaovana azy mintsy zao ka!!! :P

28. Fiffi ( 01/06/2006 10:53)
mampalahelo zany toetra izany.
29. mbaliana ( 01/06/2006 11:44)
eny ho aho ry Fiffi, ny sasany manao ny ataony koa ny hafa no hizaka ny vokany...
fa misy ny maha-marina hoe "MADAGASCAR un paradis sexuel pour les vazahas...." (tsy dago rery kalou fa bresil,Philippines...)
sady misy faritra any dago surtt atsimo angamba zay tsy manao ny resaka sex ho resaka tabou fa ohatry ny plaisir tsotra... nisy prof de malagasy 1 zay tany dago nanao recherche tany atsimo hono, dia tao amin'le olona nipetrahany, notenenin'le raim-pianakaviana honoizy nony alina, hoe raha tianao dia io ny zanako vavy hanao compagnie anao amin'ny alina sao mangina ao ianao...
30. Herimiafina ( 01/06/2006 14:34)
Ka mafana ny andro e!
Aiza ho aiza ny any Brazily i Madagasikara.
Brazily mansty izao vao valo taona ny lahy sy vavy dia efa lasa izao makany makany e!
13taona efa roa anaka na telo anaka, loza!

Ny fitaovana mantsy tsy ari-fomba raha tsy manodididina ny 20taona eo e!
31. booboo ( 02/06/2006 11:47)
ndraindray refa mankany @ faritra hafa ankoatra ny afovoan-tany ao Dago dia interessant ihany lé mamakafaka ny fombafomba fa tsy avy dia mitsara faha-tany hoe " mampalahelo sns ". Ianao no mety malahelo fa izy manao tsy hitany mihitsy zay raha tsy mampety ny ataony.

Ohatra : tany @ toerana nandehananay farany teo, dia misy vao kely mihitsy dia efa ampanambadian'ny rad ilay zanany. Ny antony dia assurés tanteraka ny ho avin-janany + ny fianakaviana sy manatsara taranaka ( ouz lé mpampianatra anay teny Ankatso ). Rehefa lehibe ilay vehivavy avy teo dia matetika misaraka zareo ary tsy olana aminy zany fa efa assurés ny arrières-ny ( ara-materiel no resahiko ). Misy mandrak'ity zareo tsy misaraka fa vao maika mifankatia beeeeee ndray hihihihihi.

Misy koa tsy noho ny fomba fa ilay vehivavy mihitsy no mitady relation sexuelle nefa ny vola azo, fahafinaretana azo ( tsy ampitoviziko loatra @ pute fa escort girl angamba ): entina miaraka manao vacances mitety an'i Dago, mikaly @ resto milay be....

Na izany na tsy zany aza ekeko hoe misy vahiny sasany mendrika ny hombohina mihitsy @ ataony fa fanazavana hafa ankoatra ny efa mahazatra no nezahiko nampitaina.
32. Herimiafina ( 02/06/2006 14:05)
Ka raha volaninao io anie Booboo dia mbola tsy tompontsafidy ity aja-ampela no amidin-drar-ny amin'ny vahiny e!
Lasa bien marchand zaza io. Fa raha lehibebe izy mety hafa ny safidiny.
Ary tsy ny olonkafa no afaka mamaritra izay mahasoa anao izany.
Haindreo inona moa raha hitranga afara ao e! Assuré avenir fa kay proxenete ranamana dia manana tovovavy maro be ampiasaina.
33. booboo ( 02/06/2006 14:18)
Misy ireo cas lazainao reo tsy laviko zay, fa ny raha hitako sy nanovanay fanadihadiana t@ mbola nianatra dia : voahaja aby ny fombafomba t@ nalaina ho vady izy no koa ny rad-n'ilay zazavavy na zazalahy mpankao @ dreo zanany matetika satria tsy mifanalavitra eo ny tranon-dreo tsinona. Dia ny ataon'ilay vazaha ? mamorona boutique eo an-tanana eo izy dia mivarotra na mamorona hotely na mamorana circuits touristiques ..... ary ny fianakavian'ilay zazavavy na zazalahy lasa " associé(s) " @ afera.
34. Herimiafina ( 02/06/2006 14:26)
Haiko aby koa fanaondreo vahiny marobe ao Dago ireo, tsy raha misy fitiavana ireo fa dia taratasy avao, hanana taratasy fa te hijanona.
Kanefa moa misy foana ny exception ka tsy mbola hanao generalisation klou izaho raha tsy hoe hanao echantillonage statisstique de analyser-ko amin'ny SPSS kely angaha! :-D
35. booboo ( 02/06/2006 14:33)
ino koa zao SPSS mampivanitika anao zao ? ...aaa ôka ihany fa sao ataonao bla bla bla lava beeeeeeeee eo dé tsy ary ho voavaky aby :°):°)

36. Herimiafina ( 02/06/2006 14:35)
Voavakinao aby io kah, ka malisa ranabavy!
refa te hi-generaliser zah vao mampiasa io SPSS io e!
37. Fiffi ( 04/06/2006 06:31)
SPSS :roll:
38. mbaliana ( 04/06/2006 06:36)
ny fahitako azy aloha raha ao Tanà dia betsaka (tsy izy retra) vhv gasy mihoatra ny 18 ans zanak'olona antonitoniny eo amin'ny fari-piainana no tena betsaka mitady vazaha na manao ze handehanana aty ivelany ka lasa manaonao foana... za nahita ankizy niara-nianatra tamiko nisipa t@ vazaha dia nivady araky ny fomba tanindry zareo (avy any atsimo le sipa)kay ry reto le vaza efa efa manambady aty amin'ny taniny...
39. Fiffi ( 04/06/2006 07:24)
heu... zany ve ?
40. boubounezy ( 04/06/2006 09:18)
NY ANAH NJAY ALOU D2 NY VAZAH ZANY ATAOKO MAN&MAN FONA RA VO MISEO MANAMBANY GASY ZANY E! NA NAMAKO NA IZA FA TRISY SA TRONY ZE EFA NAITA ANAH FA ZE NAMANA VAO2 TRY MALALA DE MISEO SAH! FA REFA MASAHY ANAZY NAREO DE ZAREO NDRAY MOFOROTRA RAMBO KELY ERY KA ZA KOU ANISANY MAMPIRISIKA NY TRIKA TSY MANAOKY AMBANINY REO FATIMBAZAH REO YEEEEEEEEPPPPAAAAAAAAAAAAAAA!!!!!=D=D=D=D=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6959