Fa maninona ny lehilahy no....... ?

41. FARAGELO ( 07/05/2006 05:03)
lohateny: Fa maninona ny lehilahy no ....?
Efa namaly moa i Fiffi fa tsy general ilay cas izany hoe tsy lehilahy rehetra akory, ekena,
Fa kosa tokony mba misy etudes approfondies kosa ny amin'ireny fa matetika mitovitovy ilay cas, fa misy anomalie aloha ao @ izay lehilahy manao an'izay; tsy hiteny antsika raha tsy habibiana ilay izy, raha zay moa no marina de efa biby fanahy izy zay dia tokony efa hita taratra eo @ fiaraha monina, sinon les evenements circonstanciels toy ny drogue ohatra,
fa mampalahelo na izay mpanao an'azy na ilay niharan'ny hery setra !!
42. Fiffi ( 07/05/2006 12:11)
FARAGELO: @ fomba ahoana tokoa moa no tsy halahelo ? ny olana manko de zao: raha mba hoe farafaharatsiny mba efa ado ny ankizy hatao an'izao fahabibina izao , nefa na izany koa aza , tsy rariny mihintsy an!
Izany hoe ianareo lehilahy angamba mety tonga dia hihevitra hoe fa naninona ilay olona nanao an'izao ? hoe tokony heritreretina ny contexte arakin'ny voalazan'i Herimiafina , dia ianao koa ! saingy mino aho fa tahaka ahy daholo ny vehivavy hoe tsy ny antony nahatonga ilay olona hanao habibiana tahak'izao no andeha jerena voalohany fa ny zavatra nanjoa ny zaza ka halahelo sy haine no tsapa voalohany. Indrindra moa raha manan-janaka , satria ça ne peut arriver qu'aux autres.
43. papala ( 08/05/2006 10:33)
Efa lay lhl mihintsy no te hanao an'ilay izy, dia mody misotrosotro kely de hoe mamo? Fa amiko n'inon'inona ka hoe hatao etude ilay lhl fa maninona no manao izany? dia tokony hasiana làlàna enjana be mihintsy amin'izay tsapany tsara izany hoe potika izany ny tenanao!Betsaka mihintsy izao ny lehilahy tsy azo antoka sady ratsy saina! koa mitandrema sy mba mieritrereta tsara ry lhl!
44. Fiffi ( 08/05/2006 12:45)
aleo mitandrina marina. Angamba tokony hoe hasiana exemple kely dia ho hitan'ny olona rehetra dia mety tsy sahy hanao an'io intsony .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.262