Sujet BAC série A @ ity taona 2006 ity...
41. marozevo
(
08/05/2006 14:44)
Fa tsy Rossy no olana eto akory, fa ilay iraika lahy amin'izy efa-dahy... Azon'i Fiffi ve ? Ary asa na marina na tsia koa... za tsy dia siora loatra.
43. marozevo
(
10/05/2006 19:02)
Mba valio kosa ny namana ry Achia ah... Dia ataovy koa hoe i marozevo koa tena GT mihitsy... Za koa manko tsy mahazo ....
44. toovs
(
01/06/2006 10:53)
raha mba mety hampisokatra sy hananan'ny sasany tohan-kevitra ve de tonga de hotapahina fotsiny ny resaka. sa tsy tianao hanana hevitra matanjaka ny olona sasany. mba avelao ny sasany hampitombo fahalalana e. tsy izany v no tena but an'itony forum itony e. mba hifanakalozana hevitra.
modio fanina hoe tsy misy an'ity adihevitra ity akory ato de aza valiana koa ra ohatra ka manahirana ny sainao ny fisiany ato e
modio fanina hoe tsy misy an'ity adihevitra ity akory ato de aza valiana koa ra ohatra ka manahirana ny sainao ny fisiany ato e
