Broke Back Mountain

141. mandrindra ( 21/07/2006 12:38)
le maso ka:lol:
142. cutie ( 21/07/2006 17:48)
:-D:-D:-D:-D
efa haiko fa zay ny valiny :-D
143. mandrindra ( 25/07/2006 12:40)
hitanao tamin'ny inona :-D:-D
144. cutie ( 25/07/2006 19:50)
t@ maso:-D
145. mandrindra ( 27/07/2006 20:39)
tsara maso an :lol:
146. cutie ( 27/07/2006 20:56)
zao nga vo kobo :lol:
147. mandrindra ( 27/07/2006 21:05)
ko zah tsy tsaramaso fa kabaro ko :-D
148. cutie ( 28/07/2006 00:19)
lol
za tsy tia kabaro
149. mandrindra ( 01/08/2006 19:20)
satria ve tsy mangidy :wink::-D:-D
150. cutie ( 01/08/2006 19:32)
tsy mangidy nga reny :-D
151. mandrindra ( 01/08/2006 19:53)
ianao no efa nanadrana matoa milaza hoe tsy tia anie e :wink:
152. cutie ( 01/08/2006 19:59)
tsy matsiro ary e :-D
153. mandrindra ( 01/08/2006 20:02)
zah ko zany tsy ihinana :-D
154. cutie ( 01/08/2006 20:10)
tsaramaso ihany :-D
155. mandrindra ( 01/08/2006 20:16)
ao andramako :wink::-D
156. cutie ( 01/08/2006 20:23)
andramo :-D
157. mandrindra ( 01/08/2006 20:31)
efa masaka angaha :-D
158. cutie ( 01/08/2006 20:47)
masaho:-D
159. mandrindra ( 02/08/2006 20:43)
tsy mahay mahandro
160. cutie ( 02/08/2006 20:45)
mandainga :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4023