Ampio re zahay mivady e!

41. sasa ( 22/04/2006 03:49)
ary tena tsy azo hidirana ato raha izany fa adin'ny mpivady kay lé :-D:-D:-D:-D
azafady e!
42. pika ( 22/04/2006 04:41)
:-D matsiro kokoa angamba ilay misy adiady kely toa anareo sy cutie:-D:-D:-D

matoa ny mpivady tsy misy mifaditra na dia kely aza tsy mitena na mivoaka na miditra nainona atao na inona dia mihevera tena fa misy raha tsy mamely ao
tsy tena mifankatia intsony nareo mety misy mandefitra fotsiny ao dia indray andro any mety ho tantara be raha mipoaka
43. Fiffi ( 22/04/2006 05:22)
aleo izy mivady hiany no hamaha ny olona i cutie sy Herimiafina io an! aleo ireo hifandamina eo!:wink:
44. ando ( 22/04/2006 06:00)
tadiavo izay zavatra tena tsy tian'ny vadinao dia io no ilao vaniny aminy dia ho hitanao eo fa raha toa tsy mi réagir amin'io izy dia efa zavatra hafa indray dia mazoto ary e!
45. diamondra27 ( 22/04/2006 06:06)
HM: hay ve tsy tantinao le za tsy mba mibedy anao ireny e! hummmm andraso ary fa hanova toetra indray za an!

raha vao miditra eo @ varavarana eo tonga de bedesiko:evil:

:*:*
46. pissoa ( 22/04/2006 06:06)
Herimiafina :-*:-* asaivo mandeha aty amiko izy ary ampianariko kizintina sy be famaliana kely e, kely fotsiny, sa tsy mety :roll::roll::-D:-D:-D
47. pissoa ( 22/04/2006 06:08)
Hihihi, hibedy ony diams nefa ny oroka mandeha ihany =))=)) lasa mitsaoka eo io vao mangaina eo njy an =))
48. diamondra27 ( 22/04/2006 06:13)
ka zay no tadiaviny fa tsy tia ny oroko ange i HM e!
tsy be de be ohatran'ny ataon'ny sipany tsinona refa izy manao mission iny

jereo zao t@ kala tena :*:*:* be de be
de mamz koa zao @izao fotoana de pissoa koa efa nahazo de cutie de iza koa moa re e!
49. Fiffi ( 22/04/2006 07:26)
Herimiafina: tena resaka marina ve aloha izy ity sa hatsikana sy lalao eh ? satria arakin'io lazain'i hery io hoe Toa tsy normal ihany raha tsy misy miady sy mifanditra kely. Na dia resa-tsira fotsiny aza. Jereo fa sao dia tsy francs kosa nareo roa fa mody mangina be ao. Na izany na tsy izany , tsy izany ve no faniriana raha toa ka tsy misy pentina ny ao an-tokatrano ? ny olona manana olana isan-karazany aza efa tsy fidiny ho azy sy ireo miady lava ka indraindray mihafara @ famonona ka izany ve no tadiavinao koa ? Sambatra ianareo raha tsy misy adihady sy fifamaliana zany an! ho be ny mpitsiriritra fa mba torohy lalana ry zareo mba ahita sy hihaina tahaka anareo zany satria toa feno fahendrena tokoa ianareo ary ho hatao fitaratra satria izany ny fanirina hanana fiainana miadana.
50. kala ( 22/04/2006 07:50)
fiffi > very fotoana eo fa tsy mahita hatao ndray i HM sady miandry vava latsaka avy amintsika fotsiny :roll: avy eo leiry :@ de :-D

HM > iza koa no manaiky sipan'elà.diam angah sady izy manankarena :* fa nenà ndray raha manaiky sipako dia miadiva aloha @'ilay vady be:twisted: zay vao mankaty..

f'inon ndray ity sjé ty ê!be zesta ndray fa tsy miady mitsy an!:-D:-D:-D:-D
51. xxx ( 22/04/2006 08:16)
kala kosa e! Fa angaha i Herimiafina tsy mahazo manana vady sy olana? :roll::roll:
52. pissoa ( 22/04/2006 08:17)
Wadray, i pissoa io nanoratra io :oops::-w:-w
53. Fiffi ( 22/04/2006 10:53)
fa nenà ndray raha manaiky sipako dia miadiva aloha @'ilay vady be zay vao mankaty..
mangala-badin'olona anie ny dikan'io ry kala eh! tokatrano tsy misy petina zao ve dia hasaindry hiady @ vadiny izy aloha dia ho sipaindry ? Fa nga koa akia ny harena hiany no mba jerena zay vao mahazo misipa ? :wink:
54. vale ( 22/04/2006 11:51)
Herimiafina:

Ka ny olaan izy ohatry ny mandefitra be de mahay mihafy be de vao maika zah tiany be raha vao manao an'izay! :@
hihi, adala!tssss:-D:-D:-D


55. diamondra27 ( 22/04/2006 12:21)
fiffi: resaka resaka, fa misy aloha mpivady tsy miady mihintsy fa miresaka tsotra fotsiny de milamina ny tokantrano. Vitsy dia vitsy anefa ny toa izany azo isaina @ ratsantanana, fa efa nahita aho.

Fiffi: marina mihitsy ny anjy fa mangalabadin'olona sady mampiady izany mamporisika olona oe: miadiva @ vadibe vao mankaty izany.

kala: hummm, njy an! efa nahazo feu vert de mbola mahay vava an!:-*:-* tezerako eo njy na iadivako tampoka eo an :evil::evil:, nefa moa iza indray ny hitaiza ny zanakay fa njy ihany no mahazatra azy
Tanjemo sao ampianarinjy toetra ratsy ary io junior-ko keliko io an!:wink:

HM 'zao mbola mandende any de tsy hay indray oe: oviana vao mipoitra eo fa raha vao tonga eo tonga de bedy be zany sady hiady?:-D:-D:-D:-D
Toa mampime le izy koa
56. Fiffi ( 22/04/2006 13:44)
diamondra: fa resaka serié ve aloha izy ity sa hatsikana sy lalao eh ? manjary raisiko serié be le izy klé :-D:-D:-D:-D
57. diamondra27 ( 22/04/2006 14:15)
fiffi: misy resaka serié io ambony io ka , le oe misy mpivady tsy miady
58. Fiffi ( 22/04/2006 15:47)
diamondra: ok :) fa sambatra aloha zany mpivady tsy miady zany an! :-*:-*:-* ndry
59. Herimiafina ( 22/04/2006 16:01)
Ny vehivavy expert amin'ny tsiambaratelo tany aloha tany ka raha te hiady dia ny fongaro ireny, hevitra iray hitako mety io hanetsehana adiady madinidinika.

Ny lehilahy mantsy expert amin'ny famohazana fota-mandry.

Mato ambola mahatonga ady izy ireny (resaka efa taloha) dia satria nandefitra foana ka tsy afaka tsara ny fo, hany ka na adino aza dia mbola ao anaty ao foana ilay alahelo sy reserve. :oops::oops:
60. Fiffi ( 22/04/2006 16:05)
Herimiafina: dia @ nao zany dia tokony avoaka daholo fa tsy hasiana sekiré ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1071