Ampio re zahay mivady e!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
22. Herimiafina
(
21/04/2006 21:27)
hery:
HM> Toa tsy normal ihany raha tsy misy miady sy mifanditra kely. Na dia resa-tsira fotsiny aza. Jereo fa sao dia tsy francs kosa nareo roa fa mody mangina be ao. Jereo koa fa sao dia mandefitra fotsiny ny herin-dehilahin'i Herimiafina ramatoa...
Raha tena tsy misy olana mihitsy dia na tena mifankatia tanteraka tsisy pentina na odiana fanina fotsiny ny olana dia ohatry ny tsy misy.
Tena eo indrindra le olana, be loatra ve le fitiavana ka mampandefitra sa tsy misy mihintsy ka mampi-tsy iraharaha? :-w
Anjaso aloha fa io efa tezitra io izy. :-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
23. Herimiafina
(
21/04/2006 21:27)
cutie:
an3 njay :-D:-D:-D:-D:-D
anjekaky oo :{:{
Zah efa falifaly ery fa hiady! tssssss:twisted:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
25. Herimiafina
(
21/04/2006 21:30)
Fa inona aloha le sujet iadivana e? Inona no mahatezitra atsika eo izao? hummmm :-w :@
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
28. cutie
(
21/04/2006 21:37)
tsy ho tantin'i toi za raah miady fa aleo le:twisted:(l)(l)(l)ihany :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
29. Herimiafina
(
21/04/2006 21:40)
Misy ohatr'izany indray ve? Ilaina anie ny miadiady kely e! Fitaizana fitiavana iny izany hoe :twisted:(l):twisted:(l):twisted:(l) de tokony (l)(l) ny iafarany. Iny no sakay amin'ity sakafon'ny fiarahana ity! :*
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
30. cutie
(
21/04/2006 21:44)
teren'i toi hiady zany za,nefa za te :twisted:twisted::twisted::twisted::twisted:fotsiny aloha
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
31. Herimiafina
(
21/04/2006 21:46)
Raha mandefitra amin'izao zah de rava ny ady, raha tsy maniky aho de tonga de ady, tsy aleoko miady! :-D
Fa na dia izany aza (l):*:*:*:*(l) foana aloha.
Fa na dia izany aza (l):*:*:*:*(l) foana aloha.
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
33. Herimiafina
(
21/04/2006 21:49)
Tairo ary izay tairinao fa tsy mitsatsaka koa ny aty e! Ampahafiriny! :twisted::twisted::twisted::twisted:
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
34. cutie
(
21/04/2006 21:52)
loza zany ho raikitra ihany ty ny iafarany :twisted::twisted::twisted:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
35. Herimiafina
(
21/04/2006 21:53)
Inona no raharahiako na ho raikitra na tsia, tairo e! Zah koa tsy miala! :twisted::twisted::twisted::twisted:
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
37. cutie
(
21/04/2006 22:10)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 22-04-2006 02:40:07
Lohateny : Re : Ampio re zahay mivady e!
Misy ohatr'izany indray ve? Ilaina anie ny miadiady kely e! Fitaizana fitiavana iny izany hoe de tokony ny iafarany. Iny no sakay amin'ity sakafon'ny fiarahana ity!
Miverina
ty aza no nandrasan'i toi:
aleo hisaraka mitsy fa efa ela no samy nifanirikiry htramin'ny 1:evil::evil::evil::evil:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
38. Herimiafina
(
21/04/2006 22:12)
Kay leity e! Tsy misy olana kah, rehefa izay koa moa no tadiavinao maninona tsy notenenina hatramin'izay, tsy raharahako, lasa ianao, misy tamy foana eo, ny olombelona mbola misy 6 miliara! :twisted::twisted:
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
39. cutie
(
21/04/2006 22:16)
6 miliara nga no betsaka any :twisted::twisted::twisted:
tsy hahita fa antsoiko todim-pitia:twisted::twisted::twisted::twisted:
tsy hahita fa antsoiko todim-pitia:twisted::twisted::twisted::twisted:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
40. Herimiafina
(
21/04/2006 22:24)
cutie an! Tena tezitra angah toi? Azafady! :-*
Midira karajia vetivety hoe na hafatra fa aelo ity size ity ho eo aloha.
Midira karajia vetivety hoe na hafatra fa aelo ity size ity ho eo aloha.