Arimalala

161. kala ( 02/05/2006 12:52)
dadabe:

totofy :-w:-w:-w:-w humm ary mianatsy ny mahasahy lety izany le , anjaso fa hivoka tsy ho ela ny FILM an'ialahy

titre :" TOTOFY BANDINANAKIVY " o^oo^o:°)

Hivoaka ato ho ato fa efa mandamina azy zah io :wink:


inon daholo ity:evil::evil::evil:

162. ari.malala ( 02/05/2006 13:01)
kala, kalm ena fa in aza ty e
163. kala ( 02/05/2006 13:14)
:oops::oops::oops::oops:hay tokoa moa i ari no topon'ny sijé
164. pissoa ( 02/05/2006 13:35)
totofy:
dadabe mou namako ô

dadabe:
yeeuuhhh de avokako moa le film an'ialahy oo
=))=))=))=))=))
165. mamzelkely ( 02/05/2006 13:54)
fa nanin tampoka teo kala :( :-*:-*
166. totofy ( 02/05/2006 15:09)
Hery a! vonjeo a fa mitady hanao film hono dadabe dé za ny "rôle" , nefa sô dé tsy maloha vola izy après :lol::lol::lol::lol::lol:
167. totofy ( 02/05/2006 15:14)
dadabe hanao collaboration ihany aho , ity ny musique : titre ny hira "dadabe mou namako ô ",
dé ny feony mbola omeko @ manaraka ihany fa ,ny musique an' i Taimpo Gaigy :-D:-D:-D:-D
168. totofy ( 02/05/2006 15:16)
andray diso ny tonony no omeko @ manaraka ka! fa tsy ny feony :lol:
dadabe ra izao no mitohy tsy tafiditra any @ fanjakan' ny lanitra za marina a! :-D:-D:-D:-D
169. sasa ( 03/05/2006 04:45)
:-D:-D:-D:-D:-D totofy mitandrema elah fa za anie ka efa victime an'i dadabe io e! efa nivoaka tato koa ny film-ko sady orera le izy an
170. diamondra27 ( 03/05/2006 05:49)
ary aiza tokoa izao i solitika be e!

victime an'ilay film ve?
171. mamzelkely ( 03/05/2006 06:04)
hihihihi tempo gaigy mits veuu ny BO an le flim ry totofy =))=)) mitanjema marina aaa:-D:-D
172. ari.malala ( 03/05/2006 06:15)
sasa, ay toko mo njy le efa tratra=))=))=))=)) za efa nahita an'iny=))=))=))
kala, manin njy?:-*:-*:-*
173. dadabe ( 03/05/2006 06:29)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 03-05-2006 09:45:36
Lohateny : Re : Arimalala
totofy mitandrema elah fa za anie ka efa victime an'i dadabe io e! efa nivoaka tato koa ny film-ko sady orera le izy an
kiii nisy erera kely fa aleo alefako @ mnaraka :°)
:°):°):-$ le kasola ve :-D
174. diamondra27 ( 03/05/2006 07:04)
ié de miandry zahay e! aza ela
175. dadabe ( 03/05/2006 07:39)
:°):°):-$:-$
176. ari.malala ( 03/05/2006 10:49)
dadabe, :-d:-D:-D:-D:-D:-D le nalefanareo reny kooooo:-D eo d mody fanina eo =))=))=))=))=))
177. kala ( 03/05/2006 12:57)
178. dadabe ( 03/05/2006 14:17)
tsy kopy kala letie e:°):°)

fa i totofy aloha dia ahita angano i toi io e!:°):°)


tototfy be dabonaka moa namako ooo:(:(
179. diamondra27 ( 03/05/2006 16:23)
dadabe: :evil::evil: raha ampijalianao totofy-ko an
180. totofy ( 03/05/2006 19:24)
diams : merci ,
dadabe : fa inn zany da bonaka :lol::lol::lol::lol:, fihinana ve zany é!
za ko maika be hijery ny film an' i toi , fa inn ny rôle an' i toi ao , réalisateur fotsiny ve ?
ny tantara ngé an' toi zany fa za acteur fotsiny é :-D:-D:-D tsy tokony hovaina ve ny titre hoe :
totofy dans : "dadabe lé bandynankiviana ":idea::idea:, woooaaayyy dadabe lé contrat mbola tsy vôsounia , ahan , "za tsy hanao ", refa tsy hanao sounia toi dé toi ihany izany no milalao =))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0603