refa ato @ serasera

1. booboo ( 24/05/2006 09:41)
Inona tena hataonareo ato matetika ? nenà zao rehefa tsisy raha mahaliana anà ao @ forum dé asesiko vakiana ny mombamomba ny namana vaovao aby aby.
novalian'i Aino ny 12/06/2006 11:57
2. Fanja1 ( 24/05/2006 09:51)
ny ahy mijery vao² refa tssy ny vao² de miverina @ asako za :)
3. hery ( 24/05/2006 09:54)
Izaho mijery aloha sao dia misy hafatra vaovao dia vakiana sy valiana.
Dia mijery forum izay misy hafatra vaovao sy izay mahaliana
Dia mijery sary rehetra... sy manisy hevitra amin'ny sary :-)
De...
4. dadabe ( 24/05/2006 09:56)
zah manao detektiva ny sipako :roll::oops:
5. Fanja1 ( 24/05/2006 09:58)
dadabe=))=))=))=))
6. hery ( 24/05/2006 10:01)
misy ny vaovao fa mbola io i Fanja1 :-p
7. Fanja1 ( 24/05/2006 10:03)
hery fa everinao waiza mou za :P
8. hery ( 24/05/2006 10:12)
Fanja> ny ahy mijery vao² refa tssy ny vao² de miverina @ asako za

... De mijery ny resak'olon-dehibe koa tsy adino :-)
9. Fanja1 ( 24/05/2006 10:15)
.
. De mijery ny resak'olon-dehibe koa tsy adino

tsy mi interessée ahy:wink:
10. mamzelkely ( 24/05/2006 10:22)
ny anah vô miditra eto aa de mamaly an'ireo hafatra avy amin'ny namana
de aveo mijey sary aa, de aveo mamaly forum de zay forum nahalina anah sy izay vavao novaliko
de inn ko mhhhhhhhh:roll::roll: de zay kay ka :-D

kalou fa lazaiko eto ihany refa tadidiko
11. dadabe ( 24/05/2006 10:23)
fanja 1> hihih:wink:
12. hery ( 24/05/2006 10:37)
... De rehefa amin'ny 13h30 dia mandeha miresaka mivantana
... De mijery hoe inona indray ny lahatsoratra vaovao ao amin'ny blaogy.com
13. Fiffi ( 24/05/2006 11:07)
....mijery iza no namana efa ato
....mijery ireo lisitrin'ny namana vao2 de mijery ny momba azy
....mamaky hafatra raha misy
....mijery ny dinika rehetra izay miseho eto aloha
....mijery ny dinika rehetra indrindra izay nalefako
....mamdefa radio vazo gasy
....mamaly hafatra
....de sady mihira no mamaly de zay le mahatonga misy hadisohana kely rehefa manoratra :-D:-D:-D
14. sasa ( 24/05/2006 11:14)
za indray vao miditra d mijery hafatra vaovao, d mamaly d avy eo mankany am forum, d mijery ny mombamoman'ny namana vaovao, d kandra kely indray aloha, d avy eo miditra any am resaka mivantana hi hih hih d any indray manala azy
Hery hi hihi hi le resak'olondehibe za koa any hi hi hih:-D
15. cutie ( 24/05/2006 11:29)
ny ahy ndray tonga de rvg :P de mandahatra hira
zay voa mandeha forum:P
16. Fiffi ( 24/05/2006 12:15)
cutie: tonga de mandahatra hira ?
17. kally ( 24/05/2006 12:23)
Ny ahy mamaly hafatra raha misy vaovao, mijery sary, dia mijerijery dinika vaovao dia lasa mamaky blaogy.
18. mimich ( 24/05/2006 12:25)
za mamoha session mamaly hafatra 1 de hadinoko we kay moa za ao anaty sera2 de efa 30mn ap ndray vo mahatsiaro de mihidy ho azy ndray de miverina mamoha indray , de mamaly hafatra 1 hafa ndray de hadino ndray fa miasa de oh zay fona. de oh zay fona, fa rehefa akaiky firavana iny vao tafajery sy tafaresaka kely ao am forum hihihi
19. cutie ( 24/05/2006 12:30)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 24-05-2006 17:15:45
Lohateny : Re : refa ato @ serasera
cutie: tonga de mandahatra hira ?

ie ao @ rvg:P
20. Herimiafina ( 24/05/2006 12:43)
booboo:

Inona tena hataonareo ato matetika ? nenà zao rehefa tsisy raha mahaliana anà ao @ forum dé asesiko vakiana ny mombamomba ny namana vaovao aby aby.


Ny ahy retsy mijery vaovao eto amin'ny forum an, zah mantsy kamo hamaky gazety indraindray fa aleoko eto fa eto tsy maintsy misy olona mitatitra foana ny zava-misy mahavariana indrindra.

Ankoatr'izay dia mianatra fiainana e, sia mianatra mamaly forum mijery raha afaka hanome fahafampo olona na tsia.

Dia farany aza adino ireny pub ireny, izaho izao nahazo skype omaly de efa nampiasaiko fa gratos hono ny appel USA-CANADA, de mba nanararaotra nintso akama e! hehehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2528