MADAGASCAR un paradis sexuel pour les vazahas....

1. 4mimananelatra ( 26/05/2006 17:40)
Nahalasa saina ihany ny zavatra hita tao @ GLACIER indray zomà alina, mahita vazaha lahy efa antitra be miady lohalika ifandrombahan'ireo zavavy ..MAHANTRA TOKOA ny firenena. Izaho sur fa any @ tany niaviany any ilay rangahy tsy misy mpanontany mitondra 1.000 euros ankoatra ny frais d'avion dia efa mahazàka izay tiany INDRISY!!!!:(
2. dongadonga ( 26/05/2006 18:25)
mapalahelo tokoa izany nefa raha tian'ilay 4mi izy inona moa ny olana
3. Zina ( 26/05/2006 18:39)
4M tena loza mihitsy mahita an'ireny olona ndray2 tena tezitra mihitsy aho mahita an'ilay izy akory atao, mafy ny fiainana... Ny lahy gasy bogosy tinona tsy manana vola... Tena mampalahelo mihitsy.
4. scorpion ( 26/05/2006 18:47)
dia ny sipa vazaha koa aloha dia amboarinay tsy anananay antra e:-D,io ange izay vahiny ihany no role e
5. Ragadona ( 26/05/2006 18:51)
Sady le sipa vazaha koa toa manaiky be fahatany fa tsy mba manao fanadihadiana lalina vao miditra
6. sipagasy ( 26/05/2006 19:11)
mmhhh ary nareo lehilahy ireto mampihomehy annn betsaka ny milaza nefa fa matsatso ny vazà e! sns hihih inn ihany ny marina e!!!
7. Ragadona ( 26/05/2006 19:45)
Ka io ange na laoka tsy matsatso aza mbola misy fahasamihafany ny tsirony noho ny tsy fitovian ny quantité n ny sira araraka ao e
8. fameusecousine ( 26/05/2006 20:52)
ka an azy tsinona ny vola de an ilay sipa ny tena de samy libre amin izay hanaovany azy ehhh ,,,mba manana koa vola be ..lokona blood ohatra ny volo h ih i h:roll::roll:
9. apache ( 27/05/2006 04:10)
Ny antsika eto Madagasikara aza anie mba ny vehivavy efa gladiglady no manao izany fa any amin'ny firenena sasany ange tena ny zazakely tsy lahy tsy vavy mihintsy no ataotaon'ny vazaha e! Any cuba aza moa prof any @ université mihintsy no mikil. Tsy hita fa izay le fahantrana e!
10. xxx ( 27/05/2006 05:21)
ianareo vehivavy dia malabaraka lehilahy mihintsy e satria otrany hoe tsy mahavita azy izahay lehilahy @nareo ianareo mantsy raha vao mahita vazaha dia tsy maray lamba mihintsy mba asio fiheverana ihany re aiza no alehanay lehilahy gasy raha zao no mitohy
11. Fiffi ( 27/05/2006 06:24)
xxx:
ianareo vehivavy dia malabaraka lehilahy mihintsy e satria otrany hoe tsy mahavita azy izahay lehilahy @nareo ianareo mantsy raha vao mahita vazaha dia tsy maray lamba mihintsy mba asio fiheverana ihany re aiza no alehanay lehilahy gasy raha zao no mitohy
hummmmm !! ianareo vehivahy ahoana moa zany ? mba hasio hoe "misy ny vehivavy" kosa an! fa tsy izahay vehivavy no lazaina fa manalabaraka an'ny lhl an!


12. Simpona ( 27/05/2006 06:28)
Za de mivezivezy matika am faritra eto dago ary tena malahelo miitsy refa mahit zavatr toy ireny na eo tana na any am faritany hafa. dia manotanitena za we sao de mba za ary no tery saina fa safidy ny an'le vhv
Saingy sorena mila hanopa miits aho ndraindray maheno ny resak matsravin aton'ny vaza momba ny vhv gasy tsy misy henatra miits izy miresak :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
13. Simpona ( 27/05/2006 06:35)
Nisy kôzin'ny mpampiana anay zay teny ankatso momba io ary ny nihafaran'le resak de ouz le papaiantr we " REFA MAHAZO SIPA VAZA LISANY ANY ANDAFY ANY DE ATAOVY MAN&MAN, ATAOVY LTY E! AZA MISALASALA"
f'za mbola tsy tany fa mba ampitaiko ny hafatra wan ze mazoto: ATAOVY R'ZALAH A? ATAOVY
14. Fiffi ( 27/05/2006 06:35)
ka maninona raha valiana ry zareo ? raha zah aloha no mahita an'izany de valiko soamantsara satria aty an-taniko zah an!
15. Ragadona ( 27/05/2006 07:03)
Hatao ahoana fa ra mbola voakilasy ao anatin ny fahantrana alo ny firenena dia tsy maintsy ho toy izay ny fandehany ary tsy azo toraham bato koa fa teren ny faniriana hanam bola. Firifiry moa ireo vhv avy any afrika no manao ho tanjona an i Europe(paradisa ?) na dia mba holalaovim bazaha ihany aza
16. Fiffi ( 27/05/2006 07:33)
Simpona:
Nisy kôzin'ny mpampiana anay zay teny ankatso momba io ary ny nihafaran'le resak de ouz le papaiantr we " REFA MAHAZO SIPA VAZA LISANY ANY ANDAFY ANY DE ATAOVY MAN&MAN, ATAOVY LTY E! AZA MISALASALA"
f'za mbola tsy tany fa mba ampitaiko ny hafatra wan ze mazoto: ATAOVY R'ZALAH A? ATAOVY
heu..... de itondra inona avy eo ? de le tanjona ve raha tonga any andafy any de haka sipa vazaha de hatao minan...... ????? mpmampianatra ve no manoro hanao zavatra tahak'izao ? hummmm !! mampiheritreritra zany an!
-Na dia misy zavatra vitan'ny vazaha ratsy tahak'izao @ sipa gasy ve de andeha koa hanao tanjona hoe rehefa tonga any de mangala sipa vazaha de hataovy minan...... ????
-Mampalahelo aloha ny zavatra manjoa iireo vhv gasyireo an ! fa tsy ny vazaha nge no maka azy ireo fa misy ny vhv maka azy eh ! nohon'inona ? Ny fahantrana !!! tena mampalahelo an!
Fa na izany na tsy izany , tsy midika velively hoe manana fahefana ireo vazaha ireo hanaratsy ny gasy indrindra raha tsy any an-taniny ry zareo.
-Raha zah manokana aloha no maheno vazaha mananmbany na milaza zava-dratsy momba ny vhv gasy de valiako an !!!


17. Simpona ( 27/05/2006 08:39)
Fiffi> Resak tao ampenarana no nahatonga an'io, nitantara ny zavatra niainany tany am-pita fony izy mbola nianatra lay mpampianatra,, ary nitohy ny ady hevitra
Marina ny anao we tsy atao tanjona zany fomba zany ... saingy raha izaho no sendra vahiny any ka mahatsiaro ireo zavatra mampalahelo hitako sy reko teto dia mety ho vitako ihany zany ...
Tsy nahavaly an'zareo za satria izy samy izy ni niresak sady tsy dia haik loatra ny mifamaly amn'oul (lesoka iray ato amiko io)
18. Fiffi ( 27/05/2006 08:47)
Simpona: zany hoe tsy tsara ny mamaly ratsy ny ratsy satria hisy valiny avokoa ny zavatra hatao rehetra.
Tsy hoe miaro irey frantsay akory aho sanatrihavina izany fa efa hita koa ireo ratsy rehetra nataony , saingy hoe miheritreritra aho hoe raha nisy zavatra nahazo ilay mpampianatra ve de tokony zany no nolazaina ny mpianatra ? Any aoriana any manko , raha ohatra hoe hanoy ny fianarany ireo mpianatra ka ho lasa aty frantsa , iza no mahafantatra raha mety ohatra hoe hanambady vazaha ? ary raha @ ireo mpianatra ireo raha mba efa nisy nanana heritreritra hoe : andeha hanohy ny fianarak aho , na hoe zah rehefa rahatr'izay dia hanambady vazaha , possible io an! de manjary voasakana avy hatrany ny desir-ny sa ahoana hoy enao ?
19. boubounezy ( 27/05/2006 09:09)
atao aona fa tsika gasy efa vôdoto ny loatsika8-) wé mahantsa na dé ita zao ary fa ny tanitsika tsy mahantsa dé lasa otsizay kou ny saina zany. ka @ko refa mety aitany ny tombotsoany tsy itako ny olana @ zany fa na ny manambady na ny mananitena tsy maintsy mitsikaraka erany tsena fa mafy ny fiavotaten'e!;-)
20. Simpona ( 27/05/2006 09:51)
Fiffi > Ten marina ny voalazanao fa tsy tokony hivaly ratsy ny ratsy, ary ny ho avy mbola tsy fantatra ... Saingy ny zavatra toy ireny dia mampiihena ny herimpoko handala io fomba io ... mety ho lefiko ihany ngamba refa tena eo za, asa...
Soa fa nisy ny serasera toy izao hisainana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7325