Tiko izy nefa izy tia olonkafa

21. kala ( 29/04/2006 07:23)
raha zà ndray aloha refa tsy zà no tompony de aleoko tsy manana reitsy ê!:wink:

aleo any an-kafa manorina fitia sa :?::?::?:
jereo ange reny akanjo reny ê! na tsara sahala amin'inona aza ny doublure :roll::roll: tsy hitan'ny ol ny hatsarany afa-tsy izay mitsirika azy ihany:twisted::twisted:

de hanaiky hatao an'zany ve:?:

:-w:-w:-w:-w ihany aloha ê!


22. totofy ( 29/04/2006 07:29)
marina zany ry kala :*:*:*:*:* :aleo any an-kafa manorina fitia sa
23. kala ( 29/04/2006 07:37)
zany mitsy ê! fitiavana natao hahasambatra ve no hampiferinaina lava eo 8)8)8):D:D

diniho tsara hoa de aza matimatin'ny anio fotsiny :wink:
24. pissoa ( 29/04/2006 08:27)
Hihihi, rehefa sasana ny akanjo dia avadika vao misy mahita ny doublure :roll::roll:
25. sonwin ( 29/04/2006 08:32)
xxx> raha vao miaraka amin'ny sipany taloha izy dia iny koa enao no miaraka amin olona hafa ka, vetivety izy dia adinonao, dia mba hiserano tsindraindray izy mitsam refa mampiaraka enao amin'izay marary kely ny fo n leiry :wink:. Aza matahotra hijaly izany fa ny 1 andro ihany no tsy zaka, avy eo ok ok.
26. fentra ( 29/04/2006 11:25)
Ra zah no eo @ place nao de tena avelako any iny !tsoriko aminao f zah sipa no miteny aminao eny eh!tsy amiko le izy ka otrany we mora² no miteny anilay izy ! fa zao eh ! adaboy izy ,enao nie tsy ho alainy noho ilay vadibeny mitsy eh! ataony fiandrasana ny kofany fotsny enao d refa tong ny bandnyd tsy fatany enao!diny mbola tsy misy fifamatoran lalina de ipitsio fa ratsy be ny toinizany ! ny aretin ho azo,ny saina simba ary ny ataorako de enao ho simba ny hoavinao! sady enao anie bandy fa ts kofa eh ! mahereza de mieza manadino azy fa ho potika ny fiainanao ra mitoy zany !mitadiava sipa hafa fa reo arany tsy lany !8)
27. kiali ( 29/04/2006 11:43)
reveo kambony ry xxx an! refa tsy mampaninona anao!
28. kiali ( 29/04/2006 11:44)
aza miheno zay lazain'i kala zany fa zah aza doubler-ny !:lol::lol::lol::lol:(vazivazy ko io an!)
29. cutie ( 29/04/2006 14:13)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 29-04-2006 03:09:47
Lohateny : Re : Tiko izy nefa izy tia olonkafa
i cutie zao efa misy tompony fa na de izany aza tiko fona ! ihihihi! (vazivazy io ry cutie an)

ataovy ihany ze hampime ahy de avy eo gaga we manin za no manao hihihihihihi foana :-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. Fiffi ( 29/04/2006 14:48)
marina nelah ralay an!! "tano ny azo fa sarotra ny mila"
na mampijaly aza ve ?
31. vale ( 29/04/2006 15:01)
xxx> marina fa maharary ny hoe hiala à olona iray raha mbola tiana na in na in antony , nefa raha izaho ianao dia ny miala ny fanafodiny, satria toy ny nataony fila-tsy mahita ianao dia rehefa tonga ny tiany dia ialàna,:oops:
manaraka izany koa raha miala aminy ianao dia andro maromaro fotsiny no halahelo, fa rehefa mahavita manadino azy @zay ianao, dia na ianao aza ho fière @ tenanao hoe tena vitako ihany :wink:

Izay dia mahereza fa efa nitsotra taminao izy izany ka dia raiso ny décision:wink:(l)
32. kiali ( 29/04/2006 19:21)
fiffi>ka refa tia izy de zay no "essentiel" eh
cutie>ka tsy marina aza ve ny teneniko ihihihi
33. vale ( 29/04/2006 20:34)
enao kiali an:wink:, raha vhv enao dia nahazo vahana ny resaka bigamie, polygamie,ets..:oops:
34. kiali ( 29/04/2006 21:00)
vale>:-D:-D:-D=((=((=((
35. fasaly ( 29/04/2006 21:07)
:°):°):°)
36. kiali ( 30/04/2006 07:08)
ka nareo koa tiko daholo eh! i vale, i fasaly, i pissoa, i kala, i cutie.... de iza koa re eh??? mialatsiny @ zay adino!!:lol::lol::lol:
37. Fiffi ( 30/04/2006 13:51)
kiali: tsara zany raha tianao daholo ny sipa rehetra ato ! fa andremo fotsiny tsy hampijaly fa hanaovanay tambabe eo vao taitra an! :-D:-D:-D:-D:-D
38. vivi ( 30/04/2006 16:27)
fantako akia fa tia ndry nefa misy fotoana ho tonga saina ndry , tsy mila ny hevitrin'ny hafa akory ndry d tsy tia azy intsony , fa @ manaraka akia hotrireny d atao revy sy analana azy fotsiny akia izy a!, na d tia aza ndry fa tokony niomana ihany ndry , sady toa efa tsy lamody intsony akia zany amoureuse zany , fa raha vao tia anie akia d araraotiny bandy foana e!, mitadiava solony , d ndana manao shopin , manaova manja b mivoaka ny trano , d hampisehopy azy zany ny sipa fa milay na tsy misy azy aza , zai ihany d afaka io. izy angaha beau b , fa ndry no manja noho izy akia , matoa akia izy mijapy gauche droite d tsy matoky valeur akia !, bandy milay akia iray ihany no alainy d hampitsiny indray ny eo fa tsy maka 2 zany!, ary ataovy tahaka ny mahita chinkingunia rehefa mahita azy , fa fay izy , ary ny action zao ny manao azy fa tsy rehefa lay sipa tonga eo , fa @zay izy tonga saina tsara mihintsy,manao mikata b ndry , noho ndry ny anaovandry anizany fa tsy noho ny @ an!, manao zay mahafinaritra andry e, mihinana glace , chocolat..., jerevo ndry zao tsy lasa mince b , aza manaiky ataony bandy anizany akia , za aloha efa tratra ka fay fa tsy solution akia lay tia b,
39. ravakamalala ( 30/04/2006 16:52)
pissoa:
Sa tsy mijaly tsara

:-D:-D ndry ty!!?!
40. Tokinao ( 30/04/2006 21:22)
ts voavakiko daholo aloha ireo hevitra rehetra ireo r'zareo fa désolé. fa ny hevitro de ny hoe : ialao raha toa ka tsy mety miova hevitra mihitsy. Aleo anie hono diso miavona toy izay diso tia hoy ny fitenenana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1279