aza be sesta moa e

361. totofy ( 16/05/2006 19:11)
:?::idea:
362. diamondra27 ( 17/05/2006 07:55)
aleo hanao spekta fotsiny haka plasy tsara

totofy: hay ve nisy an'izao tato e! tena tsy naharaka aho klé

dadabe: atao inona le plansy?

de aleo aloha himémé kely:-D:-D:-D:-D:-D:-D
sao de misy mizara pop corn any ho any sy glasy fa tsy te-hirata tsony ny akama;

tena hatsikana sy lalao izy ity ry 'zalahy
363. totofy ( 17/05/2006 09:38)
diams :
totofy: hay ve nisy an'izao tato e! tena tsy naharaka aho klé

:roll::roll::?:
364. diamondra27 ( 17/05/2006 15:22)
totofy : k'efa oe: tsy naharaka koa mbola:roll::roll:
365. totofy ( 17/05/2006 16:13)
diams ::*
366. dadabe ( 18/05/2006 00:49)
=D=D=Do^o
367. dadabe ( 18/05/2006 08:05)
reveko le izy a, hatrary ka hatraty =D=D=D

hay ve diams izany le sipa kotin'lah ry totofy a =))=))=))
368. totofy ( 18/05/2006 09:15)
ary elah ngé zany voan ' ny décalage klé :-w:-w...nga diams rery (l).....fa teneno izay efa an' lah dé tsy kitihako é:-D:-D:-D ... za ngé akama bonne é ... mbola vô virtualy ngé ty ry dadabe fa tsy tena izy é, nefa dadabe efa sarotiny sahady =))... ary dadabe mpanao eseky dé efa ela teto mbola tsy nametraka pion fôna ve klé=D=D... zé miditra eo dé vlan ... any amin' ny lava-piringa:-D:-D....namana tsotra ngé atramin'zao alou , fa tsy olon-tiana é ... + si affinités ....=))=))=))
resaka hihomezana io le zama :wink:
369. dadabe ( 18/05/2006 10:18)
okay lezama a:°)

pion less zah tsy manana , ny sipa zah tsy mahazaka :( ....apenaro fa tena doma e...mba ampiakaro less ny niveau -ko a, sady zah tsy saropiaro izany satria tsy mahazaka :(:(:( sambatra lah ry zama
370. totofy ( 18/05/2006 11:34)
mody modeste be ve dadabe 8)8)! dadabe ngé oul okay bé ?=D=D
ny resaka niveau ngé tsy hoe farim-pahaizana dadabe é , resaka hafa indray zany :?::?:.... ny niveau an' ilay manala no notenenina ....jereo dadabe
humm milay izany ry adversa a

resaka akama ny eto fa tsy resaka conccurence na adversaire a! dinoho tsara le zama a!:-D:wink:
371. dadabe ( 18/05/2006 14:08)
hihi tena vaovao marina toi ry zama , fa aleo ihany aloha haka pil.......:-$ :-D:-D
372. totofy ( 18/05/2006 14:28)
az'omena tsiny fa vahiny é :-D:-D:-D
373. totofy ( 18/05/2006 14:33)
za mantsy namana vao², dé mba atoroy hevitra za:-D:-D:-D
374. kelly13 ( 18/05/2006 16:05)
lolllll njaso klou fa tsy inspiree direkitirisy
375. diamondra27 ( 18/05/2006 16:20)
kelly13: njy aza vao reraka avy nanao mission koa .

Aleo mijery fotsiny fa aza miditra.
Kanefa misy hidirany ihany satria t@ le resaka tetsy ambony tetsy nisy nidiranjy de avy eo niala pas njy tsy hita , de 'zao indray efa hiravina ny lanonana vao ho tonga de mety hisy 2 ème tour indray 'ty raharaha 'ty

376. totofy ( 18/05/2006 17:41)
diams , inn dray ity 2è tour ity , nga tsy 1é tour dé vita:lol: ary raharaha inn kay ?
377. dadabe ( 19/05/2006 01:39)
kelly13 tonga soa toi kou e
378. kelly13 ( 19/05/2006 15:42)
diamondra lollll ka zay no tsy nananako inspiration, vizaka nanao mission impossible! fa na izany aza tsy hisy 2è round ty resaka ty ka, aiza kosa d hifamaly virtuel fona zao v, otsan'ny c trop puéril a mon avis! dadabe, tonga soa moi kou comment e? lolllllllllll!fa dadabe kay firy taona d firy ny zafikely? tsy efa hiainga any v ny zafiafy sy ny zafikitrokely??? mdrrrr. totofy, hatramin'izao tsy azoko le dikan'ny ps-nao! totofy=totofana @ fomba mandidy sa tôtôfy diminutif christophe??? mdrrrr
oay, toa lasa lava be, aoka hilamina fa sao....
379. totofy ( 19/05/2006 18:59)
:?::roll: zay ve vô misy inspiration klé ..:-$
maninn dray ty ps-ko : tsara lôtra nga , sady tsy totofana no tsy diminutif zany io , ny tantara dé tokony "tom" no tao fa efa nisy betsaka tato amin' ny serasera dé tsy maintsy mitady hafa :idea::idea: donk naka totofy mba akaiky ny tof sy top ôtran'ny "top Gun" na "tof gun" , odoyiéééé , sady mba partenairan' i kelly McGillis na kelly13:-D:-D(l)(l)
380. dadabe ( 20/05/2006 07:52)
:o:o:o:o:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0107