Broke Back Mountain
81. mandrindra
(
08/06/2006 07:35)
raha mbola midoboka ohatran'io dia voavinanaiko amin'izay ny antony fa confirmer-o aloha hoe mbola rapida sa tsia :D
85. mandrindra
(
08/06/2006 14:28)
misy afo miredareda eo akaikin'ny fo dia lasa midobodoboka rapida be nohon'ny hafanana :-D:-D:-D
95. mandrindra
(
09/06/2006 22:58)
tamy aho e:-D:-D
iny aho fa efa mitsofoka tsikelikely ato anaty solosaina :-D:-D
iny aho fa efa mitsofoka tsikelikely ato anaty solosaina :-D:-D
97. mandrindra
(
12/06/2006 08:40)
fa anverina fa tsy maintsy ahena hono fa mavesatar loatra ilay fichier dia tsy zakan'ilay adsl :-D:-D
