Tiko izy nefa izy tia olonkafa
65. mamzelkely
(
02/05/2006 07:46)
ary ra anjahona am cocoty minita ve ry totofy ts halemy hatram tôlana kosa :°):-D:-D
66. totofy
(
02/05/2006 11:16)
sô dé potika injay ra avela ela be ao anaty cocoty , tsy misy ho raisina intsony indray !:-D
68. texe
(
02/05/2006 12:21)
xxx tonga de raiso ny decision fz aza miadry azy zany ianao fa taraiky eo
69. kiali
(
02/05/2006 14:25)
cutie:
kiali tsy misy mpamaly ve :oops:
:-*
i cutie zany no tiko refa tsisy amaly nareo :oops:
71. totofy
(
02/05/2006 15:30)
zelkely : ka amizay malemy tsara ko
sy misy ho tsakoin' ny vazana intsony , mitsako tsy misy eo.
xxx avelao hidaboka any é , manorona hafa no mety
sy misy ho tsakoin' ny vazana intsony , mitsako tsy misy eo.
xxx avelao hidaboka any é , manorona hafa no mety
76. Herimiafina
(
03/05/2006 16:38)
Ry lanitra malala ô! tena partout mintsy ity mifandamoro ity klé. mivadika atsy ambadika atsy misy iray, ato indray misy iray, sao de mba taraikya za ny tenanany klé? hehehehe:-D
77. diamondra27
(
03/05/2006 16:56)
HM: 'za koa manomboka leo fa be kombaka loatra le izy e! tahaka'izay tsy nasianal e dinika oe: ampio 'zahay mivady fa lasa mampianadratsy
78. cutie
(
03/05/2006 16:57)
Mpandefa : Lalah [ Valio ] 03-05-2006 20:37:52
Lohateny : Re : Tiko izy nefa izy tia olonkafa
F angaha i cutie sy kialy tsy samy vhv no mifampi-tsoda? nareo an!
i kiali ve de ho vhv e :-D:-D:-D:-D