hirahira

21. ari.malala ( 26/05/2006 09:33)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Din no mety tohin'io?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. mamzelkely ( 26/05/2006 10:01)
za ts mahatakatra cd an'i mariah anambazako anao rasipa ô
raha tia ahy enao gorisagorisa revena waaaaa:-D:-D
23. ari.malala ( 26/05/2006 10:35)
:-D:-D:-D:-D:-D
24. dadabe ( 26/05/2006 11:36)
o^o:-D:-D:-D ary i ari.malala ve tsy teraka indray e??sa mi bilao i toi io :°):-w:-w nefa dia haiko le nanamboatra azy:-$:@
25. lapino ( 26/05/2006 12:35)
Rasoamanahirana eeeee
Teraka zaza kambana :wink:
26. mamzelkely ( 26/05/2006 13:04)
inn io hiran lapino io klé :roll::-D:-D
27. watafon ( 26/05/2006 14:05)
cutie ::-D
io kou v tsy haindry ry zelkely? :?:
28. pissoa ( 26/05/2006 14:23)
lapino:

Rasoamanahirana eeeee
Teraka zaza kambana :wink:
Raha vady tsy tiana hono we
Atero fa manan-kavana =))=))=))
(Tsy haiko raha io no tena marina fa io foana no hiran'i dadanay :) )


29. cutie ( 26/05/2006 19:06)
tssss
novain'reto njay le hira :twisted:
30. lapino ( 26/05/2006 19:23)
Noho ny tenin'i babanao ihany
No nahatonga antsika tsy hitambatra

cutie, novaina ahoana ndray àry e?
31. pissoa ( 27/05/2006 05:37)
Hatramin'izay anie
Dia tsy tantiko arô, ra-Krisy eeeeee :cry::-D:-D:-D
32. sasa ( 27/05/2006 05:44)
krisy an an! fa mafy ny misaraka aminao:-D:-D:-D
33. bellla ( 27/05/2006 15:44)
tsy hisaraka aminao ah a a a a
tsy hisaraka aminao e
34. pissoa ( 27/05/2006 15:56)
Hihihi, ngah taperina sahady le hira ry bella an?

Kris an an tonio my angay ny fo
Aza ataonao tafahoatra loatra

:-D:-D:-D
(Zao ve mou no fanoratra azy e?)
35. ikalakintina ( 28/05/2006 05:42)
kris aaaaa!, efa ho avy anie ny fetinao!
36. dadabe ( 28/05/2006 10:12)
:-$fetinao androany
ka ho fahatsiarovana
indramiko ny hira
ho any aminao
(hiran'i Narisoa io a le tao @ frere arthur iny )
de atolotra ho an'izay sipa anakiray " bebean'i T5 izay":-D:wink:
37. pissoa ( 28/05/2006 14:21)
dadabe :evil::evil::evil:
38. bellla ( 28/05/2006 16:48)
pissoa: fangah ky njy le bebean'i T5 no tsy faly njy? :-D
39. pissoa ( 28/05/2006 16:56)
An3, mananihany an'bedada zah fa izy mantsy no nampianatra anah manao demony kely otsan'io :-D:-D:-D
Fa zany hoeeeeee - iza kloo no dadabean'i T5 e? :roll::-D:-D:-D:-D
40. watafon ( 29/05/2006 08:48)
Tsy za klou e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0809