hirahira

81. totofy ( 01/06/2006 11:42)
any amin' ny faran'ny tany :-D:-D:-D:-D:-D:-D
82. totofy ( 01/06/2006 11:45)
Hey, mba andraso kely ange
Te hilaza aminao aho hoe:
"Maika ve ianao?!"
:-D:-D:-D
83. cutie ( 01/06/2006 11:51)
an3 koa
ny ahy zaoi saika tsy hisy farany mitsy fa eny ambonin'ny fiarandalam-by foana koa, satria tena manga hono dia, tsy avela taperina:-D:-D:-D:-D:-D
84. mamzelkely ( 01/06/2006 13:12)
hey, vetivety fa ts ela be
ts zany mantsy fa te handre lay valiny aho :°):°)

(cutie diso fôna aa !!:-D:-D)
85. cutie ( 01/06/2006 13:30)
mamzell, diso in za?:roll::roll::roll:
86. mamzelkely ( 01/06/2006 13:36)
ts manaraka hira ka :-D:-D
87. cutie ( 01/06/2006 13:43)
tsy haiko le hira tsinona:-D:-D:-D
88. mandrindra ( 01/06/2006 14:01)
inn le hira, fa toa maro karazana izy ato zany le
89. cutie ( 01/06/2006 14:13)
very za :-D
90. mamzelkely ( 02/06/2006 05:13)
mandrindra ambonjona ny hira farany tato :-D:-D
91. totofy ( 02/06/2006 19:27)
cutie:
very za
:?::?::?:
anjekaikô fa aôna ?
mandrindra:
inn le hira, fa toa maro karazana izy ato zany le

mety daholo é !
mamz: tena teny ambonjona mintsy :-D:-D:-D:-D
92. cutie ( 02/06/2006 19:45)
tsy mahay hira tsinona ka:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2394