Fa maninona ny lehilahy no....... ?

21. Fiffi ( 05/05/2006 14:28)
ny a ndray d tsotra ihany ny valin-teniko:ty ny solution haingana indrindra sy sazy henjana indrindra, ary ity mintsy no lalàna tokony hivoaka: tongana d tapahana ny filahian'ny lehilahy ze tratra manao izany!na mety hahafaty azy aza! @ zay tsy misy sahy manao tsony fa iny mantsy tena mihatra @ aina mintsy!
marina mihintsy ny anao ry vahatra22 satria ho saziana ary ho voasazy koa ve aloha ? Hita manko @ zao fotoana izao , inona no tsy voavidim-bola ? ka raha ho saziana koa ary ilay olona , hijanona am-ponja firy taona ? firy volana ? sans compter ny recidivité !!!!
22. Herimiafina ( 05/05/2006 14:38)
Ny punition anie tsy voatery solution foana e!

"On guerrit les maux non pas par les symptomes mais par la cause".

Ny punition kanefa dia tsy maintsy omena mba hi-servir d'exemple na dia tsy manana valera ambony hanafongana ny ratsy aza izany.

Tadidio fa ny VICE sy ny RATSY rehetra dia processus continu eo amin'ny fiainana, misy foana ary tsy mety foana mihintsy, ny PUNITION anefa mety ho foana ary voafetra ny faharetany (12ans d'emprisonnment contre plusieurs siecles de crimes, sns).

Ny fototry ny olana dia ny degradation ny société mihintsy, ny fihemoran'ny fiaraha-monina noho ny complexe duel "fivoarana - fahantrana".

Tadidio fa tsy io tovolahy io irery no acteur ao anatin'ilay contexte, Misy CONTEXTE ao nahatonga ilay zavatra hitranga.
Any no fototry ny olana.
Isika olombelona mantsy dia zatra mitsara sy tsy mijery afatsy izay tiantsika jerena hany ka jamba eo anatrehan'ny tena antony na fototry ny olana mitranga.

Tokony jerena ny contexte nahatonga io toejavatra io nitranga? Toy ny hoe:
-Manahoana ny fitaizana azy dahy.
-Nahoana no nitranga izao toejavatra izao.

Ary io dia misy contexte similaires foana fa tsy ny LEHILAHY rehetra akory dia manao izao sy izao na dia mahita foana azza ianareo amin'ny gazety.

Raha raisina amin'izay izy dia lasa mi-generaliser.
Ny problematika vaovao izany izao raha tena te hanafoan any oalna toa izao isika dia ny hoe: "Nisy ve niezaka namamtatra na namakafaka ny CONTEXT nisy nahatonga io olana io"
23. Fiffi ( 05/05/2006 16:17)
Ny fototry ny olana dia ny degradation ny société mihintsy, ny fihemoran'ny fiaraha-monina noho ny complexe duel "fivoarana - fahantrana".
Herimiafina: io aloha dia azo hekena , fa kosa na dia misy dia misy tokoa aza ve ny dégradation ny société , @ maha-olombelona ny tena , nahoana no zaza tsy manan-tsiny no hanaovana habibina ? raha samy hanao habibina hiany , maninona raha ny olona mitovy hry @ tena no hasiana ?
Tokony jerena ny contexte nahatonga io toejavatra io nitranga? Toy ny hoe:
-Manahoana ny fitaizana azy dahy.
-Nahoana no nitranga izao toejavatra izao.
Tokony ho jerena hoy ianao ny contexte nahatonga an'io zavatra io. Fa"Nisy ve niezaka namamtatra na namakafaka ny CONTEXT nisy nahatonga io olana io" angaha kosa dia andeha hiditra @ zany aloha raha vao mahita ny zavatra mitranga ? Raha mba hoe zavatra hafa dia mba azo niheritreretina hiany hoe "fa naninona" ? "fa nisy inona?" Mba mafy anie ny mahita zavatra tahak'izao ka dia ny ao an-tsaina voalohany aloha dia ny firejena io lhl io sy ny fiheritreretana ny habibina vitany.
Ary io dia misy contexte similaires foana fa tsy ny LEHILAHY rehetra akory dia manao izao sy izao na dia mahita foana azza ianareo amin'ny gazety.
Tsy nilaza kosa aloha hoe ny LEHILAHY rehetra no manao an'izao sy izao . Fa misy ny lehilahy , ary nametrahako ny fanontaniana hoe " Fa maninonany lehilahy no manao an'izao" satria tsy ny vehivavy kosa aloha no hahavita na hanao an'izao.
Raha raisina amin'izay izy dia lasa mi-generaliser.
Tsy hoe mi-généraliser anie an! fa ataoko hoe "misy ny lehilahy" zany ary satria marina aloha fa tsy ny lehilahy rehetra no manao an'izany . asa raha efa nisy ny vhv ni-violer zaza tahak'izao ?
"Nisy ve niezaka namamtatra na namakafaka ny CONTEXT nisy nahatonga io olana io"
marina mafy raha mba hisy hiheritreritra an'izany ? fa fahabibina mahatsiravina be zao ve dia hananana saina aloha hoe fa naninona no nahatonga azy hanao an'izao ?
24. Herimiafina ( 05/05/2006 16:22)
Fomban'olombelona retsy no tiako hambara teo fa tsy hoe njy akory ry Fiffi an!

Ny loza sy ny sampona anie tsy lany eto antany e! vao tamin'ny herin'andro izaho izao no nahita ankizikely de zanaka olona mpianaka ihany ilay ankizy, zanak'ity renimpianakaviana sy ny zanany lahitokana. Mahagaga ny maheno izany an!

Saingy rehefa jerena ilay contexte de ahitana antonjavatra maro lasa hatrany amin,ny exclusion sociale satria criminelle ilay reniny ary tsy no-accepter-n'ny société tsony na dia efa nanefa ny saziny aza.

Ny nahagaga ahy tamin'izay ohatra dia ny reaction an'ity akama iray hoe: "no-violer-njanany ny reniny ve?"

Kanefa tsy izay ilay izy fa nisy consentement ihany tao tamin'izy mianaka. Complexe d'Oedipe ohatra. Ny fiaraha-monina no meloka eo anatrehan,ny sampona toy izany raha atao hoe sampona izany. :@
25. Fiffi ( 05/05/2006 16:37)
Herimiafina: an3 kah ! zah anie tsy niheritreritra hoe zah no manokana no voatendry an! fa mba milaza zah hoe : marina mafy raha mba hanan-tsaina andeha hanadihady ilay contexte fa ny fo feno halahelo akia no tonga dia hita koh !
26. bellla ( 05/05/2006 17:07)
Mampalahelo mitsy ky ny toy izao ry Fiffy a.:(:(:(:(
Mbola mitady ny tena mihidy tsara ve sa efa fahavoazana e. Zaho alou mieritreritra fa tena devoly no mandrisika azy ireo hanao habibiana toy izao fa tsy ny tenany intsony ny mitondra azy.
27. Vaika ( 05/05/2006 17:50)
"Fa maninona ny lehilahy no manao an'izao ?
Efa azon'ny rehetra angamba fa tsy ny lehilahy irery no manao izany. Porofo tsotsotra : betsaka ireo vehivavy voaheloka : participation passive (vadin'i Dutroux !) na participation active (Myriam Badaoui, affaire d'Outreau).
Ka raha azo atao dia avadika kely ilay fanontaniana : "inona no mahatonga ny OLONA manao izany ?"
Ao ny niteny fa habibiana, devoly ets... Azo hekena daholo izany.
Tsy hadino fa ny olona adala ihany no mahavita habibiana toa izany. Psychitriquement atteint ary HP no mendrika ny pédophile ! Gadraina ve ? Ny taux de récidive : 60%, castration chimique ? taux de récidive 28%. Gadraina mandra-pahafaty ? Manana zo daholo ny olona tsirairay na ny ratsy indrindra azy.
Fa somary hanipazako hevitra kely ity
raha ny hevitro aloha de hezahana izay ahafahan,ilay zaza tsy ahatadidy izany refa lehibe izy
Vao mainka loza ary lasa mitipozipozy ny fianan'ilay zaza. Ny traumatisme ohatran'ireny mantsy (Traumatisme unique !)dia mitondra ny fiainana rehetra aty aoriana. Misy ankehitriny ny thérapie hahafahana miady ny traumatisme ohatran'ireny sy ny ESPT (Etat de stress post-traumatique) miaraka aminy ary tena mahavelom-panantenana tokoa ny résultats (ireo victimes d'agression sexuelle, attentat, accident grave, guerre ets...), fa azo atao loha-hevitra hafa ny momba an'io.
Farany, mba efa dingana lehibe tokoa raha mahare fa tsy an-kanafinafina sy tsy resaka mahamenatra intsony ny afera gravy be ohatran'izao. Efa tsara na tsy ampy aza, maro tokoa ireo victimes taloha ka tsy mba nisy nitsetra fa nafenina ny fahavoazany.
28. cutie ( 05/05/2006 22:07)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 05-05-2006 13:02:01
Lohateny : Re : Fa maninona ny lehilahy no....... ?
Mipetraka zany ny fanontaniana hoe "Fa maninona ny lehilahy no manao an'izao ?

-Voa omaly zah nahita fa rain-jaza koa nanolana ny zanany vavy kely vao 6 taona monja . De androany indray ankizy vao 8 taona.

Fa naohoana ? fa nahoana no zaza tahak'izao no hanaovana zava-tsy mendrika tahak'izao na dia mafy tahakan'inona aza ny fanirina ?

ny fahenoko azy matteika, de we matetika hono nisy nanao an'reo ry zareo taloha de lasa tonga ho azy miverina @ dry zareo ndray ny nahazo taloha de manantaranaka e :-D:-D:-D:-D
29. Vaika ( 05/05/2006 23:03)
cutie : misy fahamarinany ihany ny voalazanao nefa toa eo amin'ny 50% ihany ny victimes-ny inceste no mamerina ny fahavoazany amin'ny hafa. Ny antsasany ambiny izany dia ahoana ? Etsy an-danin'izany dia tsy ireo victimes-ny inceste rehetra no mampibaby ny hazo fijaliany amin'ny taranany na zaza hafa !!! Olona mitapy ho'a ireny ka ny hôpitaly no atao tsara hidy.

30. cutie ( 05/05/2006 23:14)
vaika
50% victimes
de 50% efa mitapy mitsy
31. Vaika ( 05/05/2006 23:21)
Kanefa tsy izay ilay izy fa nisy consentement ihany tao tamin'izy mianaka
Ra-HM a ! 6 ou 8 ans tsy misy consentement mihintsy : inceste. Ny tian'i toi ambara angamba dia ny cas-n'ireo efa olon-dehibe (majeurs) : "attirance sexuelle génétique". Matetika mihatra amin'ny mpianaka na mpiray tam-po voatery nisara-toerana ela be (ary tsy mifankahalala na nifanadino), be dia be ny témoignage amin'io resaka io fa tediavo amin'ny net.
Ny maha-samihafa ireo cas roa ireo (inceste et attirance sexuelle génétique) dia ilay consentement mihintsy, indrindra fa ilay taona. Fa somary tsipihiko ihany fa tant que mineur ilay zaza dia tsy misy consentement mihintsy. Tsy midika anefa izany fa rehefa majeur ilay zaza dia tsy inceste intsony, sanatria !
32. Vaika ( 05/05/2006 23:22)
50% victimes
de 50% efa mitapy mitsy
Mitapy daholo ankia a ! Pas de circonstances atténuantes !
33. cutie ( 05/05/2006 23:25)
zany ve, na ny victimes aza ve?:roll:
34. Vaika ( 05/05/2006 23:30)
Ny victimes dia ireo mihezaka manorona ny fiainany na dia voaloto aza. Ireo izay manao agression sexuelle kosa dia efa sokajin'ny bourreau. Sa ahoana ?
35. cutie ( 05/05/2006 23:34)
ka mizara roa koa anie le victimes e,io lazainao io zao ny ray de ny ray njay le mamerina ny fahavoazany t@ hafa.
oups toa lasa 50% mitapy de 25% victimes, de 25% tsy avotra tsony :-D:-D:-D
36. Vaika ( 05/05/2006 23:39)
Ndry kosa e !
Sokafy ny loha-hevitra statistika ary dia amin'ny manaraka tohizana indray e! Bisous.
37. cutie ( 05/05/2006 23:42)
handeha dodo nga ,za koa bn de bizz e
38. Fiffi ( 06/05/2006 04:20)
cutie: jereo kosa ity ora ? :-D:-D:-D:-D
Vao mainka loza ary lasa mitipozipozy ny fianan'ilay zaza. Ny traumatisme ohatran'ireny mantsy (Traumatisme unique !)dia mitondra ny fiainana rehetra aty aoriana. Misy ankehitriny ny thérapie hahafahana miady ny traumatisme ohatran'ireny sy ny ESPT (Etat de stress post-traumatique) miaraka aminy ary tena mahavelom-panantenana tokoa ny résultats (ireo victimes d'agression sexuelle, attentat, accident grave, guerre ets...),
marina izany fa mba manao an'io ve aloha ny mpitsabo any dago ? raha ny fahitako aty ivelany manko dia aman-taona mihintsy ny fanarahana ny ankizy voan'io. Na efa lehibe aza satria mety mampijaly azy na dia resaka fanambadiana aza.
39. Vaika ( 06/05/2006 20:36)
manao an'io ve aloha ny mpitsabo any dago ? raha ny fahitako aty ivelany manko dia aman-taona mihintsy ny fanarahana ny ankizy voan'io
Marina ny anao fa ny any Dago mbola tena manahirana be ny resaka prise en charge psychologique izany. Na ny aty ivelany aza dia mbola taraiky be mihintsy indraindray.
Ny hoe aman-taonany indray dia ny analyse angamba no tianao lazaina amin'izany ? Raha psychanalyse dia tena maharitra ela mihintsy ary en plus-n'izany dia tsy misy obligation de résultat ny analyse. Ary mety sady ho very vola ianao no mety ho very fotoana tokoa. Faha-150 taonan'i Sigmund androany fa na izany aza dia tsara ho fantatra ihany fa 1/32 pathologies no mba fahasitranana azo avy amin'ny analyse au bout de 2 ans !!!(rapport INSERM izay no-censurer-n'i Douste Blazy !). Hialana tsiny ireo mpankafia ny analyse fa somary voadona kely.
Fa efa maro ny thérapies hafa mahafa-po ny clients amin'izao fotoana.
Tsetsatsetra tsy aritra : raha sendra misy mila fanampiana amin'ny professionnel dia aleo mijery tsara : zo-nao ny manadiady ny psy ho fidinao (dîplômes, taux de guérison pour une pathologie donnée, expériences...), fa maro ireo mpivarotra lasopy ka sao voafitaka.
40. Fiffi ( 07/05/2006 03:47)
Vaika: izany hoe ny entretien psychologique aloha dia raha ny tena marina dia tokony hisy ary haharitra koa , nefa moa miankina @ fihatraikan'ny zavatra nahazo ilay olona hiany io . Ny zavatra tena mampalahelo ary efa nisy tokoa dia ny tsy fahasahiana mijery lhl , indrindra ny fanambadiana , eny na dia efa aman-taona aza no nisehoany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4435