Tiko izy nefa izy tia olonkafa

81. sonwin ( 03/05/2006 17:19)
:°)sary fotsiny io ka:^)
82. cutie ( 03/05/2006 17:20)
tsy olana koa raha vhv aza izy :-D:-D:-D:-D:-D
83. sonwin ( 03/05/2006 17:23)
mhhh, fa inona izy anefa no mety koakoa?:°)
84. cutie ( 03/05/2006 17:24)
njaso alou izy hipoitra eo e :P
85. sonwin ( 03/05/2006 17:26)
:-D efa ho avy eo izy ka:-D
86. cutie ( 03/05/2006 17:27)
ndao alou tsika sy toi ny hiresaka fa izy tsy eo :-D:-D:-D:-D
87. sonwin ( 03/05/2006 17:29)
efa miresaka ange isika zao, tohizo ny kozy aza ;-)
88. cutie ( 03/05/2006 17:31)
aona io lohahevitra io zao :P
89. sonwin ( 03/05/2006 17:33)
raha io no jerena dia miala no mety ka,raha tsy hoe angaha hiaritra trefle, ahona ny hevitry toi amin'io?
90. cutie ( 03/05/2006 17:37)
mitovy:P
91. sonwin ( 03/05/2006 17:39)
sahala :P
bye ndry fa hande hahandro kaly aloha:miam::miam:
92. cutie ( 03/05/2006 17:40)
bye de antsoy za refa masaka:miam::miam::miam:
93. sasa ( 04/05/2006 07:21)
tsy hay tsony izay vavy sy lahy :-D:-D:-D
94. sonwin ( 04/05/2006 08:25)
sasa izao vavy sa lahy? :°)
95. xxx ( 04/05/2006 09:40)
aza manaiky viravirain'ny olona fa miandrasa ny anjaranao fa hoavy eo foana
96. cutie ( 04/05/2006 09:45)
sasa koa zao tsy haiko na vavy na lahy:-D:-D:-D:-D
97. toovs ( 16/05/2006 13:42)
[quote=xxx]

satria enao manipulé.
98. mendrika ( 16/05/2006 18:43)
Tena tantara nandalovako kou io, zao ry xxx ah tsy tia anao izy matoa zany no fanapahakeviny, andramo ange miaraha amin olokafa é, ra tezitra izy na tsia, ra tezitra izy dia tohizo ny fiarahana aminy, ra tsy tezitra izy dia miala fa aza miaraka aminy tsony
ary mba manàna moa hambo-po, asehoy fa tsy mitamby aminy, soyez positive.
hohitanao fa ianao ihany dia mahavaha io olana io
za niaraka tamin olona hafa nisedrako na tia ahy izy fa tena tsy nahazaka, io olona io zao no lasa vadiko amizao
bon courage xxx
99. colar ( 18/05/2006 09:05)
ny ahy njay alo ny hevitro de zao e,tsy tia anao izy matoa sahy miteny we refa tonga ny tiko de bye enao,mampalahelo ana enao fa ra baviko enao zao de ozy za we ,ipitsiho izy de manaova antson fo na madehana maka rivotra alo fa hijaly eo fona enao,mahaiza mampifaly tena mba tsy hamoifo,avy aty manao vac 4j ohatra,8O8O8O,misy cousin ko rolahy aty sao de mba lay anjaranao ihany ohatra:-D:-D:-D:-D:-D
100. xxx ( 19/05/2006 07:35)
Merci @ conseil rehetra. Fa zao ny pb, misy olonkafa tia ahy fa tena mahagaga fa izy irery ihany no mitazona ny foko ray manontolo, tena manontany tena aho hoe inona ny antony fa tsy voavaliko hatr@ zao. Tena mijaly zany hoe tia fa tsy tin'olona, en plus izy no 1er amour-ko ko nga tsy loza ny fijaliako @ zany. Aza manody!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1879