hirahira

1. booboo ( 25/05/2006 13:21)
tsotra kely ny règle : samy manoratra andalana 2 @ ilay tonon-kira fotsiny. Ezahina ho vitaina ny andininy iraika fara-faha ratsiny dé raha hanova hira hafa dé atao mifampitohy @ zay mot farany t@ lé hira teo ambony. ( tahaka ireny manao hira tambatra ireny e ).


Misy misioka any an-tokon-tany any
Namanaaaaaaaaaaaa
.....
novalian'i cutie ny 02/06/2006 19:45
2. Bariry ( 25/05/2006 13:45)
Namana ireo tena namana
olona ireo fa tsy olonolona..
3. Liebe ( 25/05/2006 13:50)
Misy miantso eny an-dalambe eny
Namanaaaaaaaaaa
....
4. rebecca ( 25/05/2006 13:54)
Namana ireo, tena namana
Namana ireo fa tsy mba namanamana..
Bariry>:-D
5. pissoa ( 25/05/2006 13:54)
Fa namako indray ianao
Manomboka izao anio izao.
6. hery ( 25/05/2006 14:08)
Malalako taloha
No niantsoako anao
7. Fiffi ( 25/05/2006 14:13)
Fa efa niova zao
Lasa namako enao
8. Simpona ( 25/05/2006 14:24)
mitsikitsiky ao anatin'ny maro, namana
mampiavina rha senra mahatsiaro, namana
9. cutie ( 25/05/2006 14:43)
tiako raha ianao, satriko to anao
ny namako rehetra
10. chipie1 ( 25/05/2006 17:06)
tsotra anefa tsara fo
sy fanahy koa !
11. cutie ( 25/05/2006 17:25)
ny ahy ny tena tiako
mbola ho faniriako
12. watafon ( 25/05/2006 17:41)
dia ny itiavana ahy
na ory na ho faly...
13. cutie ( 25/05/2006 17:51)
ny fiainako
any ry zay iriko
14. watafon ( 25/05/2006 18:47)
iriko foana ny hahita anao
hiara-dalana amiko
15. cutie ( 25/05/2006 21:09)
kanefa za toa tsy sahy
ny hiara-dalana aminao :-D:-D:-D
16. petiterose ( 26/05/2006 05:51)
ny ato am-poko anefa toa mandà
noho ny fahitana anao
17. mamzelkely ( 26/05/2006 06:05)
namako fôna loli
namako fôna loli:°)
18. Dezy ( 26/05/2006 07:46)
tsy ny fanananao harena no hitiavako anao
fa ilay fo feno fitiavana ao anaty ao
19. Liebe ( 26/05/2006 07:49)
Ny toky omeko anao tsy ho paokaty
izaho ho namano foana mandra-maty
20. dadabe ( 26/05/2006 08:31)
O gorisa gorisa
karata karataka an'alan'akondro :{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096