refa ato @ serasera

21. cutie ( 24/05/2006 12:47)
de nanin za tsy nantsoina ry HM :-D
22. Herimiafina ( 24/05/2006 12:49)
Kay leity e! :oops: Tratra, mbola hantsoiko ianao kah, vao test iny nataoko iny de ny tenako ihany aloha no natsoiko satria ny tenako no akamako voalohany.
Ary maninona moa raha mba njy indray no miantso e!

Io monde proximité io koa izao toa tena mi-interesser ahy amin,ity mother's day ho avy ity klé. :-D
23. cutie ( 24/05/2006 12:50)
atao skype ve :P
fa raovina ny mother's day?
24. Herimiafina ( 24/05/2006 12:51)
Mother's day any Madagasikara, amin'ny alahady 28 ho avy izao. Izaho izao hangalatra tononkalo kely ato klé, hehehehe:-D
25. cutie ( 24/05/2006 12:52)
hay :-D
26. tisera ( 24/05/2006 14:11)
Dé mitovitovy jiaby tsika rehetra é!
Zà mandeha ao @ rvg , dia mijery hafatra rà misy dia mijery ny dinika mahaliana dia mijery ohabolana fa tsy mahay loatra nefa mahafinaritra be ahy mihitsy io . Izao aho izao hanomboka hijery ny mombamomba ny namana sy hijery sary fa tsy mbola tao an-tsaiko loatra io hatrizay : hevitra tsy azo hono mampihazohazo fa andeha hijery sary ary aloha za é!:wink::wink:
27. pissoa ( 24/05/2006 14:20)
Zah mijerijery dinika (indrindra fa hatsikana vaovao) sy ze lahatsoratra ao am'blaogy. Dia rehefa manomboka hariva ny andro dia manesy tononkalo ao amin'ny vetso.serasera.org
28. cutie ( 24/05/2006 14:32)
mbola tsy nalehako njay ny tao @ tonokalo:lol:
29. Fiffi ( 24/05/2006 14:59)
cutie: zany ve ? de tsy hitandry zany ireo tononkalo manja be ao an! ndana jereo aingana :-D:-D:-D:-D
30. cutie ( 24/05/2006 15:00)
mbola :-D:-D:-D:-D
31. fasaly ( 24/05/2006 15:14)
izà mitsaingoka forum de lasa de mijery sary de mampiditra ny sariko de mamaky ny tsikera ny sariko sy sarin'i namana de manisy tsikera ny sarin'i namana efa bdb zany kouuuuu:wink::°)
32. Fiffi ( 24/05/2006 15:31)
cutie: hita ?
33. cutie ( 24/05/2006 15:36)
mbola, za nge kamo mamaky e lol
34. cutie ( 24/05/2006 15:37)
fiffi omeo titre ze tena tsara ao aza vakiako:P
35. Fiffi ( 24/05/2006 15:48)
cutie: ountsss ! inona aza ity mbola ho fahanana ity ? aingana njy mandehana ao de jereo ao ! :-D:-D:-D nisy nalefako koa tao an!
36. boubounezy ( 25/05/2006 09:56)
nenah njay alou dé ataoko dôly zé zavatra mety vita sy azo atao ato @ serasera.org rets'é! na mifamaly na mifaly2 na manao tsikera na mijery sary na mampiditra évitra sy mamaly refa azo atao dé ataôko dôly :lol::lol:
37. watafon ( 25/05/2006 11:39)
mamaly hafatra aloha vôlohany d miditra forum avy eo, fahasalamana sy lalao no mahavantana ahy indrindra, efa hanomboka hanao eseky amzay zao ! hihi
38. Fiffi ( 25/05/2006 12:07)
de iny hono zany i wata fa avy namaky hafatra de io hita namaly forum io :-D:-D:-D:-D
39. cutie ( 25/05/2006 12:28)
fiffi in ny titre an'le tononkalo vo nampidirin-jy tao?
40. Herimiafina ( 25/05/2006 13:14)
Zah zany te hahita malagasy klé, de naleoko aloha androany natomboka tamin'ny sary e! hehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2444