fete des mères

1. Fanja1 ( 23/05/2006 05:15)



Gâteau magique au citron (spécial débutants ou enfants)
Préparation : 10 mn
Cuisson : 40 mn

Ingrédients (pour 8/10 personnes) :

- 3 oeufs
- 200 g sucre
- 300 g farine
- 10 cl de lait (1/10 de litre)
- 15 cl d'huile
- 1 paquet de levure chimique
- 1 citron


Préparation :

Tapissez de papier sulfurisé un moule à cake (au moins 25 cm).
Avec un couteau économe prélevez le zeste du citron, hachez-le très fin.

Préchauffez le four à 175°C (Th 6 ).

Mélangez les oeufs, le sucre, la farine, puis délayez avec le lait petit à petit, puis l'huile.
Ajoutez la levure puis les zestes.
Versez le tout dans le moule.

Cuire 35/40 mn à 175°C.

Beau à la cuisson, le plus dur c'est d'attendre qu'il refroidisse pour pouvoir enfin le manger.

2. mamzelkely ( 23/05/2006 06:26)
micii akia fanja aa ataoko io am lahady fa za ts mahita kdo ho an mama klé :roll::-D:-D:-*:-*
3. Rafotsy ( 23/05/2006 06:34)
Inty indray no entrée fanao ny zanako ( pour anay efa mianaka ):
- 4 tranches de jambon
- 1 boite de macédoine de légumes
- 1 boite de mais
- mayonnaise
- 4 grosses belles feuilles de salade
-1 tomate coupée en 4
Sasany ny macédoine sy katsaka dia égoutter ny ao anaty passoire , rehefa tsisy rano intsony dia ataony ao anaty saladier , dia asiny mayonnaise!
Dia maka vily izy dia asiny feuille de salade dia apetrany eo ambony ny tranche de jambon rouler ny miaraka @ macédoine , dia asiny ilay tomate kely !
Dia faly ery izy dahy tamin'izany andro izany !
Tsy misy problème mihintsy io satria tsy misy afo sady tsy misy antsy !


4. dadabe ( 23/05/2006 08:47)
humm mahay mahandro rafotsy izany a :wink:(l)
5. vale ( 23/05/2006 08:56)
rafotsy> ny macédoine ve no atao anatin'ny jambon dia rouler-na avy eo , sa rouler-na tsy asiana n'in, n'in fa atao eo akaikin'ny macédoine fotsiny(le jambon)?
mikasika ilay tranche de tomate indray, aiza no hametrahana azy kay? azafady fa mba te hanandrana ilay resety aho fa tsy dia azoko tsara nefa!
saotra betsaka:D
6. vale ( 23/05/2006 09:09)
fanja: merci akia fa tena mora atao tokoa izy izany koh! na ny lehibe koa aza mila an'io kah, tsy dia mandany fotoana ntsin :D
7. Rafotsy ( 23/05/2006 09:36)
vale:

rafotsy> ny macédoine ve no atao anatin'ny jambon dia rouler-na avy eo , sa rouler-na tsy asiana n'in, n'in fa atao eo akaikin'ny macédoine fotsiny(le jambon)?
mikasika ilay tranche de tomate indray, aiza no hametrahana azy kay? azafady fa mba te hanandrana ilay resety aho fa tsy dia azoko tsara nefa!
saotra betsaka:D


Tena tsy mahay mampita mihintsy za zany an !
Avelatra ilay tranche de jambon dia asina macédoine dia roulér na atao tahaka ny cornet koa ilay jambon dia fenoina ilay macédoine avy eo apetraka eo amboniny feuille de salade dia décorer ny kely @ lay quartier de tomate !
Mety azo améliorer io recette io fa fony mbola zaza moa ry zareo dia io no nataony e !
8. mandrindra ( 23/05/2006 11:30)
tsara daholo zany fa inn no résistance ô ?
9. booboo ( 23/05/2006 11:50)
klou klou fa ty misy dessert tsotra kely koa.

Ampafandimbiasana ny mascarpone sy ny tetik'akondro ary barre chocolatée au caramel ( afaka faranana @ cacahuètes vôpotipotika ). reo rehetra reo atao anatina verre à pied na zay hitanao fa mampety azy fotsiny raha sendra tsisy verre à pied.
10. ndrena ( 23/05/2006 11:54)
Ka ny raharaha dia ilay mere ihany zao no hanao azy fa tsy za ko
11. booboo ( 23/05/2006 11:57)
:-D:-D
12. tisera ( 23/05/2006 14:01)
Ny ahy ny zanako tena tia tiramisu be tsy misy ohatr'azy dia izay no hataoko. Sady tsy mety "raté" mihitsy satria tsy miditra lafaoro no tsotra be.
Atody :3
Mascarpone : 250g
Siramamy arak'izay tiana eo
Dia biscuits boudoirs
Vovoka cacao na chololat patissier nokikisana
Café 1 bol mamitsara (ny ahy ataoko déca satria @ ikotokely)
Dia inona moa fa tsy dia sarahina fotsiny ny tapotsin'atody sy ny tamenany dia kapohina miaraka ny siramamy sy ny tamenany ary kapohina ho "neige ferme" ny tapotsiny dia afangaro @ mascarpone ireo . Dia lemana @ kafe tsirairay ny boudoirs dia atao anaty plat na moule dia rakofana ilay fangaro mascarpone dia tsindriana boudoirs nolemena kafe indray dia ampifandimbiasana eo ka kendrena mba ho crème no eo mabony dia asiana vovoka cacao noir na chocolat patissier nokikisana . Atao anaty frigo rehefa voasarona film tsara dia mihinana afaka 12h na mahery. Ny entrée ataoko taratare -na trondro : izay mora na saumon , na truite na lotte na afangaro : fisahina manify kely koa dia asoka anaty ranona voasarimakirana vao nopotsehina miampy aneth sy sira kely dia rarahana huile d'olive kely @ farany . Asiana tomate cerise sy oeuf mayo dia vita - tsy be kinendina .
Ny laoka izao no mbola tsy hitako izay hatao fa iza no manan-kevitra ?
13. Fanja1 ( 23/05/2006 15:40)
tisera ça à l'air bon mmhhh merci fa ataoko io
14. Rafotsy ( 23/05/2006 16:01)
ndrena:

Ka ny raharaha dia ilay mere ihany zao no hanao azy fa tsy za ko


Ka io ange no hanomezana recette tsy sarotra mba hanampiny père ny zaza dia mba mipetrapetraka i mère e !
15. tisera ( 23/05/2006 16:04)
Zà kou aloha mbola hanandrana ny re-7 n'ilay gateau au citron io é! Fa mbola miandry four :cry::cry: Simba lé anay mantsy fa ilay micro-onde -ko izany hoe combi izao hoy ry vazaha é! Dia efa nanaovako rôti sns... dia nety fa nanandrana nanao tarte aho fa tsy tafa tsara ohatry ny four tsotra ( na à gaz io na éléctrique) . Dé izay ange ilay mahatonga ahy manao io tiramisu io foana : gâteau tsy mila lafaoro .:!:
16. diamondra27 ( 24/05/2006 15:28)
miam miam mazotoa doly
17. cutie ( 24/05/2006 15:44)
:miam::miam::miam::miam:
18. vale ( 25/05/2006 14:39)
rafotsy> saotra betsaka fa nahazo resety vaovao 1 indray izany(l)
tisera> hay ve tsotra be ohatrizany ny fikarakarana ny tiramisu e, misaotra fa azoko indray iny aloha:-D:-D:wink:
19. dadabe ( 26/05/2006 10:29)
entree :ovy+karaoty +mayonnaise (salade)
resistance:tsaramaso sy henomby matavy
salade maintso
aperitif (cafe -sns...):miam::miam::miam:
20. vale ( 26/05/2006 10:52)
wééééé =D kay dadabe ko mpanao lakozia an,nanafin-talenta ftsn h@ izay:o :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1064