fete des mères

21. tisera ( 28/05/2006 14:53)
:-*:-*miarahaba ny reny rehetra tratry ny fety ô! nanao ahoana ny sakafo? nazoto homana daholo vé e?Tsaramaso maina sa tsaramaso lena no nataon'idadabe ? ny lehilahy tena tia an'io ka @ fetin'ny ray izao io mihitsy no ataoko an!:°):°)
22. Fiffi ( 01/06/2006 02:56)
tisera: nga rehefa fetin'ny ray de ny lhl no manao lakozia ?
23. tisera ( 01/06/2006 06:30)
mbô ataoko kosa moa @ fetin'ny ray ny nahandro e fa izay sakafo tiany no hatao é! ny andavanandro mantsy izany aloha raha sahirana @ zavatra hafa aho dé mba manao izay vitany eo ihany izy na dia hoe tsy ilay tia manao lakozia be ireny aza; fa dia tena an'io tsaramaso sy hen'omby io mihitsy ange no tian'ilé rain-janako é!... sady efa ela be indray io no tsy teo ambony vilia tato aminay : ny azy io tsy mila vary intsony izy fa iny ro maridrihitra iny fotsiny no hinanany ny hena dia mazoto erry!
24. Fiffi ( 01/06/2006 09:31)
ntsoo
25. fiaritiana ( 02/06/2006 07:34)
Misaotra Rafotsy t@ lé recette a! tiako be io sady zà rahateo koa mitady entrée atao @ Pentecote!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8855