Ho avy i Rossy
41. pika
(
09/06/2006 06:50)
eh ka ny mlg anie ry Fiffi diso olon'ny fo loatra fa tsy olon'ny saina e mbola resaka sentiment no mibahana betsaka
na izany aza efa hita fa mba misy fiovana kely ihany e
oh fotsiny vao niongana i deba angaha nisy radio nandefa hiran'i Rossy izany matahotra angamba @ izao anefa dia efa heno foana
efa tsy dia misy mivaky loha firy intsony

43. gena
(
10/06/2006 13:01)
Rado:akfm kdrsm avy lasa fanavaozana
Elye Rajaonarison Mfm lasa avi
bodo leader fanilo lasa dadou
ny ainga sefrera lasa avi
sareraka mfm lasa mpomba an-dravalo
mahaleo nanao t shirt Ravalomanana mihintsy any anaty fim (mahaleo)
jaojoby arema hatramin'ny naha olombelona azy
ho faranako eto ny fitanisana fa ny tiako ho lazaina dia izao. tsy afa misaraka amin'ny artista amin'ny tany an-dalam-pandrosoana ny fianana an-davan'andro izay midika ho politika. raha tsikeraina i Rossy fa lasa mpanoplo-tsaina ara koltoraly ny amiraly dia tokony ho tsikeraina koa ny ambiny rehetra. raha didiana fa tsy misy mahazo manao politika intsony ny artista dia tsy hisy zava-banona eto,mba jereo ny firenena hafa eh. Bresil mpihira rasta ohatran'i rossy minisitry ny culture,miriam makebe efe minisitry ny culture tany guinee i malraux tao frantsa sn,s sns fa ny gasy hoa hafa eh:

45. lepouta
(
30/06/2006 11:33)
Raha ho avy hanatsara zavatra izy?inona tokoa moa no olana?Hanohana candidat ,milay izany ! hijery spectacle gratuit indray izany ny mpokona ! Ho avy handoto rano moa?! dia ao anaty rano lotoiny izy no ho voasasa madio tsara!Tôko izy manana ilay hira hoe:avelao ho avy izay ho avy.Sa ahoana hoy ianareo?
46. ninonati
(
13/07/2006 20:56)
ravatorano:
mody aiza
fa angah efa any nedala no mody ? huihihihih
io reefa fifidianana d taitra dhl eh toy ny sobakaka ambodiriana ! ka aleo taitra mialou sao afara vao mahavaky takotra ! hihihihih
aleo ho avy zay ho avy e hoy ny hiran i rossy !
ka io enie ry namana no mba isainana na dia kely fotsiny az'e . Raha tena Gasy ianao dia mahalala tsara fa tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka , ka raha izaho le iry tsy matin'ny hambo toy ny taloha intsony hoe " izao efa manan-karena izao e " ny harenan'ilery anie hatreo am-baravarany ihany e .Tokony hisaina izy ry namana mpankafy azy fa sao voafafan'ny ny ataony toy ny teo ka sesintany , ka na tsara hira aza ka ratsy saina miala maina e
47. bibilax
(
15/09/2006 22:11)
slt daholo mba heritrereto ihany ny zavabitany rossy aty ivelany aty e, rehefa mahazo amboara @ zavakanto izy de andrandraina be hoe malagasy sy hoe ,,,,, sns fa rehefa tsy ilaina izy de anaovana teny marary sy rahonana , aza manao anzany fa samy malagasy e, refa misy interte anao @ ilay olona de fantatrao izy fa refa tsisy de ailika mmmmmm ilay fisainana tena tsy izy mintsy raha izany ,