Ampio re zahay mivady e!

1. Herimiafina ( 21/04/2006 18:41)
Mba mila vonjy aminareo re e! Mba ampio izahay mivady mba ahita karazana olana entina iadiana fa tena calama be loatra le tokantranonay de sahirantsaina be izahay.
Efa telo taona izay tsy mba nisy na adiady majinika aza na fifamaliana kely, izahay rahateo koa tsy mahay miteny ratsy sy manompa.
Miangavy re mba omeo karazana olana mba hahafahanay mba miady indraindray an dia kely fotsiny aza e! :@
novalian'i cutie ny 03/05/2006 17:40
2. Herimiafina ( 21/04/2006 18:48)
Kay leity an, adinoko ny nanao xxx ohatry ny rehetra. :evil:
3. Ralay ( 21/04/2006 18:55)
=))=)) Soa ihany fa elà fa tsy nampino raha olonkafa :D
4. Herimiafina ( 21/04/2006 19:22)
Tena le solution leisy efa hita hoe mila miadiady fa le probleme izao no tedavina.

Fomban'ny olona mantsy io e: mitady probleme amin,ny solution efa hita mialoha, hehehehe=))=))
5. Ralay ( 21/04/2006 20:03)
Dia efa tsy blem tsony njay le izy zany knou raha efa hita ny solution hahaha :D
6. vale ( 21/04/2006 20:07)
^^ inn ty tediavin'i herimiafina oe é?!!hihi, mba prezanteo kosa alou le vady fa nenay zao ny fantatray de kala dia diams de.....(le tary @ mariazy miara-mizotra iny e):wink::^):^):-*
7. Herimiafina ( 21/04/2006 20:08)
An3, le blem mihintsy no tadiaviko eto izao e! mba itanisao moa fa tena milamina loatra klé! hehehehe:-D
8. cutie ( 21/04/2006 20:36)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 21-04-2006 23:41:36
Lohateny : Ampio re zahay mivady e!
Mba mila vonjy aminareo re e! Mba ampio izahay mivady mba ahita karazana olana entina iadiana fa tena calama be loatra le tokantranonay de sahirantsaina be izahay.
Efa telo taona izay tsy mba nisy na adiady majinika aza na fifamaliana kely, izahay rahateo koa tsy mahay miteny ratsy sy manompa.
Miangavy re mba omeo karazana olana mba hahafahanay mba miady indraindray an dia kely fotsiny aza e!

tsy normale zany :-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 21/04/2006 20:39)
vale:

^^ inn ty tediavin'i herimiafina oe é?!!hihi, mba prezanteo kosa alou le vady fa nenay zao ny fantatray de kala dia diams de.....(le tary @ mariazy miara-mizotra iny e):wink::^):^):-*

Ireny sipa kah! :-$

10. vale ( 21/04/2006 20:52)
:-D:-D ty HM 'ty!!:-D:-D
izao indray aza e :wink:, aza manome cadeaux mintsy oh rehefa anniv na st valentin sns.. dia manaova masika beu, dia innn koa re e,:roll:de manaova milles bandes,dia midongy an-kanina,dia bdbbbbbb:wink::-D:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 21/04/2006 20:53)
Ka ny olaan izy ohatry ny mandefitra be de mahay mihafy be de vao maika zah tiany be raha vao manao an'izay! :@
12. cutie ( 21/04/2006 20:59)
:twisted:
13. Herimiafina ( 21/04/2006 21:04)
Tratra klé. Cutie: ao aza e: :*:*
14. cutie ( 21/04/2006 21:06)
nga vitan'io fotsiny :twisted:
15. Herimiafina ( 21/04/2006 21:07)
Mifona re e! ao fa ampitomboiko (l)(l):*:*:*:*(l)(l)
Anjekaky oo :{:{
16. cutie ( 21/04/2006 21:08)
tsy mbola vita ny fifonana koa:twisted:
17. hery ( 21/04/2006 21:10)
HM> Toa tsy normal ihany raha tsy misy miady sy mifanditra kely. Na dia resa-tsira fotsiny aza. Jereo fa sao dia tsy francs kosa nareo roa fa mody mangina be ao. Jereo koa fa sao dia mandefitra fotsiny ny herin-dehilahin'i Herimiafina ramatoa...
Raha tena tsy misy olana mihitsy dia na tena mifankatia tanteraka tsisy pentina na odiana fanina fotsiny ny olana dia ohatry ny tsy misy.
18. Herimiafina ( 21/04/2006 21:10)
Eo moa re e! Mifona moa re e! Milelapaladiha, aza ilaozana zah fa ampiadaniko njy! (l):*:*:*:*(l)
19. cutie ( 21/04/2006 21:13)
ndao hiady aloha :twisted:
20. Herimiafina ( 21/04/2006 21:25)
cutie:

ndao hiady aloha :twisted:

Hummmm, tezitra be angaha njy! Ity izany no adintsika voalohany raha izany an. Tairo aza fa toa manja be izy izany! hummm hummm :@

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4176