aza be sesta moa e
321. dadabe
(
06/05/2006 09:55)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 05-05-2006 21:11:43
Lohateny : Re : aza be sesta moa e
dadabe: hay ve enao ity be ady aman'olona tahaka izao e!
eo hikombaka kely indray ary e!
ary @ echec ny andry :wink:
dadabe > ialahy ange tsy mahatanty raha tena misy mivoaka eo ê! ndehana manao lasopy aloha sa ronono no mety "milk shake":-w:-w:*:*
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
nony tonga mou toto
dé kivy be dadabô
ekena less bedabonaka a=D=D
328. sasa
(
09/05/2006 03:33)
sonwin:
ary efa kobon'i sasa ny tabonak'i bedada kle :^):^)
ye efa koboko mintsy lety e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
dadabe hi hihih sekiré angaha?
mamzelkely fa iza marina akia no hikombaka :?::?:
329. totofy
(
09/05/2006 10:25)
diam's :
okay hitovizana io , ho soratako ao anaty diary sy boky volamena
zelkely : fa iza no hikombaka : za hivarotra gilasy eskimo giladibe : gil
de tanjemo sao de be zeste eo totfy fa zà tsy tia olona be zeste an
okay hitovizana io , ho soratako ao anaty diary sy boky volamena
zelkely : fa iza no hikombaka : za hivarotra gilasy eskimo giladibe : gil
331. dadabe
(
10/05/2006 15:17)
ye efa koboko mintsy lety e!
dadabe hi hihih sekiré angaha?
mamzelkely fa iza marina akia no hikombaka
:wink::wink::*:-$
339. dadabe
(
12/05/2006 12:16)
anjekaky ooo
rey razako oo :{:{
tena io aorianako io le totofy
aleo maka pilansy misy somisika sy pipitsokatra sady nalona ao anaty asidra klou de apetrako ao @ derikako ao de raha mitetateta aty amiko io totofy io dia ho may ao ny bibiny :°)

340. totofy
(
12/05/2006 12:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
vonjeo fa lasa adala dadabe rey olona é miteniteny foana
alefa eny amin' ny 18 ve ?
vonjeo fa lasa adala dadabe rey olona é miteniteny foana
alefa eny amin' ny 18 ve ?