Broke Back Mountain
21. cutie
(
18/05/2006 12:01)
tara @ le tsy hitanao teo ka:-D:-D:-D:-D
22. mandrindra
(
18/05/2006 12:15)
ky gravy be zany tara amin'ilay ny sasany marary zany le
23. cutie
(
18/05/2006 12:19)
:-D:-D:-D:-D
fa tokony ho in :-$
24. mandrindra
(
18/05/2006 12:26)
25. cutie
(
18/05/2006 12:28)
hi depaase an'le marary zany:-D:-D:-D
26. mandrindra
(
18/05/2006 12:31)
27. cutie
(
18/05/2006 12:33)
28. mandrindra
(
18/05/2006 12:46)
29. cutie
(
18/05/2006 12:51)
30. mandrindra
(
19/05/2006 10:58)
31. mandrindra
(
19/05/2006 10:59)
tsy mba te hiara-sambatra amiko angaha i cutie ?:D
32. cutie
(
19/05/2006 18:36)
te ka, misy an'zany njay ve ho handa :-D:-D:-D:-D
33. mandrindra
(
22/05/2006 14:24)
ho entiko any antanin'ny sambatra ianao zany :-D:-D
34. cutie
(
22/05/2006 19:05)
35. mandrindra
(
22/05/2006 19:34)
akipio ny maso aloha fa ho hitanao eo rehefa tonga
36. cutie
(
22/05/2006 19:41)
ahoana ny ahitakoa zy raha hikipy ny masoko:roll::roll::roll:
37. mandrindra
(
22/05/2006 19:46)
mitsikilo tsindraindray ka :-D:-D:-D
38. cutie
(
22/05/2006 19:47)
mitsikilo we mety ve sa tsy mety :-D:-D:-D:-D
39. mandrindra
(
22/05/2006 19:54)
mety io ka, sady vao maika matsiro :-D:-D
40. cutie
(
22/05/2006 19:56)
hay efa nandramanao nga:-D:-D:-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0558